inona no tokony ataoko?

1. koloinah ( 21/08/2008 19:51)
efa niditra ny taom pianarana vao2 izahay ry zareo
dia manomboka koa ny fikarakarana ny hoavy.
aorinan'ny graduation, te andefa ahy any @ miaramila ny ray amandreniko, nefa aho te andeha unniversiter
lazaindry zareo daholo ireto zavadratsy ny unniversiter sns... fa hoe ny miaramila hono no tena tsara, sy tsy atahorana.
efa nanao karoka momban'ny unnif aho ary tsy maintsy mila ny fanampindreo @ resaka information familliale, fa refa miresaka momban'io aho dia ny miaramila fona no asesindreo
efa mitady hevitra aho mba ilazana @ireo hoe tsy te andeha aho, kanefa raha tsy mahita fanampina @ resaka unnif aho dia tsy manatsafidy fa tsy maintsy mandeha miaramila.
inona no tokony atoko ry zareo?
novalian'i cute ny 08/09/2008 21:12
2. salopard ( 21/08/2008 20:56)
jery atrika, aoka!
jery atrika, todik'ivoho, zay!
miaramila mokamoka , ts.tsSSssssssss.....
Tonga dia paompy, sy marche canard a!
tsy ampy dôzy aloha , fa sao misy any e!
sniff..Tcouff...
jery atsika! ahintsano! barakay!
3. Herimiafina ( 21/08/2008 23:26)
tsara ny miditra garde nationale saingy raha te hanana fiainana tsara sy mba misy tombotsoany dia aleo manao fianarana amin'ny oniversité aloha. Mamita Bachelor's na Master's satria ny armée mametraka annonce foana amin'ny oniversité ho an'ireo mpianatra akaiky hivoaka.
Ka raha tianao ny hianatra oniversité kanefa ny ray amandreny mamporisika hanao miaramila dia hazavao aminy hoe tsaratsara kokoa manana bagage avy amin'ny oniversité amin'izay mba lasa officier.
tadidio fa raha hanao pilote-na Blackhawk ianao na aeronef hafa ohatra dia tsy maintsy officier, izany hoe nahavita fara-faharatsiny undergraduate studies. :^)
4. fahamarinana ( 22/08/2008 09:21)
:arrow: miombon-kevitra amin'ny herimiafina ihany koa aho,aleo mianatra aloha maka diplome ary mba mahazo filaminana kely d'ici-là...azavaina azy ireo araka io lazain'ny herimiafina io hoe aleo mba officier e fa raha zao dia miditra dia mbola mazana ihany.Marina fa !mmisy hisondrotana ao fa au bout de quelques années de service sy formations sns...sns... .Mino aho fa raha hainao ny mandresy lahatra azy dia hanaiky izy... :) (l)
5. Stretch ( 22/08/2008 14:26)
(l) nareo angé manao an'izany fa raha azoko tsara ny olana dia tsy open ilay ray aman dreny e ! ka i koloinah am maha ankizy ao an trano azy dia sendra ny r a d be ati-doha , ka ry zareo zany manao chantage ny na tinao na tsy tinao e !
za aloha tsy any aminareo ka tsy arako ny system any aminareo fa ny manomboka vatatainy zany tena mbola ezaka be , mahereza retsy kely ary aza mivembena am hevitra fa mafisa atoka tsara manazava ny tian-driko atao sy hatongavana . :wink: (l) :wink:
6. Lejoba ( 22/08/2008 15:14)
Raha ny eritreritro dia olana ara-bola sy sosialy koa no tena antony safidin'ny RAR, sy ny faharesen-dahatra fa voafehy kokoa ianao any @ miaramila raha jerena ny hadalàna mety ho vitan'ny etudiants any states.
Ekeo aloha ny androany eh. Mino aho fa misy possibilités ahazoana bourse universitaire any @ miaramila. Tsy voatery ho milay aloha raha sanatria tsy zatra ilay discipline henjana ianao nefa ny olana; raha tsy mety mankany ianao dia misy fomba hafa azon'ny RAR anerena anao koa.
Mahereza eh
Dia ilazao vaovao ihany hoe inona ny niafaranao ahafahana mifanohana na dia ho soutien moral fotsiny ihany aza :-* :-*
7. naughtyboy ( 22/08/2008 16:52)
tsisy hafa ny @ civil ihany Uni miaramila ,ra ny tandrefana sy ny bekintana no jerena de manana institution academic goavana ny tafika ary misy structure lehibe anabeazana sy anofanana reo voaantso na voaray anao service oh:
- high school(secondary education zay misy anao @ zao fotoana =bachelor BSc,Bmath..) manomana officer cadet school fa tsy vatatay akory..
-higher education na university(undergraduate,post graduate ahazahoana academic degree etsy ambony Master,professionaldegrees ,professional doctoral MD/Dprof,research doctoral degree=PHD..)oh. ny US military academy na air force na naval sns..
Misy zay ilainao ra fianarana any @ miaramila aty ivelany arytsara rafitra,ra tsy tinao ny iditra rasil de betsaka reny organisation arakaraky ny firenena misy anao mamatsy na mampindrambola ny mpianatra ireny ka mba jerijereo(conseil
d\'orientation..) de mahereza..
8. Herimiafina ( 23/08/2008 04:09)
Afaka atao koa ny manao reserve na rezervista hoy isika gasy izay. Ilay bandy iray izay izao mpampianatra Jeografia izy any amin'ny segondaire mandritry ny valo volana anatin'ny taona, dia telo volana izy miditra camps dia mandeha manao mission any Afghanistan na any Irak, lazainy fa mitady renseignements amin'ny mponina any no asany , dia avy eo izy miverina mampianatra indray rehefa vita ilay telo volana.
http://www.goarmy.com/JobCatList.do?redirect=true&fw=careerindex&bl=
9. koloinah ( 23/08/2008 07:11)
misaotra betaka anareo namaly
ie ny olana aloha dia resaka ara-bola e, izay no nahatonga andry zareo hoe aleo alefa miaramila, efa betsaka ny taratasy nosoniavina sy ny fanadinana nalaina ka afaka aho, fa ny olana kely sisa dia ny akelezako mpintsaka kely loatra aho dia izay no olana @ndry zareo ka tsy mbola maha miaramila ahy, ka @ izao fotoana izao aho dia terena hihinana itony zavatra rehetra itony mba hampitombo lanja ahy.
any ampianarana nefa aho dia mbola manao fikarohana momban'ny bourse sns ihany na dia izany aza...
lazaina fa raha mandeha unnif hono dia mety sady miasa no mianatra, nefa raha mandeha miaramila koa dia mitovy ihany :roll:
ireo zany no tena olana e!!
10. koloinah ( 23/08/2008 07:13)
Herimiafina:

tsara ny miditra garde nationale saingy raha te hanana fiainana tsara sy mba misy tombotsoany dia aleo manao fianarana amin'ny oniversité aloha. Mamita Bachelor's na Master's satria ny armée mametraka annonce foana amin'ny oniversité ho an'ireo mpianatra akaiky hivoaka.
Ka raha tianao ny hianatra oniversité kanefa ny ray amandreny mamporisika hanao miaramila dia hazavao aminy hoe tsaratsara kokoa manana bagage avy amin'ny oniversité amin'izay mba lasa officier.
tadidio fa raha hanao pilote-na Blackhawk ianao na aeronef hafa ohatra dia tsy maintsy officier, izany hoe nahavita fara-faharatsiny undergraduate studies. :^)

ka izaho anie ry se ny antony hidirako miaramila dia ny resaka vola fotsiny e, tsy dia hoe te hanana toerana ambony @resaka miaramila aho na ohatr'izany fa ny fianarako no tena tiako tohizina
misaotra @ torohevitra aloha e, hiezaka ny handresy lahatra andry zareo aho...
11. koloinah ( 23/08/2008 07:15)
Stretch:

(l) nareo angé manao an'izany fa raha azoko tsara ny olana dia tsy open ilay ray aman dreny e ! ka i koloinah am maha ankizy ao an trano azy dia sendra ny r a d be ati-doha , ka ry zareo zany manao chantage ny na tinao na tsy tinao e !
za aloha tsy any aminareo ka tsy arako ny system any aminareo fa ny manomboka vatatainy zany tena mbola ezaka be , mahereza retsy kely ary aza mivembena am hevitra fa mafisa atoka tsara manazava ny tian-driko atao sy hatongavana . :wink: (l) :wink:

tena azonao tanteraka ilay situation, (l) :D , tena ohatrany hoe miracle sisa no andrasako raha ny tena marina e!!
fa nefa mahery hatrany, tsy miova @ hevitro aho e! :-*
12. Herimiafina ( 23/08/2008 13:07)
Ny ankamaroan'ny olona dia resa-bola daholo no hidirana miaramila, sady asa-mpanjakana ihany koa. Saingy raha hanao miaramila ihany aleo manao zavatra tiana.
Tsy resaka toerana ambony mihintsy no tiako tenenina fa ny compromis entre-ny hevitry ny ray amandreny sy ny zavatra tianao hatao. Ireo RAR mamporisika hanao miaramila, ianao anefa te hianatra amin'ny oniversité, dia ny zavatra mampifandray ireo tanjona roa ireo dia io nolazaiko io hoe afaka mianatra amin'ny oniversité ny miaramila mba hahazoana plasy tsaratsara kokoa sy vola ambonimbony kokoa.
Na ianao izany hanaraka ny heritreritry ny ray amandreny dia hanao miaramila dieny izao, dia rehefa ao anatiny dia miverina mianatra any aoriana any maka spesialité iray, dia mampiatra iny fahaizanao iny ao amin'ny miaramila.
Na ianao mianatra aloha dia rehefa akaiky ho vita vao manararaotra ny offre omen'ny army.

Raha fianarana amin'ny oniversité indray dia azonao hatao ny mangataka Loan na Prêt\Bourse amin'ny fanjakana, raha tsy manambola, averinao tsikelikely ihany iny mandritry ny folo taona rehefa vita ny fianaranao, na rehefa tafiditra ao amin'ny army ianao. :^)
13. koloinah ( 24/08/2008 04:39)
Herimiafina:

Ny ankamaroan'ny olona dia resa-bola daholo no hidirana miaramila, sady asa-mpanjakana ihany koa. Saingy raha hanao miaramila ihany aleo manao zavatra tiana.
Tsy resaka toerana ambony mihintsy no tiako tenenina fa ny compromis entre-ny hevitry ny ray amandreny sy ny zavatra tianao hatao. Ireo RAR mamporisika hanao miaramila, ianao anefa te hianatra amin'ny oniversité, dia ny zavatra mampifandray ireo tanjona roa ireo dia io nolazaiko io hoe afaka mianatra amin'ny oniversité ny miaramila mba hahazoana plasy tsaratsara kokoa sy vola ambonimbony kokoa.
Na ianao izany hanaraka ny heritreritry ny ray amandreny dia hanao miaramila dieny izao, dia rehefa ao anatiny dia miverina mianatra any aoriana any maka spesialité iray, dia mampiatra iny fahaizanao iny ao amin'ny miaramila.
Na ianao mianatra aloha dia rehefa akaiky ho vita vao manararaotra ny offre omen'ny army.

Raha fianarana amin'ny oniversité indray dia azonao hatao ny mangataka Loan na PrêtBourse amin'ny fanjakana, raha tsy manambola, averinao tsikelikely ihany iny mandritry ny folo taona rehefa vita ny fianaranao, na rehefa tafiditra ao amin'ny army ianao. :^)



misaotra betsaka ry se anh, ao fa lazaiko ihany ny niafarany e!
14. ssendra ( 24/08/2008 06:58)
koloinah:

efa niditra ny taom pianarana vao2 izahay ry zareo
dia manomboka koa ny fikarakarana ny hoavy.
aorinan'ny graduation, te andefa ahy any @ miaramila ny ray amandreniko, nefa aho te andeha unniversiter
lazaindry zareo daholo ireto zavadratsy ny unniversiter sns... fa hoe ny miaramila hono no tena tsara, sy tsy atahorana.
efa nanao karoka momban'ny unnif aho ary tsy maintsy mila ny fanampindreo @ resaka information familliale, fa refa miresaka momban'io aho dia ny miaramila fona no asesindreo
efa mitady hevitra aho mba ilazana @ireo hoe tsy te andeha aho, kanefa raha tsy mahita fanampina @ resaka unnif aho dia tsy manatsafidy fa tsy maintsy mandeha miaramila.
inona no tokony atoko ry zareo?


Ny mahatonga ny RAD nao hieritreritra ny miaramila dia ny miaramila sur ny avenir, une fois tafiditra ao ianao dia tsy misy olana araka asa izany....
ny ho avinao no tsinjoviny
ny anao ny hanohy hianatra ihany anefa mbola tsy ho hay any aoriana hoe raha atao hoe vita fianarana ....mety tonga dia ahita asa avy hatrany ve???
mbola mbaraingo be mipetraka izany, noho izany dia ny avenir mbola tsy fantatra mihitsy izany hoe tsy sur,
maro ny mana-pahaizana vita fianarana tsy mahita asa araka izay diplome-ny dia votery mitotona aamin'ny asa tsy mamely kely karama na tsy mahita asa mihintsy aza ...
dia anjaranao no mieritreritra sy mandinika....


15. ssendra ( 24/08/2008 07:02)
rehefa ao amin'ny miaramila anie ka mbola afaka manohy fianarana e!
izaho aza saika hanao polisy dia tsy ampy halavàna kely fotsiny dia nalahelo ery izaho tssss
16. 08051972 ( 24/08/2008 14:01)
Asa na mety aminao ny hevitro na tsia fa hoy zà hoe ary maninona rà miditra manao legionaire de après 15ans sady manana retraite no afaka manohy fianarana indray?
17. fahamarinana ( 24/08/2008 15:08)
ssendra:
Ny mahatonga ny RAD nao hieritreritra ny miaramila dia ny miaramila sur ny avenir, une fois tafiditra ao ianao dia tsy misy olana araka asa izany....

:arrow: ié,avenir tsara rahatoa ka tiana ary raha maharitra hatramin'ny farany koa.Satria raha tafiditra ka tsy mahatanty dia very maina ny fotoana raha mi-demissionne na mi-deserte.Tsara fa mazana koa ao ka mila saina mafy....
ssendra:
ny anao ny hanohy hianatra ihany anefa mbola tsy ho hay any aoriana hoe raha atao hoe vita fianarana ....mety tonga dia ahita asa avy hatrany ve???

:arrow: fa maninona no tonga dia miainga miaraka amin-ny péssimisme be? ary raha mahavita fianarana izy sy mahita asa ihany koa ? any dago mety sarotra sa any usa koa manahirana ve ny mahita asa raha diplomé ...
ssendra:
maro ny mana-pahaizana vita fianarana tsy mahita asa araka izay diplome-ny dia votery mitotona aamin'ny asa tsy mamely kely karama na tsy mahita asa mihintsy aza ...

:arrow: fa misy koa mahita asa mifanaraka amin'ny diplome-ny dia salanitra tsy misy tahaka izany e !!!
Fa ny anay moa soso-kevitra fontsiny fa ianao no madanjalanja azy ao.Raha tapakevitra hianatra dia jereo ny bourse na fanampiana hafa izay azo angatahana mba tsy hianteherana be amin'ny Rar... (l)
18. ssendra ( 24/08/2008 15:22)
fahamarinana: ny ankasarotan'ny asa amin'izao fotoana izao no hanomezako io hevitro io ary ny fahitàna ny zava-misy amini'izao fotoana izao
hoy ianao hoe mety hi dezerte rehef any amin'ny miaramila, misy ihany koa ny tsy mahavitra hatramin'ny farany amin'ny fianarana nataony fa kivy teny antenantenany teny dia mitovy amin'ilay lazainao hoe fotona lany fotsiny....

mafy ny ao amin'ny miaramila fa maha matotra sy mapiova fiainan'olona be ny ao....coté positif ny tiako lazaina...


ny momba ny fianarana indray misy cousin - ko izay tena mahay farani'zay mahay izy nahavita fianarana tany madà, nahazo bourse teto frantsa...
vita indray ny fianarany dia tsy mahita asa ary tsy omndreo asa voatery nisoratra amin'ny filière hafa indray mba ahazoana mipetraka dia toy izay hatrany, inona no asa ataony izao tsy mifanaraka amin'izay diplôme-ny akory dia jereo amin'izany....miasa amin'ny resto-hotel

tsy io ihany no tranga itako fa misy sipa izay koa ao paris, sipa ilay atao hoe tsy liana afa tsy ny fianarana izy io, vita fianarana dia mitady asa tsy mahita, mipepopepo mitady olona ho vadiana manana taratasy fa hoe mety tsy maintsy hody hono satria tsy manankery intsony ny tts fa efa vita fianarana dia jereo amin'izany ary,

mety ahita asa ihany koa anefa....fa mbola tsy sur...
19. fahamarinana ( 24/08/2008 15:42)
ssendra:
mafy ny ao amin'ny miaramila fa maha matotra sy mapiova fiainan'olona be ny ao....coté positif ny tiako lazaina...

:arrow: iraisako hevitra io voalazanao io fa miankina amin'ilay olona hiditra anie e...Tsy manaratsy ny miaramila aho fa na zà aza tia,lehibe tao amin'izany ambiance zany...izy manko toa efa tsy mazoto ka na ilay motivation aza vao ho tadiavina.

ssendra:
misy sipa izay koa ao paris, sipa ilay atao hoe tsy liana afa tsy ny fianarana izy io, vita fianarana dia mitady asa tsy mahita, mipepopepo mitady olona ho vadiana manana taratasy fa hoe mety tsy maintsy hody hono satria tsy manankery intsony ny tts fa efa vita fianarana dia jereo amin'izany ary

:arrow: normal raha tsy mahita izy,eny na mahay tahaka ny ahoana satria ilay papier dejà tsy ahafahana mahita asa be satria papier etudiant.Raha manana ttasy aradalana,manana 10 ans oh dia mety ahita ihany.Sahalahala amin'izay koa ilay cousin-nao raha nahazo bourse izany dia mbola papier etudiant sa efa nanambady vazaha ihany koa ve ! Ataovy positif ny eritreritra fa isan'ny manampy koa anie io e.Ny resahako amin'ilay mahita asa ry ssendra tsy resaka etudiant fa limité hatrany ny autosisation de travail n'ireny... asa ny any polynésie..!!! :) (l)

20. ssendra ( 24/08/2008 16:14)
fahamarinana: ilay cousin-ko aloha dia efa nanana ny vadiny tany madà fa nafarany iny dia niteraka izy roa tonga taty ilay vadiny, ilay vadiny manao petit boulot eny rehetra eny...fa visa d'etudes aloha no ahazoany mipetraka aty e!
fa raha olona manana tss vazaha....ka mbola tanora manao etudes ary raha manana fahazotoana amin'izay dia ataovy ny fianarana tsy hanenenana io fa bagages, fa raha olona anaty ny ankasarotana hoe mila vola be ilay mianatra anefa ilay ray amandreny tsy manana ny ampy ho amini'zany dia aleo manao miaramila, io no haingana sady avenir tsara anie io e!
ao hoy aho mbola afaka manohy fianarana anie e! satria misy vadin'ilay cousine-ko izay sady ny asany miaramila no mbola nanohy nianatra ihany izy tao....tsy ho tratrani'zany hoe faillite ny societe ka hijanona tsy hiasa ohatra, amin'izao mantsy tampotampoka eo dia hoe foana ohatra ny compagnie sabena tatsy bruxelles betsaka ny olona tsy nanana fidirambola taorian'izay anefa ny fiainana sarotra, maro ny mpiasa saika lasa adala satria ny projet teo am fiainana efa andalana daholo sns....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3546