Le Regime Ravalomanana en perte de vitesse ou en vitesse de

1. patrick2002 ( 26/08/2008 14:13)
Le Regime Ravalomanana en perte de vitesse ou en vitesse de croisiere?
Izany no fanontaniana mipetraka amin'izao ,eo @ fandinihana ny raharaham-pirenena ,raha dinihana mantsy dia tsy misy afa ny nataony Ratsiraka t@ fotoan'androny no hataony ra-8 amin'izao, izay tsy miombon-kevitra @ dia mahazo olana @ fanjakana misy dossier mipoitra ,viol,cheque sans provision ,impots ,etc... etc.
raha dinihina koa t@ nahazoany ra-8 ny fitondrana dia ireo olona izay nanana fandava-tena hanasoa firenena, manana projet de societé, manana conviction fa miainga avy @ asa no hitondra any @ fivoarana ,ireny olona ireny no nameno ny lisitry ny TIM tany rehetra tany ,amkehitriny aho mahare fa miverina eo anivony TIM avokoa ireo AREMA taloha ,izay mahay mangala-bato ,mahay maka fitondrana ary mitazona ny fitondrana @ alalany lalana ,ireny rehetra ireny no mameno ny deputé TIM amin'izao fotoana izao.
Ka mipetraka ny fanontaniana ,tena izao ve no fanaovana politika any madagasikara ,izany hoe tsy maintsy managadra ,na mamono izay tsy mitovy hevitra aminao ,ary tsy maintsy mangala-bato na manova PV @ fifidianana ,raha te hitazona fitondrana ,fa ny fampandrosoana izay nodradradradraina impossible ,satria ilay rafitra mihintsy no tsy mampandroso.
sa tsipaky ny miala aina ny ataony ra-8 ka efa taona vitsy sisa no hampitsangana an'ity fitondrana ity .
répondu par penguin le 29/08/2008 13:54
2. lemenakely ( 26/08/2008 16:13)
patrick2002:

kOA inona moa no atao ahagàga @ zava misy @ izao fotoana izao ?Ny jiro manazava ny tanàn-dehibe (ANTANANARIVO)en tant que capital admnistratif aza ve nama tsy misy noho ny adilahy pôlitika ?Mampatahotra ny mivoaka alina efa ho erintaona latsaka kely izay !

Faly ery isika mitsikera ny tany afrikanina nefa dia sahiko ny milaza fa mbola be ny tany afrikanina mbola lasa lavitra noho i DAGO @ izao fotoana izao

Ny mampalahelo dia ny vahoaka no mihinanan ny kihony sy victime lava !!!
MAHONENA......
3. kidoropamba ( 27/08/2008 09:55)
Tsy misy vitesy perdu zany eo fa fandaniampotoana io ataontsika io miandry ny valin'ny hataka vola any amin'ny firenena vahiny.
Andraso ny filoha hajaina hilaza ny heviny ato ho ato dia ho rava hoa azy ity disadisa io ka ho oUaina be ireo mpanohitra miandrahandra an'i TGV nareo.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
4. penguin ( 27/08/2008 11:27)
Mba alefaso hoe jerena ny vitesse-n-lah. Karazan'ilay mpiantso vonjy koa miseho milay daholo
5. kidoropamba ( 27/08/2008 13:55)
hadinon'i TGV fa ny air force one ange mazana be e. Resaka vitesy io an.

Gadrao any izy ra-prezy a. Tsy misy olona ho sahy hanao sorona eo fa malalaka amintsika ny 2012 sy ny 2017 ary ny 2022.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
6. penguin ( 27/08/2008 14:08)
Elah koa rainitapy tsy miresaka fa tsisy Prezida hiaino resa-ketotr
7. naughtyboy ( 27/08/2008 14:21)
patrick2002 > le8 en vitesse de perdition no filaza azy.. :-D :-D ny firenena fotsiny no mila arovana tsy entimy iara milentika aminy..
8. kidoropamba ( 27/08/2008 14:34)
Mandeha ny resaka fa nangataka ny hihaona amin'ny filoha hajaina ingahy TGV. Tapina ny daomy sa?

Tokony feperin'ny ra prezy mihitsy hoe miAla ity TGV ity. Tairo sahala amin-dry Medivededy izy io e. Daroka foana fa tsy misy negosiasiON.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
9. naughtyboy ( 27/08/2008 14:41)
ozy patrick :
" sa tsipaky ny miala aina ny ataony ra-8 ka efa taona vitsy sisa no hampitsangana an'ity fitondrana ity "
io de tena marina ...ny tany rehetra zay manana fitondrana sy filoha mahay mampirindra ny fiainampireneny de miaina ankalalahana ny olompireneny,satria
zony zany ary sata sy hasina hajainy mpitondra isan'ambaratongany,efa voaisa ny androny io
za manokana de tsy te ahita anle 7+1 io taona vitsy2 intsony satria ihafoana ny fananana itombo ny fahoriany malagasy fa de iarahamahita eo mo ny tohiny..
10. penguin ( 27/08/2008 15:03)
Raha miala aina dia mba asehoy ny aim-boron'elah isany. Efa tsisy mpiandry tsatokazo mbola tsy ahatafidiran'elah isany baolina. Izany rehafa vendrana. Tsy henoin'ny vahoka satria mpilalao voro-maty
11. patrick2002 ( 27/08/2008 16:43)
zah aloha dia mahita hoe tsipaky ny miala aina ny azy eh! ,nefa hanaiky hiala mora foana ve izy ?
Tsia no valiny ,efa mazava @ rehetra fa maro ny halatra hataony ary na tsy procureure nianatra droit nandritry ny 7 taona aza ,fa mpianatra kely nianatra 3 mois t@ faculté de droit teny ankatso ,dia mahafantatra fa azo gadraina izy,
Raha ny lalana koa no jerena dia tsy tokony hilatsaka koa izy ,nefa hita fa tsy manana honneteté ity filoha-tsika ity, ka tsy mampaninona azy ny hilatsaka indray.
Raha filoha vonona ny hiala am-boninahitra tsy hanao gaboraraka hoatry ny izao.
Ny ahy ny mampalahelo ahy dia ireo dadatoa sy nenitoa ary zoky sy zandry any Madagasikara . :x :x :x
12. penguin ( 28/08/2008 11:41)
Efa hoe aza hilalaovana voro-maty ny vahoaka fa mijoro sy miseho amin'ity hoe maha-izy azy. Ankoatr'izay poakaty sy tsy hinanankanina ho an'ny vahoaka lazaina noana sy mitofezaka.
13. naughtyboy ( 28/08/2008 12:33)
ozy patrick :
" zah aloha dia mahita hoe tsipaky ny miala aina ny azy eh! ,nefa hanaiky hiala mora foana ve izy ? "Tsia no valiny

ekeko razoky fa zao nefa no aza adino ,inona no nahatafiditra azy teo safidimbahoaka de ohatr'izay ihany no fivoahany eo ary varavarana hafa no iandry azy ny fonja zay efa tsy vaovao aminy intsony..

" Raha ny lalana koa no jerena dia tsy tokony hilatsaka koa izy ,nefa hita fa tsy manana honneteté ity filoha-tsika ity, ka tsy mampaninona azy ny hilatsaka indray. "

efa betsaka erahamahalala ny lalana velona nohitsakitsahiny ity fahavalompirenena ity fa miandrona ireny itsarana azy tsy ho ela ,ny resaka honesty kalo de adinoy fa ny sense of integrity(fandavatena anasoa ny tanindrazana) aza tsy ananany zay takiana @ olompirenena ts1/1

" Ny ahy ny mampalahelo ahy dia ireo dadatoa sy nenitoa ary zoky sy zandry any Madagasikara ."
itovizako hevitra tanteraka tsy izy ireo ihany reo RAR,rahalahy sy anabavy rehetra manerana ny faritany sy firenentsika mijaly noho ny didy jadona sy iharany herimpamoretana ary fahoriana entiny ity fitondrana ity..tena tsy azo ekena fotsiny tsy azo odiantsy hita ireny rehetra ireny
14. kidoropamba ( 28/08/2008 12:42)
Izao kosa no mba sosokevitro ho an'i filoha hajaina Ravalomanana: Tokony hanamboarana pista aeropilany ao iavoloha ao. Ka, sanatriavina, ratsy ny raharaha dia tonga dia mitilina lasa any boligarY ny akama sy ny havana rehetra dia ho hitanareo fa hihanahAna eo ireo mpanohitra kamo be tenda.

Raha tsy izany kosa dia avereno ny ekipa solida tarihan'i patou tiramway. Iny amiko no bandy tena intelektiela tao @ governemanta hatr@ 2002. Tsy misy resaka firy izany aminy fa rehefa manadala dia daroka à la medivedevy ny azy.

Aza mitomany hoanay aty dago nareo fa tsy misy olana izany aty: efa mahazatra anay ity mijalijaly ity. Ny vavony izao efa zatra ny hena antsakin'ny ampahefany, vary tapa-kapaoka isan'andro ary menaka sotrokely isan-kerin'andro. ka raha ampitomboina io dia aretina be indray no ho azo satria efa tsy zatra ny vavony sy ny tsinay.

Ravalomanana ihany fa.... :x
15. penguin ( 29/08/2008 13:54)
Iza no handray sos-kevitr'olona mana-moly ary. Ato no miwawawa satria tsisy mpihaino. Izao lany rora izao rehefa vinaingitra miraraka antany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.213