O letia ry fijo aaaa!
1. simplex
(
25/08/2008 21:49)
ahoana ihany ny fandehan'ilay secta an'la iny fa toa misy secta vaovao vao mitsangana atsy ambany tsinanana atsy :^)
sao dia mba mila ovaina ny komity foibe kle :P
mety hirotsaka visy prezida manko za :°) ;-)
"miteraha mamenoa ny tany"
^:^
novalian'i fijo ny 29/08/2008 21:20
2. fijo
(
26/08/2008 21:18)
hahaha ny krispijo dia mbola sekta velona tsara ka.
ary averiko fa ny antsika ny tanjona dia ny fanataterahana ilay teny masina voalazan'ny baiboly masina hoe "miteraha ka mamenoa ny tany"io dia adidintsika mpino sy mpikambana rehetra ao anatin'ny finoana krispijo.

5. Koditra
(
28/08/2008 13:46)
Aza adino letsy ny manangana hopitaly maimaimpoana ho an'ny mpikambana a, dia asio maternité fa io no anisan'ny ilaina. :-D :-D
6. fijo
(
28/08/2008 20:07)
ary sakakely wa ampiharo ny teny masina voalaza fa tsy mihomehy fotsiny.
koditra an,ny antsika ny fiterahanaara natoraly ka,isika ihany dia mahavita azy;
koditra an,ny antsika ny fiterahanaara natoraly ka,isika ihany dia mahavita azy;