inona no tokony ataoko?

21. fahamarinana ( 25/08/2008 13:09)
ssendra:
fa raha olona manana tss vazaha....ka mbola tanora manao etudes ary raha manana fahazotoana amin'izay dia ataovy ny fianarana tsy hanenenana io fa bagages, fa raha olona anaty ny ankasarotana hoe mila vola be ilay mianatra anefa ilay ray amandreny tsy manana ny ampy ho amini'zany dia aleo manao miaramila, io no haingana sady avenir tsara anie io e!

:arrow: ssendra :raha vazaha ka ataoko hoe sahirana ny Rar dia mbola afaka mangataka bourse ihany koa ianarana ary tokony ho ampy raha tsy dia hilibaliba be angaha...raha tsy hoe Grandes ecoles angaha dia tantara hafa tokoa iny...
Hatsahatro hatreo fa lasa lavitra ny resaka no atahorako nivaona tamin'ny fanontaniana ilain'ny koloinah valiny(l)
22. mbaliana ( 25/08/2008 15:46)
tsy haiko ny fandehan-javatra any amin'ny toeran ipetrahanao fa maninona raha maka information mombany miaramila le manohy n fianarana ireny e... satria misy zao miaramila nefa dokotera na ingenieur na zavatra hafa... hevitra fotsiny iny fa tsy haio na possible na tsia .. dia bonne chance :D
23. cute ( 29/08/2008 05:53)
dia misaotra anareo rehetra namaly ny fanontanina sy ny dinika, efa somary vohavaha ihany ny olana @izao satria mba miconsiderer ny safidiko ry zareo.

ie efa vitako daholo tokoa ny karoka moman'ny miaramila fa miasa ianao ny andro tontolo (12h) ho andry zareo, ka ref avy miasa vao mandeha mianatra (reraka), ary ny week end koa afaka mianatra (tsy mialasasatra mintsy izany)
nefa raha ohatra ka tsy ampy ny volanao nefa ianoa mandeha unnif, dia mitovy ihany miasa d mianatra, fa ito indray afaka hoe tapakandro2.
raha unnif nefa mba manana ny independence anao ianoa, fa raha miaramila voafehivehy lava, voatrero2na lava sns...

ny vola anie eo ihany fa ny aina koa mba tsinjovina e, fa isaorako be dia be ianareo rehetra nakafotoana namaliana ny diniko.

24. fahamarinana ( 29/08/2008 06:38)
:arrow: f'angaha lasa cute ndray koa ilay koloinah nametraka dinika ? 8O ,tsy mazava ntsony fa dia mahasoava,na i koloinah io na cute io..... (l)
25. tsidina ( 04/09/2008 13:20)
koloinah:
Raha zah manokana de zay tianao no atao, zay safidiponao, marina fa tsara ny manaraka resaka RAM fa mba raha hitanao fa tsy ho zakanao ny miaramila de avelao, saingy raha hanohy fianarana @ univ ianao de zao, fidio tsara ny filier mety tonga de hahitana asa, ary filiere atokisanao fa mety ho todinao, sao diso safidy no tiko ho tenina eto, de manjary latsainay baba sy neny avy eo. Raha resaka bourss any@ univ dia tsy atahorana, rehefa mi.passs foana ianao de tsy olana zany.
Fa zah aloha de milaza aminao fa de mazana ny miaramila e . Ity misy zavtr ho holazaiko aminao: Nisy namako iray rehf nahavita master izy niditra miaramila ( officer zany), Vao vita herin'andro ilay master nivoaka ilay resultat tany @ officier de lasa, 15j fotsiny lery de MATY, tsy nahazaka , arytena nanenina mihitsy ny fianakaviany, t@ taona 2006 io nitranga tao antsirabe. Fa dia ny anao safidy, tsy hoe zah mampatahotra anao, Dia mahaiza misafidy e.

efa niditra ny taom pianarana vao2 izahay ry zareo
dia manomboka koa ny fikarakarana ny hoavy.
aorinan'ny graduation, te andefa ahy any @ miaramila ny ray amandreniko, nefa aho te andeha unniversiter
lazaindry zareo daholo ireto zavadratsy ny unniversiter sns... fa hoe ny miaramila hono no tena tsara, sy tsy atahorana.
efa nanao karoka momban'ny unnif aho ary tsy maintsy mila ny fanampindreo @ resaka information familliale, fa refa miresaka momban'io aho dia ny miaramila fona no asesindreo
efa mitady hevitra aho mba ilazana @ireo hoe tsy te andeha aho, kanefa raha tsy mahita fanampina @ resaka unnif aho dia tsy manatsafidy fa tsy maintsy mandeha miaramila.
inona no tokony atoko ry zareo?

26. cute ( 05/09/2008 22:00)
fahamarinana:

:arrow: f'angaha lasa cute ndray koa ilay koloinah nametraka dinika ? 8O ,tsy mazava ntsony fa dia mahasoava,na i koloinah io na cute io..... (l)

ie, olona iray ihany i cute sy i koloinah!
misaotra betsaka ry se anh! (l)
27. fahamarinana ( 06/09/2008 12:26)
:arrow: Hay ? dia miala tsiny ary fa tsy nahafantatra aho an.. :) (l)
28. ssendra ( 06/09/2008 12:59)
cute:

fahamarinana:

:arrow: f'angaha lasa cute ndray koa ilay koloinah nametraka dinika ? 8O ,tsy mazava ntsony fa dia mahasoava,na i koloinah io na cute io..... (l)

ie, olona iray ihany i cute sy i koloinah!
misaotra betsaka ry se anh! (l)

hay ve i cute kely no koloinah e!

:lol: mahaiza misafidy ary fa indry mbola tena bitika kely mihintsy, ary raha indry no miditra miaramila dia mba lasa bokony kely ihany angamba sy matanjaka tsara fa top modèle loatra ko! :wink:
mbola kely loatra indry dia ataovy aloha ny fianarana e! efa tsy mahita hirika intsony vao miditra miaramila :lol:
29. cute ( 08/09/2008 21:11)

hay v fantatry se za e lol
ary za tsy nahalala hoe mba misy olona mahatsikaritra ihany za ity lol fa ... ssendra manko tsy dia mpiresaka @ko ka mba gaga za!
ie za lo kely e, izay indrindra no tsy idirako miaramila ;-)
top modele makaiza indray ary?lol :^)
30. cute ( 08/09/2008 21:12)
fahamarinana:

:arrow: Hay ? dia miala tsiny ary fa tsy nahafantatra aho an.. :) (l)

tsisy tsiny ka ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8592