efa ela ihany no nanitikitika ahy ty fanotanina ty ..

1. naughtyboy ( 11/08/2008 16:03)
mbo mangataka valiny mahafapo aminareo ry andriambavilanitra hajaina isany eto ny tenanay fa tsy mety voavaliko atr@ zao oe inona marina no zv katsahiny vhv @ akapobeny ? ra lhl manko tsy de betsaka fa 4 defa mafehy azy : sipa ,saosy,hery sy fahefana afatsy reo mpitokamonina mivavaka .. :lol:
novalian'i belakely ny 05/09/2008 22:45
2. kally ( 11/08/2008 18:34)
F'angaha moa ry Naughtyboy mitovy daholo izy io! ny vehivavy te ho fehezin'ny hery tia lehilahy matandraka ny vehivavy tia fehezin'ny vola no misintona lehilahy mampirantiranty vola, ny vehivavy te ho fehezin'ny fitiavana mitady lehilahy feno fitiavana :lol: dia ohatr'ohatr'izany e!
3. Herimiafina ( 11/08/2008 19:32)
Mikatsaka prince charmant. :-D
4. haritianah ( 11/08/2008 20:06)
naughtyboy; ts mitombona ny lazainao fa 4 ihany ny any lahy, na lahy io na vavy dé samy manana ny azy fa tsis formules ka owé refa lahy bdé zao refa vavy dé zao fa ny olombalona mits no samy manana ny azy ary miankina @ tsy 1/ 1 mits io.Misy manana azy 4 ary mety hisy ny mihoatra.Ny vavy indray mety misy vavy manomé lanja ny vola eo à fiainany, misy dé ny fitiavana, misy dé tena ts miraharaha zé mety zvtr retra mety ara nofo(vola,fitivana,sns..) fa ny azy dia ny ara panahy no imasoany sy idirany lalina kokoa.Zany owé mikatsaka ny fanjakan'nyn lanitra izy ka zé retra ts mifanahaka an'izany dé tsizy aminy.Misy mou ny mihevitra fa fiainana dia mandalo dia miezaka ny manao zé rehetra maha afapo ny tenany izy.Misy ny mihevitra fa refa ts resa bola dia tsiz aminy dia zay no arahiny.Misy koa anefa ny tokapo dia ts mahalala afa tsy iny tokana ananay iny izy dia zé manodidina an'iny ihany no taaony sy tiany ka io tsis formule owé refa vhv dé zao.
5. xxx ( 12/08/2008 11:56)
Ataoko fa ny zavatra tadiavin'ny vehivavy dia 4 ihany koa mitovy amin'ny lehilahy ihany.
Ny mahasamihafa azy fotsiny dia mody tsy miraharaha izany sipa izany izy (mody mampifilafila nefa ..), mody hoe tsy mitady sosy izy (nefa raha vao tsy misy sosy eo dia iny izy no tsy hita), mody tsy mitady izany fahefana izany (manipulatrice be nefa ao ambadika). Momba ny hery indray dia tia ho manja mandrakizay izy.
:D

Tsara ho marihana fa lhl ny tenako.
6. naughtyboy ( 12/08/2008 12:13)
misy marina zay voalaza :D ..ndrindra le oe tsisy formule ,tsy arakaraky ny tiany ts1/1 nge nanotaniko nefa tsy maninona fa @ akapobeny fotsiny..
Ny tena olana manko de reo miatsaravelatsihy na ko tsy mahafantatra marina ny zv tedaviny ,jereo zao io koxiny xxx io fa misy marina ko :-D :-D fa mba ahona ko ny hevitry ny hafa e..
7. ssendra ( 12/08/2008 12:28)
naughtyboy:

mbo mangataka valiny mahafapo aminareo ry andriambavilanitra hajaina isany eto ny tenanay fa tsy mety voavaliko atr@ zao oe inona marina no zv katsahiny vhv @ akapobeny ? ra lhl manko tsy de betsaka fa 4 defa mafehy azy : sipa ,saosy,hery sy fahefana afatsy reo mpitokamonina mivavaka .. :lol:

ny ahy manokana dia maro fa tsy efatra fotsiny no katsahiko amin'ny lehilahy.


8. pounacaninah ( 12/08/2008 12:31)
ngmba alo d mtov dol n tanjon ts11 @ty resak fitiavan ty fa ra za manokana alo d ts met kos lé oe feezin b @fvavaan n ol fa on a chak1 notr gout fo pa compliké lé choz teny tokan ian ngamb n zvt mb angataanay vevav @nareo d fitiavn tena matotr!!! :* (l)
9. simplex ( 12/08/2008 15:47)

Tsy manakivy an'la ah ry notyy fa ra vevavy iray no anotanian'la an'io fanotaniana io in-3, dia valiny 3 samihafa no azon'la :roll:
ra tsy zay ndray dia zavatra faran'ze vague no omeny an'la eo:
:arrow: fiainana feno fahasambarana :^):^)

10. ni81 ( 12/08/2008 16:34)
Raha izaho dia ireto: fitiavana, halemem-panahy, fifanajana, fifampatokisana, olona afaka hihaino. Ny vola dia ilaina koa, satria hozatry ny fiainana, saingy kosa afaka miaraka mihary sy mifanampy. Mety hisy hiteny hoe aiza no ahita izany rehetra izany? Ny valiny dia hoe: izany no faniriana, tanteraka tsara, tsy ampy dia atao ahoana fa izay izany!
11. xxx ( 12/08/2008 18:26)
simplex:


Tsy manakivy an'la ah ry notyy fa ra vevavy iray no anotanian'la an'io fanotaniana io in-3, dia valiny 3 samihafa no azon'la :roll:
ra tsy zay ndray dia zavatra faran'ze vague no omeny an'la eo:
:arrow: fiainana feno fahasambarana :^):^)



Io ny valin-teny marina amiko !
Sady arakaraky ny taux an'ny oestrogene ao amin'ilay vehivavy ihany io :-D :-D :-D :-D :-D
12. naughtyboy ( 12/08/2008 18:43)
simplex >m\\\'si @ le valiny, za nge less tsy oe kivy fa tsy mentsy atsehina ihany reny na mora na sarotra ny fahasamihafany zv kenjeny vhv sy lhl nefa tsara ihany oh.ra fantatsa meloha oe inn no tedavinty oul 1 ty amiko :lol:
matsilo ko ny namitinanla ny zv lazain\\\'izy 3 vavy etsy ambony reo fa
-poucananiah zao valiny 3 nomeny :ts feezn b@ fvavaan,fo pa komplike le choz,fitiavana tena matotr.. :D mafinaritra le fijery
-ssendra njay de zv vague no nomeny: ny ahy manokana dia maro fa tsy efatra fotsiny no katsahiko amin\\\'ny lehilahy. :lol: ahoana marina no tsy atao ra azo tanterahina..de tsara vintana
- \\\" fiainana feno fahasambarana \\\" simplex no azo anasokajiana any n81 satria ozy izy \\\"Raha izaho dia ireto: fitiavana, halemem-panahy, fifanajana, fifampatokisana, olona afaka hihaino\\\" ary ny tsy azo kihanina de ty :
izany no faniriana, tanteraka tsara, tsy ampy dia atao ahoana fa izay izany!
kanefany mbola misy karazany hafa ankotrany reo ko any fa mino mbola ivoaka tsy ela eto fa de mianjy ny tenanay oo
:-P
13. bazylou ( 13/08/2008 01:46)
tandremo fa hafa ny vhv gasy sy ny vhv vazaha an!!
14. malalatinasoa ( 13/08/2008 08:49)
Tsy mazava tsara ilay fanontaniana.
- tadiavin'ny vehivavy aminareo lehilahy sa
- tadiavin'ny vehivavy @ fiainana.
Samihafa be manko ny valiny.
15. xxx ( 13/08/2008 09:08)
Tsy mazava tsara ilay fanontaniana.
- tadiavin'ny vehivavy aminareo lehilahy sa
- tadiavin'ny vehivavy @ fiainana.
Samihafa be manko ny valiny.


Ataoko fa mazava ho azy hoe amin'ny fiainana satria ny lehilahy dia ao anatin'ny tadiavin'ny vehivavy eo amin'ny fiainany.
Na dia izany aza nefa dia marina ny anao hoe afaka hitarina tsara ny resaka momba ny zavatra tadiavin'ny vhv @ lhl.
16. naughtyboy ( 13/08/2008 09:27)
sotsa xxx efa volazanao ny saika ho teneniko..
bazylou > fa tsy ny vhv gasy sy vaza ihany nge no samihafa fa na samy vhv gasy aza tsy mitovy,jereo fotsiny reo oh.3 eo ambony reo :D
malalatinasoa > eny ary fa alefaso zany valiny samihafa zany e :)
17. belakely ( 05/09/2008 22:45)
fanontaniana saro-baliana.
tsy voatery hitovy ny valiny.......relatif be
:roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7404