Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!

21. ikaretsaka ( 17/08/2008 15:08)
aleo milaza ny marina tsy filaza ihany
22. pissoa ( 17/08/2008 15:28)
Inona njay ity tsy mila valiny ity ry Badboy a :-D :-D :-D :-D :-D

Aksioma de la relizion et psykolijie :-P
23. Herimiafina ( 17/08/2008 15:32)
Postulat hono retsy io ry pissoa an! :-D :^)
24. lizabeth ( 17/08/2008 22:07)
ikaretsaka:

aleo za no manontany valiny aza rehefa tsy mila i badboy e

misy fahamarinany ve le remarque an'i badboy ?? velabelaro ny hevitrao!! :wink:

Ka raha RELIGION no fantany sy tiany lazaina amin'ny "fivavahana" dia tsy mahagaga ilay teoria tsy iadian-kevitra !
25. ikaretsaka ( 18/08/2008 04:58)
fa inona no maha samihafa azy ry zabeta?
26. niryna ( 18/08/2008 05:02)
badboy:

ikaretsaka >> Teto ihany no nahafahako nanao io filazana io rehefa nijery fomba famaly sy fomba famosahanevitra avy @ ireo mpiserasera, ary hitako hoe maro ny fanatika miantsona ao @ ilay fivavahana!!! Tsy misy sahy na afaka hamaly io hevitra voalazako io ireo fanatika ireo nohon'ny tsy fahitana izany ao anaty baiboly!! Izay no antony nametrahako hoe tsy mila valiny, ary dia izay tokoa no nitranga satria ireo manana hevitra miala @ ilay fitanisana ny baiboly no mametrakevitra!! ;-) ;-) ;-)

misaotra anao izany nizara .
hafa no valiako eto an,
badboy:
tsy misy sahy mamaly na afaka hamaly io hevitra voalazako io

misy ny fiteny hoe ny endry mody voky fa. ny adala no manesika ihany.Ny fivavahana dia natao izarana izay fahasoavana nomen'Atra ho an'ireo mizara eto,ny tsirairay ho an'ny daholo be ary ny daholo be ho an'ny tsifrairay.Izany hoe raha nahazo fahasoavana hianao ary raha nirahina hizara dia afaka mizara tokoa .Amin'ny fo feno fanetrehantena anefa no anaovana an'izany fa tsy fizahazahoana.Ataony ahoana tokoa moa no mizara raha tsy nomena an'ilay teny izy?
Ataon'ny olona ahoana koa moa no mandray raha tsy mangetaheta izy.
Hafafy foana ny voa fa tsy maintsy misy mamoa .. mamafaza voa ka aza mba malaina fa tsy fantatrao izay ho vanona!

Raha manantena kosa ny hoe tsy maintsy mahazo valiny mahafapo dia very eo hianao ,zarao izay fantatrao ka izay mandray dia isaory Atra ary araka ny fatra hamaranao koa no hitsarana anao.Tsaratsara koa no tsy miteniteny raha izany.

Ny fivavahana dia tsy natao hiadiana na hoe tsy misy sahy mamaly ny olona ,misy teny tsy mila valiana ,misy teny hifanitsiana ka raisina avy ao amin'ny baiboly izany(io no source ho an'ireo izay mampiasa ny baiboly) ,misy milaza zavatra hafa moa dia anjaran'izay te andray fa tsy misy terena io,vakio foana ny baiboly fa fantampatatra eny daholo ny famalian'ny tsi11 ,afaka mizara izay boky hitanao koa hianao fa tadidio fa nahita fahasoavana teo anatrehan'Atra avokoa ireo olona mijoro vavolombelona zarainao ireo raha resaka hoe finoana an'i kristy no resahiko eto an ,raha tsy ohatra angaha hoe boky tsy misy hifandraisany amin'ny ao anaty baiboly ,manohitra ny tenin'Atra dia tsara tokoa no mangina fa ny mivavaka ho an'ireny olona ireny mba ho voavonjy ny fanahiny sy ny fanahy masina no hirotsaka ao am-pony am-pianatra azy ireo ny tenin'Atra ,izay no anjaran'ny kristiana rehetra

Voninahitra anie ho an'Atra ary fiadanana anie ho antsika rehetra ,raiso i kristy ,ataovy ao am-ponao mandrakariva ny teniny,ny fampianarana nomeny ary aza mitsahatra ny misaotra sy midera Azy fa isika rehetra dia samy hiala ety ka anjaran'ny tsirairay no andinika hoe mba ho aiza re izaho ity rahatrizay ka miala ety e,matahotra ny ho faty ve aho sa efa manana an'i kristy ho tompoko sy mpamonjiko ary mpanavotra ahy ka tsy matahotra intsony aho raha hiatrika fitsarana fa manana Azy ihany koa ho Mpisolovava,Mpisoronabe !
Amena !
27. ikaretsaka ( 18/08/2008 05:07)
samy mandray izay tiany raisina ry niryna an
ary aza ny teniny ihany fa ny TENANY ihany koa!
ny teny ange ka raha foy manan'elatra e
28. badboy ( 18/08/2008 12:57)
niryna >> Aoka marina @ ilay fomba famaly mody malefaka nefa masiaka!! :-D :-D :-D Aza menatra ny ho tezitra fa ny rôle aza mba tesitra koa, sa ianao milay tahaka ny rôle??? Hita be ilay fomba fanaon'ny évanjelista any étazonia!! Amboletra hatrany, amboletra ihany, amboletra avy hatrany!!! :-D :-D :-D

Io ilay fomba fanao :
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ny ratsy avy any ankafa ary ianao no mpitondra ilay soa voalaza
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ary ireo izay tsy mbola ao dia atao hoe efa ao fa mbola tsy nahita ilay lalan'ny fahazavana ary tarihina ny ho any satria ianao mpitory no tetezana ary raha tsisy anao dia tsisy ny lalana!
- Jesoa no afovoan'ny rehetra, izy no ao @ tsirairay, ny ankoatr'izay tsy misy, indrindra moa izany hoe safidin'olombelona izany dia fongana!!
- Averina matetika fa matoa mitoriteny dia satria nofidin'A/tra, satria ny teny tanisaina dia avy @ jesoa, ary ianao radio mampita izany izay fototry ny fampitana ka raha tsisy anao dia tsisy fampiatana!!

Famaranana : ny fampitomboana ny isan'ny mpanaraka no tanjonareo ary ny fandresena lahatra azireo hoe izaho no lalana hiampitana atsy na eroa fa tsy dia ilay inoana loatra no omena voninahitra!! Mahay ianareo kah, mahay mamitaka!! Ataovy tohatra fankalazana anao eo ihany io SM io fa dia io no hiandry anao rehefa tonga ilay fitsarana izay tanisainao lalandava:evil: :evil: :evil:

Ny tsy tsapanao dia tsy mila mamaky akory ny baiboly ho an'ny hafa ianao satria ireo rehetra ireo dia mahay mamaky teny sy manoratra daholo, ary raha tena tia hampita ilay fahasoavana ianao dia tolory baiboly ireo izay hitanao ary aza arahina toriteny fa amporisiho fotsiny izy hamaky!! Raha tsy izay manko fa tsy maintsy asiana mitoriteny dia mbola mihevitra ianao izany fa ianao no tetezana tsy maintsy raisin'ireo izay te hiampita ery ampita ery FA TSY ILAY SM FOTSINY!!

Ka eo ilay fanatisma no mipetraka satria mihevitra nytenanao ho mitana ilay marina ianao ary ny ankoatranao sy ireo mitovy aminao dia tsy ao anatin'ilay fahamarinana!! :^) :^) :^)
29. booboo ( 18/08/2008 13:40)
:-D :-D :-D lava beeee lay valin-teny nefa ary am-piandohana hoe tsy mila valiny e, tsy anampiana tsy analana fa efa mazava be ny raha e...mi-senina mihitsy :-D :-D :-D
30. ikaretsaka ( 18/08/2008 14:19)
Io ilay fomba fanao :
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ny ratsy avy any ankafa ary ianao no mpitondra ilay soa voalaza
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ary ireo izay tsy mbola ao dia atao hoe efa ao fa mbola tsy nahita ilay lalan'ny fahazavana ary tarihina ny ho any satria ianao mpitory no tetezana ary raha tsisy anao dia tsisy ny lalana!
- Jesoa no afovoan'ny rehetra, izy no ao @ tsirairay, ny ankoatr'izay tsy misy, indrindra moa izany hoe safidin'olombelona izany dia fongana!!
- Averina matetika fa matoa mitoriteny dia satria nofidin'A/tra, satria ny teny tanisaina dia avy @ jesoa, ary ianao radio mampita izany izay fototry ny fampitana ka raha tsisy anao dia tsisy fampiatana!!

Famaranana : ny fampitomboana ny isan'ny mpanaraka no tanjonareo ary ny fandresena lahatra azireo hoe izaho no lalana hiampitana atsy na eroa fa tsy dia ilay inoana loatra no omena voninahitra!! Mahay ianareo kah, mahay mamitaka!! Ataovy tohatra fankalazana anao eo ihany io SM io fa dia io no hiandry anao rehefa tonga ilay fitsarana izay tanisainao lalandav
a

io mihitsy le fombana voanjo alika e!!
31. lizabeth ( 18/08/2008 20:33)
ikaretsaka:

fa inona no maha samihafa azy ry zabeta?

Raha religion no tiana resahina dia tafiditra ao : ny kristianisma, ny ateisma, ny bodisma, ny an’ny tena, scientology, silamo, témoins de Jéhovah, ny mormons… koa raha fiantsonan’ny fanatika ny fivavahana dia fanatika daholo ! rehefa ny religion no itompoana dia miafara amin’ny fanatisme!

Raha finoana sy piété no resahina dia na dia ny tanjona eo anivon’ireo karazam-pivavahana ireo aza dia tsy mitovy ka ny filazana hoe mitovy amin’ny tanjon’ny psychologue dia resaka ka atao. Sa misy “fivavahana” iray tiany ho singanina ? rah any finoana kristiana fotsiny no resahiko (tsy hisolo vava ny hafa aho ) dia tsy mila marary saina araka ny voalazan’ny namana teo aloha vao miaina fivavahana; ny psychologue ve mahasitrana ny aretimpanahy ? manampy, mi orienter ny psychologue fa tsy mahavita transformation radicale na mahasitrana ny fanatika ! raha izay mantsy dia mora sitranina daholo ireny mpiady katolika sy protestanta ireny, ireny silamo manazera baomba ireny…! Manasitrana fanatika ve no ataon’ireny psychologue any amin’ny enterprise ireny ?

Ny ilazako sy ironako fa religion no tiany resahina dia satria ny finoana dia vécu sy cheminement. Ny religion mamaky boky etsy sy eroa ianao dia afaka mahalala sombitsombiny ! Koa sarotra amiko ny hino fa efa niainany daholo ny finoan’ireo karazam-pivavahana ka ahafahany milaza fa mitovy amin’ny tanjon’ny psychologie ! na ny psychologie aza dia manana doute aho ny amin’ny fahafantarany azy ! Izay angamba no tsy tiany hiadiana hevitra !

32. badboy ( 18/08/2008 21:12)
Taraiky be ianao lizabe!! Mitovy ny tanjon'ny fivavahana rehetra dia ny hahatongana any @ nirvana!! Tsisy fivavahana na iray, hatr@ secte aza, no tsy milaza fa io no tanjona!! Izay no mahatonga ny silamo manapoaka vatana satria aminy izay no fomba haingana hatongavana any @ nirvana!! Io ihany koa no mahatonga ny secte milaza fa ny fivavahany ihany no marina ka lalana hatongavana any ny famonoantena mitambatra!! Mbola io ihany koa no mahatonga andry nyrina tsy mitsahatra mitoriteny lava eto satria io no heveriny ho antondiany eto antany!!! Ireo rehetra ireo anefa rehefa dinihina dia misy ny iraisany : fanatisma mahatonga ny fiheverana fa izireo ihany no mitana ny marina sy lalana ahafahan'ny tsirairay miampita any @ nirvana!! Eo ny psychologue no miditra antsehatra satria arentitsaina ny fomba filazana lava fa ny tenanao ihany no lalana ahafahana miampita any @ nirvana na ny fivavahanao ihany no lafatra!! Isan'ny asan'ny psychologue ny mampahalala ireo olona fanatika ny momba azy sy ny ataony fa tsy io irery akory no iandreketany!! Fitaratra izy, ary io no tsy ao @ fivavahana, tsy hitan'ilay olona nytena marina momba azy rehefa ao anatin'ilay fanatisma!!

Ny tanjon'ny fivavahana anefa dia ny fanasitranana ny aretimpanahy na koa ny aretintsaina @ fomba maro samihafa!! Torak'izay koa ny tanjon'ny psychologue!! Ny mahasamy hafa azy dia ny fivavahan fiantsonan'ny fanatika, ny psychologue mpanasitrana ny fanatika!! ;-) ;-)

Ka raha tsy zakanao ilay hevitra satria mangelingelina na manindry ny zavamisy dia averiko indray, aza valiana akory fa lalovy fotsiny!! :twisted: :twisted: :twisted:
33. lizabeth ( 18/08/2008 21:29)

ndry ! nokibokibon'ny rariny angaha ka nilaza tsy nanontaniana ?

azafady fa misy ny secte vola no tanjony fa tsy izay nirvana anao any ! fakana client fotsiny ny resaka nirvana !

ary averiko fa marina ny lazainao raha religion no resahinao ! fa ny fianam-pinoana zavatra tsy fantatrao fa ilay fitompoana teny fantatra amin'ny zavatra tsy iainana nefa izingizinina fa ny anao ihany no marina no anisan'ny fanatisme resahinao !

tsy manelingelina ahy mihitsy ny hevitrao satria tsy takatrao ny maha samy hafa ny religiosité sy ny piété !

mbola mahazo mamaly ianao na tsy voakibokibo aza !

34. badboy ( 18/08/2008 22:43)
Ô lizabe!! Aoka marina, ianao indray izany no nahita hoe religion (fivavahana) hafa @ piété (fombafombampivavahana)!! Dia tsy ao anatin'ny taovan'ny fivavahana ihany indray koa zany ilay fombafombampivavahana!! Ary loza aza ny ambaranao satria mijanona eo @ fombafomba fotsiny ianao, tahaka ny fariseo fa izay tsy hidirana any @ nirvana fa mamery aza!!

Izay no mahatonga mahamaro ny fanatika lisabe ah!! Rehefa mandroso hevitra na teny iray dia mba arosoy hatr@ farany ary ataovy @ fomba matotra fa manjary manome laka ny fanatika ianao @ io fomba io!! :^) :^)
35. ikaretsaka ( 18/08/2008 23:23)
ensemble sy sous ensemble izany e

hoy ny dicsionera: A religion is a set of tenets and practices, often centered upon specific supernatural and moral claims about reality, the cosmos, and human nature, and often codified as prayer, ritual, or religious law.

ny finoana (belief) : a religious conviction
The relationship between belief and knowledge is subtle. Believers in a claim typically say that they know that claim. For instance, those who believe that the Sun is a god will report that they know that the Sun is a god
36. booboo ( 19/08/2008 11:08)
Afangaron'i Badboy indray ny asan'ny psychiatre sy ny psychologue ! Nefa vao voambolana iray no diso dia manova tanteraka ny hevitra tiana ampitaina. :^)
37. ari.malala ( 19/08/2008 12:00)
badboy:

Ny tsy tsapanao dia tsy mila mamaky akory ny baiboly ho an'ny hafa ianao satria ireo rehetra ireo dia mahay mamaky teny sy manoratra daholo, ary raha tena tia hampita ilay fahasoavana ianao dia tolory baiboly ireo izay hitanao ary aza arahina toriteny fa amporisiho fotsiny izy hamaky!! Raha tsy izay manko fa tsy maintsy asiana mitoriteny dia mbola mihevitra ianao izany fa ianao no tetezana tsy maintsy raisin'ireo izay te hiampita ery ampita ery FA TSY ILAY SM FOTSINY!!

Ka eo ilay fanatisma no mipetraka satria mihevitra nytenanao ho mitana ilay marina ianao ary ny ankoatranao sy ireo mitovy aminao dia tsy ao anatin'ilay fahamarinana!! :^) :^) :^)

tiko b le valinteny ary marina tanteraka!!!
38. ikaretsaka ( 19/08/2008 13:29)
misaotra tompoko o
39. niryna ( 19/08/2008 17:40)
badboy:

niryna >> Aoka marina @ ilay fomba famaly mody malefaka nefa masiaka!! :-D :-D :-D Aza menatra ny ho tezitra fa ny rôle aza mba tesitra koa, sa ianao milay tahaka ny rôle??? Hita be ilay fomba fanaon'ny évanjelista any étazonia!! Amboletra hatrany, amboletra ihany, amboletra avy hatrany!!! :-D :-D :-D
hianao anie mampihomehy e,raha tsy nomena anao ny teny dia tsy ho azonao ka tsy omeko tsiny hianao,ny tenin'Atra dia tena mandratra,mahery ary fitiavana antsika daholo izany ,izay foana no mahatonga ahy hiteny hoe friendly warning..fa teny fampatsiahivina ho an'izay mandray,raha mandray dia hianao no mahazo tombotsoa,raha tsy mandray dia hiverina ary tsy miverina any amin'izay nandefa azy intsony koa ilay teny
badboy:

Io ilay fomba fanao :
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ny ratsy avy any ankafa ary ianao no mpitondra ilay soa voalaza
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ary ireo izay tsy mbola ao dia atao hoe efa ao fa mbola tsy nahita ilay lalan'ny fahazavana ary tarihina ny ho any satria ianao mpitory no tetezana ary raha tsisy anao dia tsisy ny lalana!
- Jesoa no afovoan'ny rehetra, izy no ao @ tsirairay, ny ankoatr'izay tsy misy, indrindra moa izany hoe safidin'olombelona izany dia fongana!!
- Averina matetika fa matoa mitoriteny dia satria nofidin'A/tra, satria ny teny tanisaina dia avy @ jesoa, ary ianao radio mampita izany izay fototry ny fampitana ka raha tsisy anao dia tsisy fampiatana!!

Famaranana : ny fampitomboana ny isan'ny mpanaraka no tanjonareo ary ny fandresena lahatra azireo hoe izaho no lalana hiampitana atsy na eroa fa tsy dia ilay inoana loatra no omena voninahitra!! Mahay ianareo kah, mahay mamitaka!! Ataovy tohatra fankalazana anao eo ihany io SM io fa dia io no hiandry anao rehefa tonga ilay fitsarana izay tanisainao lalandava:evil: :evil: :evil:
ndry mitomtbo iray indray ireo olona mampalahelo,mitanjaka.oops.tsy ara-batana fa ara-panahy..
Mpanenjika ny tenin'Atra ve misy lehibe noho i Sa oly.Tandreno fa sao anenanao ny vavanao.Atra tsy mila vola na $1 avy any aminao aza raha izay no tianao ho fantatra,tsy mbola nisy nitaky vola koa teto na iraimbilanja aza raha tianao ho fantatra ihany koa ,eny mamela ahao aho ary hivavaka ho anao koa mba ny fanahy masina anie no hanindry ny fonao ka ahalalanao ny atao hoe fitiavan'Atra antsika.Tsy misy fiterena ny finoana an'i kristy ary tsy ho voatery hihiano na hijery ny tenin'Atra koa hianao ka ,ataona ahoana tokoa moa no hijery zavatra tsy mahaliana anao ? Tsarovy anefa tsy tonga hiantso ny marina ilay kristia fa tonga kosa mba hiantso antsika rehetra hibebaka .
badboy:

Ny tsy tsapanao dia tsy mila mamaky akory ny baiboly ho an'ny hafa ianao

misaotra anao aho satria izay fatra amaharako na hianao no amaharana ahy sy hianao ihany koa ..tsy omeko tsiny koa fa izy no nampianarina anareo dia izay izy izany ,aza mamaky baiboly aza hamakiana baiboly ny olona =((=((
badboy:

Ka eo ilay fanatisma no mipetraka mihevitra nytenanao ho mitana ilay marina ianao ary ny ankoatranao sy ireo mitovy aminao dia tsy ao anatin'ilay fahamarinana!! :^) :^) :^)
inona no fahamarinana aminao izany ? hmm!!

40. lizabeth ( 19/08/2008 18:00)
badboy:

Ô lizabe!! Aoka marina, ianao indray izany no nahita hoe religion (fivavahana) hafa @ piété (fombafombampivavahana)!! Dia tsy ao anatin\'ny taovan\'ny fivavahana ihany indray koa zany ilay fombafombampivavahana!! Ary loza aza ny ambaranao satria mijanona eo @ fombafomba fotsiny ianao, tahaka ny fariseo fa izay tsy hidirana any @ nirvana fa mamery aza!!

Izay no mahatonga mahamaro ny fanatika lisabe ah!! Rehefa mandroso hevitra na teny iray dia mba arosoy hatr@ farany ary ataovy @ fomba matotra fa manjary manome laka ny fanatika ianao @ io fomba io!! :^) :^)

Ny fivavahana/religiosité no miankina amin\'ny fombafombam-pivavahana sy mahatonga ny olona hilaza fa ny azy no marina na rehefa tsy manao izay fomba dia tsy izy. Ohatra : misy katolika hilaza fa tsy maintsy manao signe de croix ny kristiana ka ny protestanta izay tsy manao dia tsy izy na tsy dia mivavaka loatra...!!! misy protestanta tsy hanatrika culte oecuménique satria mihevitra izy fa miresaka amin\'ny maty ny katolika ! izay ny fanatisme iarahantsika manaiky !

Ny fivavahana/piété dia ny fiainanao velona ny finoanao ary ao anaty. Raha mandeha araka ny piété ianao fa tsy par religiosité dia tsy hitsara ny olona tsy manao signe de croix satria tsy fantatrao izay fifandraisany manokana amin\'Atra any !

Ahoana moa ny hitsaranao fa ny olona mivavaka dia olona marary saina sy fanahy daholo ? inona no atao hoe mivavaka, dia inona ny atao hoe marary saina, dia inona no atao hoe marary fanahy ?

Misy psychologue miasa any amin\'ny entreprise hoy aho : inona no ataony any ? manasitrana olona mivavaka sy marary saina ve ?

Mino ve ianao fa ireny fanatique ireny entinao any am psychologue dia sitrana ????

Ny valin\'ireo fanontaniana ireo no hitsarao ny hevitrao !

Izaho aloha tsy mitady nirvana e ! fahamasinana (arakan\'Atra) no tadiaviko ! aiza ho aiza amin\'izay ny tanjon\'ny psychologue ? inona amin\'ny nolazaiko no fombafomba arahiko ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2827