Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!
1. badboy
(
16/08/2008 17:59)
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona! Ny mahasamihafa azy indray dia ny fivavahanana fiantsonan'ny fanatika, ny psychologue fanasitranana ny fanatika!! :^) :^) :^)
Tsy mila valiny! Misaotra tompoko! :twisted: :twisted:
Tsy mila valiny! Misaotra tompoko! :twisted: :twisted:
répondu par fijo le 10/09/2008 22:01
2. ikaretsaka
(
16/08/2008 18:05)
misy fahamarinany betsaka tokoa ilay remarque
izay le hoe atao tafahoatra ny zavatra anankiray na inona io na inona fa ny mahalala honony foana
izay le hoe atao tafahoatra ny zavatra anankiray na inona io na inona fa ny mahalala honony foana
5. rijadolly
(
16/08/2008 19:58)
badboy:
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona! Ny mahasamihafa azy indray dia ny fivavahanana fiantsonan'ny fanatika, ny psychologue fanasitranana ny fanatika!! :^) :^) :^)
Tsy mila valiny! Misaotra tompoko! :twisted: :twisted:
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. ikaretsaka
(
16/08/2008 20:10)
aleo za no manontany valiny aza rehefa tsy mila i badboy e
misy fahamarinany ve le remarque an'i badboy ?? velabelaro ny hevitrao!! :wink:
misy fahamarinany ve le remarque an'i badboy ?? velabelaro ny hevitrao!! :wink:
7. badboy
(
16/08/2008 20:31)
ikaretsaka >> Tsisy anampiana io no tsisy analana, izay no antony tsy dia tokony hisian'ilay valiny , na adihevitra!! ;-) ;-) ;-)
9. rijadolly
(
16/08/2008 20:54)
badboy:
ikaretsaka >> Tsisy anampiana io no tsisy analana, izay no antony tsy dia tokony hisian'ilay valiny , na adihevitra!! ;-) ;-) ;-)
Ary toa mbola manazava ihany se é!Tokony mamaky ny tsi11 de ampy zay na azony na tsy
10. badboy
(
16/08/2008 21:48)
rijadolly >> F'angaha za manazava, efa ilay hevitra efa mazava be, ary manamafy izany ilay hoe tsisy anampiana tsisy analana! ;-) ;-)
11. ikaretsaka
(
16/08/2008 23:51)
badboy> za aloha de manaiky mihitsy e
izany no ilazako lalandava hoe aza atao tafahoatra ny zavatra iray fa lasa fanatisme sy addiction
izany no ilazako lalandava hoe aza atao tafahoatra ny zavatra iray fa lasa fanatisme sy addiction
12. Herimiafina
(
17/08/2008 00:05)
Badboy:
Tsy mila valiny! Misaotra tompoko!
Gravy indray izany metodolojia vaovao izany an! Lemne io sa théorème sa théorie sa loi? :-D
13. badboy
(
17/08/2008 08:35)
ikaretsaka >> Teto ihany no nahafahako nanao io filazana io rehefa nijery fomba famaly sy fomba famosahanevitra avy @ ireo mpiserasera, ary hitako hoe maro ny fanatika miantsona ao @ ilay fivavahana!!! Tsy misy sahy na afaka hamaly io hevitra voalazako io ireo fanatika ireo nohon'ny tsy fahitana izany ao anaty baiboly!! Izay no antony nametrahako hoe tsy mila valiny, ary dia izay tokoa no nitranga satria ireo manana hevitra miala @ ilay fitanisana ny baiboly no mametrakevitra!! ;-) ;-) ;-)
14. fahamarinana
(
17/08/2008 10:45)
badboy:
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona! Ny mahasamihafa azy indray dia ny fivavahanana fiantsonan'ny fanatika, ny psychologue fanasitranana ny fanatika!! :^) :^) :^)
Tsy mila valiny! Misaotra tompoko! :twisted: :twisted:
:arrow: Tsy valiny fa fanamarihana fontsiny...:) misy iraisako hevitra kely ilay hoe fanasitranana ny aretim_panahy ny fivavahana ,nefa kosa tsy dia voatery izay ihany fa misy choix tanteraka na mbola tsy marary aza ilay olona.
Tsy voatery fanatika daholo ny mpivavaka rehetra fa ekena tanteraka fa misy izay : ireo tafahoatra ka lasa mivoana ....misy foana moa ny indro kely... (l)
15. ikaretsaka
(
17/08/2008 12:23)
izay no ilazana lalandava hoe mahalala honony dia mba jerena ihany lafy isankarazany , eny na fivavahana aza... sao tsy hanavotra fa hanimba (toy le fanatisme be ireny)
tsy fantany akory ny antony.. nefa lany any ny andro sy ny fotoana..satria hono voavonjy ny zao sy zao...
nefa le pasitera na mpitarika aza tsy assure hoe voavonjy ny azy
tsy fantany akory ny antony.. nefa lany any ny andro sy ny fotoana..satria hono voavonjy ny zao sy zao...
nefa le pasitera na mpitarika aza tsy assure hoe voavonjy ny azy
16. booboo
(
17/08/2008 12:41)
Tsy misy sahy na afaka hamaly io hevitra voalazako io ireo fanatika ireo nohon'ny tsy fahitana izany ao anaty baiboly!! Izay no antony nametrahako hoe tsy mila valiny, ary dia izay tokoa no nitranga satria ireo manana hevitra miala @ ilay fitanisana ny baiboly no mametrakevitra!!
ka inona ihany zany, ary am-piandohana dia efa hoe tsy mila valiny, avy eo indray hoe bli bli bli matoa tsy mahasaky an'izao sy zao...
18. cutie
(
17/08/2008 14:40)
nefa le pasitera na mpitarika aza tsy assure hoe voavonjy ny azy:-D :-D :-D :-D :-D
http://www.youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
19. ikaretsaka
(
17/08/2008 15:02)
cutie:
nefa le pasitera na mpitarika aza tsy assure hoe voavonjy ny azy:-D :-D :-D :-D :-D
http://www.youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
ito ny anao
http://www.youtube.com/watch?v=MeSSwKffj9o
20. Herimiafina
(
17/08/2008 15:04)
Samy fanatika be daholo ihany na ra-George na ra-James knou! :-D
