mahaleo ao amin'ny france o

1. xxx ( 21/08/2008 10:55)
NIsy tsy afaka nijery mahaleo tao olympia tamin'ny 2007 ve na mbola te-hijery?
http://www.programme-tv.net/divertissement/909715-mahaleo-live-a-l-olympia/
mbola misy indroa azo ijerena azy, jereo eo ankavanana
répondu par Lejoba le 22/08/2008 14:52
2. Lejoba ( 22/08/2008 14:52)
dia misy redif ny vendredi 22 à 16h15 sy ny dim 24 août à 18h . Samy franceô daholo
Miala tsiny fa izay indray vao tafaverina teto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0761