COM hors jeu
1. badboy
(
21/08/2008 09:21)
Ny nahatonga ny tsy fahazoana médaille tany beijiing dia satria ny fianakavian'ny COM sy ny tenan'ny mpikambana ao no nentiny nitsangatsanga fa tsy ny mpikolokolo ireo atleta malagasy!! Ary izao izany vao fantatry ny ministeran'ny fanatanjahantena fa tsy talohan'ny nanomezan'ny ministera ny billet-n'ireo voasoratra anarana handeha ho any!!
Oay ireto isika e, oay reto isika fa mifandripaka toy ny biby an'ala!! :twisted: :twisted: :twisted:

répondu par kidoropamba le 22/08/2008 09:18
3. kidoropamba
(
21/08/2008 15:22)
Hadinon'ingahy Robinson kirisOE angaha fa nahazo medaly ny filoha hajaina tany beijinGY? sa fanahiniana ny tsy nilazAna an'izany?
Tezitra nesorina tao @ ministeran'ny fahasalamana ingahy Robinson ka mitady hanipy hoditrakondro @ filoha hajaina.
Fantatr'ingahy Robinson ny anaran'ny olona rehetra nandeha tany beijinGY. Raha tsy izany dia tokony mametrapialAna izy fa tsy mahay ny asany.
Tsotra loatra ny filazAna fa ingahy COM no nanao izao sy izao kanefa ianao minisitra no tany. Ary tsy resipAOsabla izay milaza hoe: nisy ny olana fa noho ny maha malagasy antsika dia tsy nandray fepetra aho fa niandry tonga aty dago vao mamely. tsssssss! tsy ministra resipAOsabla izany. Hoanay resiPAOsabla dia raha misy ny olana dia aroso avy hatrany ny vaha olana.
Matahotra ny voakipitika ity ministra Raobinson ity ka mitady miaro tena.
Ary azafady, aza adino fa nitondra medaly ny filoha hajaina avy any BeijinGY.
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina. ^:^

4. ratakktikk
(
21/08/2008 18:34)
Aza matohatra i Kidoropamaba fa ianao no hasolo azy eo tsy ho ela,, dia ho hita izay mba hafitsoky rangahy.
Ny tsy manao(tsy mahazo andraikitra) foana no miseho azy ho dadany sy mahay fa rehefa ampandraisina anjara tsy hita izay hapoakany. ohatra: i Kidoropamba.

5. kidoropamba
(
22/08/2008 09:18)
resaka resipAOsabla io. Anjaran'ingahy minisitra RaObinson ny mametrapialAna raha hitany fa tsy fantany ny asany. tsotra sady mazava!
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^