Ankamatatra momba ny vary ihany

1. Bita ( 21/08/2008 11:07)
Raha tsy tianao hitambatra (madity ny vary) rehefa mahandro azy dia ataonao ahoana ny mahandro azy?
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:43
2. RATOVOARY ( 21/08/2008 11:36)
Tsy asiana rano fa tonga de endasina tsotr'izao :-D :-D :-D :-D
3. endrika01 ( 21/08/2008 12:19)
Mitovy @zay koa,endasina fa rehefa somary doré iny ny lokony dia asiana rano @zay,endasina @menaka kelikely ihany,hi hi hi lasa varinapango njay:-P
4. dadabe ( 21/08/2008 16:29)
d mihinan'ny ampangony izany kle :°)
5. Stretch ( 22/08/2008 14:12)
andrahoina tsirairay =)) =)) =))
6. neo83 ( 22/08/2008 14:34)
"d mihinan'ny ampangony izany kle " "andrahoina tsirairay" hahahahahahaha
7. endrika01 ( 23/08/2008 03:43)
De raha vary 1 zany de handaniana rano firy sotrokely=))saribao firy girama,kitay firy sentimetatsa=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171