passeport gasy lany andro

1. aviavy ( 16/08/2008 12:33)
Mba misy fanontaniana apetrako ity hoan'izay mahalala tompoko, andea ho any madagasikara aho ary manana passeport vazaha valable atramin'ny 2013, ny passeport gasy ko anefa efa lany andro tamin'ny 2000, ka afaka miditra ao Madagasikara amin'io passeport lany andro io ve izaho ? sa misy azo ahazoana visas eny Ivato, ny maka visas ao amin'ny ambassade eto paris anefa lafobe, ka mba valio hoan'ireo izay manana sosokevitra ary dia misaotra mialoha amin'ireo valiteny tompoko
novalian'i aviavy ny 16/08/2008 22:09
2. ratonga ( 16/08/2008 13:12)
60 € izao ny visas ho an'ny vahiny eny Ivato (rà tsy efa nisondrotra), ento ihany aloa ilay passeport lany andro sô mba tafiditra ihany dé avy eo soloy refa any, au pire dé tsy maintsy mandoha le visas eny ivato enao miaraka @ passeport vazah:lol:
3. harry5 ( 16/08/2008 13:28)
mème ça,ça marche toujours na tsi misi validité aza mais amène , ça t évite de payé un visa de 60 euro et quand tu arrive ,tu refais ton passeport y pas de souci
si ton passeport français est valable au moins 6mois pour voyager ,si t as peur paye un visa de 60 euro mais c de l argent perdu ,or que t double nationalité
t as le droit de rentré sans visa
4. aviavy ( 16/08/2008 22:09)
Misaotra betsaka indrindra hoan'ireo izay namaly, dia mametraka ny veloma mandra panoratra indray o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3