Ny tena fomba fanaon'i satana
1. badboy
(
21/08/2008 21:16)
Mitovy ihany ny boky vakian'ny tsirairay dia ilay baiboly!! Misy anefa ny sahy mampiseho fa izy no mitana ilay tena fahamarinana!! Ny fomba hilazany sy hampitany ilay fahamarinana izay iringirininy ho tena izy dia ataony @ alalan'ny fanambarana tsongatsoramasina tetsy sy teroa!! Ireo no izy hoy izy manohy, satria ireo no tokony ho izy ary tokony hitambatra!! Rehefa dinihina anefa dia misy andininy hafa afaka miaraka tsara @ ilay notsongainy, ka raha ampisehoanao fa misy afaka miaraka hafa noho ny nasehony, dia avy indray izy mampiseho tsonga hafa mifandray @ ilay nasehony voalohany sy voatohitrao t@ andininy hafa!! Dikany, ireo no atambany dia satria ireo no tiany hekenao na izaho fa tsy dia hoe ireo no tena izy!!! IO ILAY FOMBA FANAON'ILAY ATSOINDRY ZAREO IREO IHANY HOE SATANA!!
Mailoa izay mamaky baiboly, aza manaiky tolorana fotsiny fa mamakia, mamakia hatrany mandrapahazo ilay tiany ho lazaina!! Ho hitanao rehefa mamaky ianao fa fanotaniana no betsaka noho ny valiny, fa tsy ny valiny tsisy farany izay mametraka avy hatrany fa efa takatra ny tian'ny baiboly lazaina ary fantantra avokoa ny hevitr'A/tra hatrizay ka hatr@ zao ka hatr@ ho avy, tahaka ny asehon'ireo mitoriteny tsisy farany!! Nefa na Jesoa zanany aza tsy nahalala izay tena hevitry ny Rainy!!
Antsaina mandinika, ampo miherotra!!
;-) ;-) ;-)

novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:49
4. ikaretsaka
(
21/08/2008 23:12)
hahahaha
efa fiteniko miverimberina eto foana moa ilay hoe
raha izay tiatianao momban'Andriamanitra (atao ohatra hoe ao anaty baiboly izany) ihany no tsimponinao sy ekenao fa izay tsy tianao sy tsy mety aminao na tsy azoazonao na manohitohina anao dia na lavinao na tsy tsimponinao na odianao fanina ...
dia tsy Andriamanitra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao!

5. fahamarinana
(
22/08/2008 09:56)
:arrow: badboy :mampihomehy koa ianao amin'ilay hoe teny tsy mila valiny...ka akory ary no ahafahanay mamaly zao ? :)
Misy iraisako hevitra ilay fanamarihana sasany lazainao eto.... Misy iraisako hevitra koa ny voalazan'ika sasany eo ambony..Zà moa ry reto sady tsy dia mahay ary na mamaky aza mazana tsy dia azo avy hatrany ny tiana hambara indrindra ilay Heviny tena izy arak'Andriamanitra.Mbola mila ezaka goavana avy amiko.... :( (l)

6. prime
(
22/08/2008 10:17)
Ny tena fomba fanaon'i Satàna dia miseho hatramin'ny nanombohan'izao tontolo izao...
Ny tsy fitovian-kevitra dia zava-misy ary ny tsy finoana ny tenin'Andriamanitra dia safidy... na Kristy aza dia niatrika izany tamin'ny fotoan'androny ka tsy ireo izay tena mpanaraka ny lalànan'i Mosesy (Fariseo, Sadoseo, mpanora-dalàna) no tena mpanao ny sitrapon'Andriamanitra kay fa ireo izay nihaino sy nino ary nanara-dia an'i Jesosy...

7. ikaretsaka
(
22/08/2008 15:12)
prime:

le fihevitra ny atao hoe "tenin'Andriamanitra" mihitsy no hitako fa problematique hatramin'izay: satria samy manana ny fiheverany io!
ao ny manao hoe
-Ampy hahafantarana sy inoana sy hanajana Azy ve ny teniny fotsiny? (Io le heo raha te hahalala an'i prime ve ahako ohatra de ze nosoratan'ny olona momban'i prime fotsiny de ampy tanteraka hahalalako an'i prime? zahako de anisan'ny mitsipaka an'io)
-Ny Teniny ve de baiboly fotsiny? dia mitovy ihany @ ilay hoe lalanan'i mosesy sy fariseo ireo manaja baiboly fotsiny eto fa ny andro fotsiny no tsy mitovy..satria tsy misy valaka @ hoe voasoratra ao anaty "baiboly/lalanan'i mosesy" izay dia atao..dia diniho tsara anie fa le izy ihany io fa evolue fotsiny e
- Raha te hahalala an'Atra amiko dia Tadiavina @ fomba rehetra Atra, Efa ny Teny tonga Nofo ary ny Nofo tonga Mofo e