Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ff, milahatra araka ny daty
ff
(
11/08/2008 12:02)
Mangataka tononkira
Slt! Mba mangataka ny tononkiran'i Boboh Mahavanona izay misy, fa indrindra ilay Nofy ny alina sy Isika roa e!!!!...
tohiny
novalian'i atoandro ny 12/08/2008 19:41
ff
(
31/03/2006 12:52)
Mangataka tononkira
'Zao rey olona e! Mba mangataka tononkira iray izay aho. Tsy fantatro ny lohateniny, fa ny tarika Jeneraly angamba no mihira azy raha tsy diso aho. Hira duo fanao am lanonana ara-panambadiana izy io m...
tohiny
novalian'i gesster ny 14/05/2025 09:29
ff
(
02/11/2005 18:11)
Mitady tononkiran'i Jeneraly
Mba andefaso ny tononkiran'i Jeneraly (duo), le misy hoe: fa tiako loatra ianao... tsy safidy velively... matoa aho tonga aty. Miala tsiny fa tsy fantatro ny lohateniny. Msaotr'o!...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 20:49
