Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!
41. badboy
(
19/08/2008 20:20)
lizabe >> Ireo izany ilay fanotaniana tena lafatra sy tena izy, dia ny valin'ireo koa izany no hahafahana hilaza fa tsy maro ny fanatika arampivavahahana tahaka an'i nyrina ato!! :-D :-D :-D
Aoka marina!!:-D :-D :-D Adala izany ny rehetra mandohalika rehefa mivavaka, na ny mihira satria ireo aseho!!
:-D :-D :-D Mivoana tanteraka @ ilay voalazako!! Dia io ianao fa mbola miezaka ny mitoriteny ihany, mitory teny hatrany satria raha tsy eo ianao, araky ny fiheveranao, dia tsy hahalala ilay A/tra ny olona satria ianao no mahalala azy tanteraka ary ny ankoatranao sy ny tsy mandalo aminaoa sy ireo namanao dia tsy afaka ny hahalala azy!! Dia averiko eto indray, io fomba io no hitsaran'ilay inoanao ny tenanao ka miova famindra, aparitaho ny baiboly dia amporisiho ny izaranao azy hamaky fa aza itoriana teny satria ny SM no mahalaza kokoa ilay tokony hinoana fa tsy ianao!!! :^) :^) :^)
lizabeth:
Ny fivavahana/piété dia ny fiainanao velona ny finoanao ary ao anaty
Aoka marina!!:-D :-D :-D Adala izany ny rehetra mandohalika rehefa mivavaka, na ny mihira satria ireo aseho!!
nyrina:
ndry mitomtbo iray indray ireo olona mampalahelo,mitanjaka.oops.tsy ara-batana fa ara-panahy..
Mpanenjika ny tenin'Atra ve misy lehibe noho i Sa oly.Tandreno fa sao anenanao ny vavanao.Atra tsy mila vola na $1 avy any aminao aza raha izay no tianao ho fantatra,tsy mbola nisy nitaky vola koa teto na iraimbilanja aza raha tianao ho fantatra ihany koa ,eny mamela ahao aho ary hivavaka ho anao koa mba ny fanahy masina anie no hanindry ny fonao ka ahalalanao ny atao hoe fitiavan'Atra antsika.Tsy misy fiterena ny finoana an'i kristy ary tsy ho voatery hihiano na hijery ny tenin'Atra koa hianao ka ,ataona ahoana tokoa moa no hijery zavatra tsy mahaliana anao ? Tsarovy anefa tsy tonga hiantso ny marina ilay kristia fa tonga kosa mba hiantso antsika rehetra hibebaka .
:-D :-D :-D Mivoana tanteraka @ ilay voalazako!! Dia io ianao fa mbola miezaka ny mitoriteny ihany, mitory teny hatrany satria raha tsy eo ianao, araky ny fiheveranao, dia tsy hahalala ilay A/tra ny olona satria ianao no mahalala azy tanteraka ary ny ankoatranao sy ny tsy mandalo aminaoa sy ireo namanao dia tsy afaka ny hahalala azy!! Dia averiko eto indray, io fomba io no hitsaran'ilay inoanao ny tenanao ka miova famindra, aparitaho ny baiboly dia amporisiho ny izaranao azy hamaky fa aza itoriana teny satria ny SM no mahalaza kokoa ilay tokony hinoana fa tsy ianao!!! :^) :^) :^)
42. ikaretsaka
(
19/08/2008 20:31)
ny dikan'ny piete aloha dia tsy fivavahana an, fa qualite d'etre religieux
to mifangaro manko izy eto
rehefa te ho strana izy dia sitrana ka
afaka manasitrana ny olona narary saina fa lasa fanatikan'ny fivavahana ny psy ka
to mifangaro manko izy eto
rehefa te ho strana izy dia sitrana ka
afaka manasitrana ny olona narary saina fa lasa fanatikan'ny fivavahana ny psy ka
43. cutie
(
20/08/2008 13:01)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 17-08-2008 17:08:28
Lohateny : Re : Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!
aleo milaza ny marina tsy filaza ihany
http://www.youtube.com/watch?v=1CoC3HEcRQk&feature=related :-D :-D :-D :-D :-D
46. badboy
(
20/08/2008 14:05)
Music sounds better with you http://www.dailymotion.com/relevance/search/stardust/video/x3equx_stardust-music-sounds-better-with-y
47. ikaretsaka
(
20/08/2008 23:05)
cutie ..badboy
http://www.youtube.com/watch?v=L_h9eQ15CIs&feature=related
revo tsara ny paroles
http://www.youtube.com/watch?v=L_h9eQ15CIs&feature=related
revo tsara ny paroles
48. prime
(
21/08/2008 11:05)
badboy:... ataoko hoe misy mampitombina azy ihany raha jerena ankapobeny araka ny lazain'i lizabeth...
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona!
Saingy raha ny finoana kristiana (tsy ataoko hoe fivavahana satria raha tena zohina lalina dia tsy "réligion" izy fa "révélation") dia tsy izany loatra ny tanjona...
badboy:... izany moa izy io ô? (fivavahana tokoa no tianao ambara)
Ny mahasamihafa azy indray dia ny fivavahanana fiantsonan'ny fanatika, ny psychologue fanasitranana ny fanatika!!
badboy:... :-D
Tsy mila valiny! Misaotra tompoko!
50. prime
(
21/08/2008 12:34)
Herimiafina:... :-P :-D
Ary le fanatisma athée angaha tsy nisy naha-remarka?
52. cutie
(
21/08/2008 13:54)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 21-08-2008 01:05:07
Lohateny : Re : Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!
cutie ..badboy
Jereo eto
revo tsara ny paroles
so funny a :-D :-D :-D :-D :-D
53. ikaretsaka
(
21/08/2008 14:56)
cutie> fa striking be ny zavatra ambarany a..eritrereto tsara anie e
54. rijadolly
(
21/08/2008 16:31)
badboy:
niryna >> Aoka marina @ ilay fomba famaly mody malefaka nefa masiaka!! :-D :-D :-D Aza menatra ny ho tezitra fa ny rôle aza mba tesitra koa, sa ianao milay tahaka ny rôle??? Hita be ilay fomba fanaon'ny évanjelista any étazonia!! Amboletra hatrany, amboletra ihany, amboletra avy hatrany!!! :-D :-D :-D
Io ilay fomba fanao :
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ny ratsy avy any ankafa ary ianao no mpitondra ilay soa voalaza
- Avy @ A/tra ny soa rehetra, ary ireo izay tsy mbola ao dia atao hoe efa ao fa mbola tsy nahita ilay lalan'ny fahazavana ary tarihina ny ho any satria ianao mpitory no tetezana ary raha tsisy anao dia tsisy ny lalana!
- Jesoa no afovoan'ny rehetra, izy no ao @ tsirairay, ny ankoatr'izay tsy misy, indrindra moa izany hoe safidin'olombelona izany dia fongana!!
- Averina matetika fa matoa mitoriteny dia satria nofidin'A/tra, satria ny teny tanisaina dia avy @ jesoa, ary ianao radio mampita izany izay fototry ny fampitana ka raha tsisy anao dia tsisy fampiatana!!
Famaranana : ny fampitomboana ny isan'ny mpanaraka no tanjonareo ary ny fandresena lahatra azireo hoe izaho no lalana hiampitana atsy na eroa fa tsy dia ilay inoana loatra no omena voninahitra!! Mahay ianareo kah, mahay mamitaka!! Ataovy tohatra fankalazana anao eo ihany io SM io fa dia io no hiandry anao rehefa tonga ilay fitsarana izay tanisainao lalandava:evil: :evil: :evil:
Ny tsy tsapanao dia tsy mila mamaky akory ny baiboly ho an'ny hafa ianao satria ireo rehetra ireo dia mahay mamaky teny sy manoratra daholo, ary raha tena tia hampita ilay fahasoavana ianao dia tolory baiboly ireo izay hitanao ary aza arahina toriteny fa amporisiho fotsiny izy hamaky!! Raha tsy izay manko fa tsy maintsy asiana mitoriteny dia mbola mihevitra ianao izany fa ianao no tetezana tsy maintsy raisin'ireo izay te hiampita ery ampita ery FA TSY ILAY SM FOTSINY!!
Ka eo ilay fanatisma no mipetraka satria mihevitra nytenanao ho mitana ilay marina ianao ary ny ankoatranao sy ireo mitovy aminao dia tsy ao anatin'ilay fahamarinana!! :^) :^) :^)
:^) IHIHIHIH!!!!!!
55. rijadolly
(
21/08/2008 17:06)
badboy:ZANY MARINA ILAY HOE VAVA FOTSINY.Tsy ho tanteraky ilay miteny akory sa vitan'se zany.
Ny tsy tsapanao dia tsy mila mamaky akory ny baiboly ho an'ny hafa ianao satria ireo rehetra ireo dia mahay mamaky teny sy manoratra daholo, ary raha tena tia hampita ilay fahasoavana ianao dia tolory baiboly ireo izay hitanao ary aza arahina toriteny fa amporisiho fotsiny izy hamaky!!
56. cutie
(
21/08/2008 20:26)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 21-08-2008 16:56:41
Lohateny : Re : Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!
cutie> fa striking be ny zavatra ambarany a..eritrereto tsara anie e
I know, I like it :-D
57. fijo
(
21/08/2008 20:48)
hoy ika:"tsy fantany akory ny antony.. nefa lany any ny andro sy ny fotoana.."kay kay kay,,,mampalahelo fa dia io tokoa no ankamaroany letsy.
inona ary ity teny ngilisy nareo ity ry zareo
inona ary ity teny ngilisy nareo ity ry zareo
