Aiza enao e!

1. xxx ( 21/08/2008 11:55)
Mba miverena amin'izay moa e!
Zah mbola mila an-le kapoka lapoaly fanomenao ahy iny
Tsy misy hanalana azy intsony raha vao tsy misy anao e!
Efa tsy ato ntsony le mpankahala anao iny re!
Raha vao tonga enao de :-* :-* :-* :-*
2. xxx ( 25/08/2008 19:55)
sô dia lasa adala!
3. xxx ( 26/08/2008 07:29)
zah kou mba manonofy sisa :( we nankaiza ary izzy zay

lavitra any izy tsy mety hiverina intsony
inona ary nonahasodoka ny fony
angamba tamana izy any hoany
mamisavisa izany eto aho lasa vinany

snifff

fa na izany aza an

Aleo hiato satria tsy fitia tsy natao ho ahy tsy natao ho antsika
izaho mbola tia ianao kou minia milaza fa we tena tia tena tia
sniffff foana

mianjy lapoaly e

mirary soa


4. ni81 ( 26/08/2008 07:38)
zay vao mazava
5. xxx ( 26/08/2008 08:29)
zah kou mba manonofy sisa we nankaiza ary izzy zay

lavitra any izy tsy mety hiverina intsony
inona ary nonahasodoka ny fony
angamba tamana izy any hoany
mamisavisa izany eto aho lasa vinany

snifff

fa na izany aza an

Aleo hiato satria tsy fitia tsy natao ho ahy tsy natao ho antsika
izaho mbola tia ianao kou minia milaza fa we tena tia tena tia
sniffff foana

mianjy lapoaly e

mirary soa

Samy ao anatin'ny nofy isika zany, raha mba afaka mifandray manko lay nofy an, saingy nofy sisa... :snif: :snif: :snif: :snif: =(( =(( =(( =((
6. Lejoba ( 26/08/2008 08:47)
tano ho'ah ny azo fa sarotra ny mila
Teo an'ilanao hany aho rasipa no natositosikao, efa lasan'olona ny foko vao hoe voromanganao hany aho.... :-D :-D :-D
7. tsiambaratelo ( 07/10/2008 19:38)
xxx:

zah kou mba manonofy sisa :( we nankaiza ary izzy zay

lavitra any izy tsy mety hiverina intsony
inona ary nonahasodoka ny fony
angamba tamana izy any hoany
mamisavisa izany eto aho lasa vinany

snifff

fa na izany aza an

Aleo hiato satria tsy fitia tsy natao ho ahy tsy natao ho antsika
izaho mbola tia ianao kou minia milaza fa we tena tia tena tia
sniffff foana

mianjy lapoaly e

mirary soa






andraso eo ipaoly zany kou :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1434