MADAGASCAR sur M6 ce 09/08/08 à 20h50

1. sipagasy ( 09/08/2008 19:22)
Miarahaba e!!!

Aza hadinoina fa hist fandaharana mikasika ny fivelaran'ny fizahan-tany any amintsika ao @ M6 ny alahady izao manomboka @ 20h50 ao anatin'ny fandaharana 'CAPITAL', dia rehefa avy mijery dia samia hoe manome ny heviny eto!!!!

Misaotra e!!!

Madagascar à la une de M6 sur Capital Dimanche !

Madagascar sera l'un des thèmes principaux de l'émission Capital diffusé sur M6 dimanche à 20H50 ( heure France )Madagascar, le Nouvel Eldorado du tourisme s'interroge l'émission ? Aujourd’hui, l’île de Madagascar attire 300 000 touristes par an, mais dans 5 ans c’est plus du double qui y est attendu ! Il faut dire que ce pays était jusqu’ici un peu boudé par les tours opérators, faute d’infrastructures adéquates. Désormais, c’est une destination qui explose grâce à un vol direct qui relie depuis peu Paris à l’île de Nosy Be ; 60% des touristes sur place sont Français. Les sites préservés, autour de l’îlot paradisiaque de Nosy bé notamment, sont en plein boom. De nouvelles perspectives s’annoncent avec l’afflux de touristes. Comment les entrepreneurs français s’y prennent-ils pour profiter de cette explosion du tourisme ? Quelles sont les difficultés rencontrées dans ce pays encore sous-équipé à la main d’oeuvre peu qualifiée ? La population locale profite-elle de la transformation du pays et de la construction de plus de cent hôtels par an ? Telles sont les questions qui seront développées. Quand on connait la qualité de l'émission Capital, c'est à ne pas rater !

novalian'i malalany ny 16/08/2008 14:21
2. ni81 ( 09/08/2008 19:24)
Misaotra nampilaza e
3. ratonga ( 09/08/2008 20:08)
mr6 sipagasy any dray zany ny fotôna é! :wink:
4. sipagasy ( 09/08/2008 20:16)
avy eo isika miverina midinika eo e!!!
5. diamondra27 ( 10/08/2008 08:11)
ho an'ny retardataire dia averina androany ao amin'ny M6 hono ilay capital e! a la meme heure.

sipagasy: merci ndry . ary aiza akia no misy andry zany , any japon angah fa tena lasa aloha be le lera an :wink: merci nampilaza e :-* :-*
6. fahamarinana ( 10/08/2008 08:42)
:arrow: dia androany zany vao ahita fatsy tao antrano...misaotra nampilaza e (l)
7. yonikafopl ( 10/08/2008 08:52)
Nde mbo hijery kou androany fa maly taraiky beeeee de tsy nahatratra tsony :)
8. sipagasy ( 10/08/2008 13:48)
hihihihih diso daty e!!!! anio alahady faha 10 volana Aogositra fa tena miala satroka be e!!!!
9. ainaheri ( 10/08/2008 13:49)
Msôtra nizara ee
10. diamondra27 ( 11/08/2008 11:12)
de inona hono le voalaza tao e.
11. sipagasy ( 11/08/2008 15:53)
hhmm diam's toa hoe tongava daholo @ izay ianareo mpizaha tany ireo fa efa ho feno ny rafitra ahafahana mandray anareo e!!!!!


dia koe hoe an-kolaka izany hihihih miomana ianareo fa hisondrotra aby ny sandan'ny ho hitanareo any an-toerana fa tsy ho tahakan'ny taloha intsony hihihihi

dia mbola an-kolaka ihany hoe, izay mikasa ny hampandroso ny firenena dia izao no manararaotra fa sao tara eo e!!!!

izay aloha no tsapako e!!! ny an'ny hafa no tsy haiko...
12. Zozoro ( 11/08/2008 16:01)
Ny mampalahelo ahy dia toa mora vidy loatra ilay tany ka ho avy daholo na ny adala na ny hendry. Tian-dry zareo i Nosibe fa tourisme sexuel. Ny tena hatahorako dia ny fielezan'ny SIDA. Enga anie mba tsy hisy izany.....
13. sipagasy ( 11/08/2008 18:32)
eehhhh tara loatra ny amponganao ry havako, tsy hainao veh fa efa miely behhhh izay tsy izy ny tsimoka SIDA any @ tanintsika!!!!!!!
14. endrika01 ( 11/08/2008 20:44)
Nenah lou,le fanambaniany vahiny ny tompon-tany faranizay tsy akasitrahiko.Enao vahiny ndray no mba be lapitsika,tsy andana miverina any @taniny any avy.Tsy tokony ahazo nationalité Malagasy mintsy reny,ny aty @misy anay alou na 20taona taty aza enao tsy omeny izany.Tiko mihintsy zay, fa tsy zay te hanjaka any Dago de omena fahalalahana doly,:roll::twisted::-P
15. sipagasy ( 11/08/2008 22:28)
Zozoro:

Ny mampalahelo ahy dia toa mora vidy loatra ilay tany ka ho avy daholo na ny adala na ny hendry. Tian-dry zareo i Nosibe fa tourisme sexuel. Ny tena hatahorako dia ny fielezan'ny SIDA. Enga anie mba tsy hisy izany.....



ho anao io topazo maso kely anie ato e!!!! http://www.zaza-vavy.org/2008/08/06/stop-au-tourisme-sexuel-a-la-violence-sexuelle-a-la-pedophilie-a-madagascar/

:evil: :-o nohon'ny inona!!!!!!!!!!!!
16. ni81 ( 13/08/2008 09:51)

M6 Capital, la polémique commence !

Lors du reportage consacré à Nosy Be sur Capital, un hôtelier, vazaha, présent depuis de nombreuses années à déclarer que la corruption existait " à 100%" notamment au niveau de l'administration douanière. Cette phrase n'a pas manqué de soulever la colère de certaines personnes qui estiment qu'il salit gravement l'image de Madagascar. Ce qui est certain, c'est qu'une émission comme Capital, en France, à un impact très important car c'est une des émissions références pour la qualité de ses reportages. Ce qui est certain aussi, c'est que la corruption existe toujours, surtout dans les provinces qui sont bien loin des préoccupations du bianco. Enfin, ce qui est certain aussi, c'est que de nombreux efforts sont faits pour lutter contre la corruption et cela se voit et se sent...à Tana essentiellement. Sans vouloir défendre a tout prix cette personne, il voulait dire que dans les administrations provinciales, la corruption est encore belle et bien présente et qu'il est nécéssaire pour lui en tant qu'hotelier et investisseur de passer par des dessous de table pour accélerer les procédures. Ceci pour dire que la lutte contre la corruption passe par la chasse aux corrupteurs comme aux corrompus. Et pour qu'il n'y ait plus ni l'un ni l'autre, il faut une administration irréprochable dans son travail, dans son organisation, dans ses procédures, délais de traitement. Lorqu'elle sera performante vis a vis des administrés, la corruption disparaitra d'elle même...or pour avoir fait " des papiers" dernièrement à Madagascar, on peut vous assurer que cela est loin d'être gagné !
17. kelly13 ( 13/08/2008 09:55)
hum, hoy aho oe mbola lavitry ny afo ny kitay ( sa mou mbola lavitry ny kitay ny afo..., bref ...)
18. ni81 ( 13/08/2008 10:02)
hum, hoy aho oe mbola lavitry ny afo ny kitay ( sa mou mbola lavitry ny kitay ny afo..., bref ...)
Marina io voalazanao io.
Lazaina fa hoe: "cette phrase...... qu'il salit gravement l'image de Madagascar." Fa iza indray moa no tsy mahalala ny risoriso misy ao dago ao fa izany hoe mba tsy miteny fotsiny e!
19. fijo ( 13/08/2008 20:16)
na dia fantatra aza fa misy izany tsy fiteny.
raha isika gasy izao no mba milaza fa mpanavakavaka ny frantsay,hofaly ve ireo???nefa moa ve tsy misy izany aty?
20. ni81 ( 13/08/2008 20:21)
na dia fantatra aza fa misy izany tsy fiteny.
raha isika gasy izao no mba milaza fa mpanavakavaka ny frantsay,hofaly ve ireo???nefa moa ve tsy misy izany aty?
Rehefa iharany d mahazo miteny kah! Maninona ny olona nilaza fa misy risoriso tao @ fikarakarana passeport miteny nefa izy aza gasy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.315