MADAGASCAR sur M6 ce 09/08/08 à 20h50

21. ratonga ( 13/08/2008 21:22)
zah klou nanao passeport tany vô aingana sady tsy nanomé no tsy nisy nangataka na ariary aza (akotran'ny timbre) nefa tapak'andro dé vita é, t@ sivy maraina no napetraka vita t@ 12h
22. ni81 ( 14/08/2008 05:57)
zah klou nanao passeport tany vô aingana sady tsy nanomé no tsy nisy nangataka na ariary aza (akotran'ny timbre) nefa tapak'andro dé vita é, t@ sivy maraina no napetraka vita t@ 12h
Tsara izany, fa jereo any @ dinika any ambadika any ny resaka risoriso misy any dago e! Tsy fanendrikendrehana fa zava-misy any @ birao isan-tokony.
23. ni81 ( 14/08/2008 06:15)
Zà nandeha tao @ ministeran'ny raharaham-bahiny (tsy ho lazaiko ny n° ny efitrano sy ny rihana) fa nisy ttasy tsy maintsy nilaiko, dia nilazan'ilay olona tao hoe: ento daholo ny dossier dia ataovy photocopie, dia ento aty. Dia nentina ary dia nasainy nanao fangatahana dika roa mitovy indray koa avy eo. Dia nony vita izany rehetra izany dia hoy izy hoe! miverena @ herinandro ianao dia aza adino ny goûter-nay (3 izahay no ato @ ity birao ity hoy izy). :roll:
24. yonikafopl ( 14/08/2008 07:02)
La verité blesse

Zavatra marina ary zavamisy no nolazain le vazah, niteny mintsy aza izy we tsy mist hatahorany ny miteny anzany satria zava misy hiainana, ny hazo any Dago lafo hoy izy fa any Indonesie no manafatra, dia tsy declarer-na doly,zay mou izy teo fa tsy tadidiko tsony :)
Za mou de mbola manamafy foana we mbola manjaka ny risoriso any Dago any na de be aza ny mody mikimpy tsy hahita izany
25. ni81 ( 14/08/2008 07:06)
Za mou de mbola manamafy foana we mbola manjaka ny risoriso any Dago any na de be aza ny mody mikimpy tsy hahita izany
Zà koa dia nahita e! fa menatra ireo tompon'andraikitra dia tezitra, ary misy @ izy ireo mihitsy aza eto @ sera² eto e! Mbola ho avy eto izy hanao xxx dia jereo tsara ny valin-teniny.
26. sipagasy ( 14/08/2008 09:27)
hhmmd ia miandry izay xxx hiditra eo izany fa mpiasam-panjakana ry zareo ann hihihi....
27. nikah ( 14/08/2008 15:16)
Faly ery za taloha raha nisy nilaza fa tsy misy itsony ny risoriso any dago,Toa resabe fotsiny anefa ,fa io in-1 dia tsy ho afaka .Raha vao miditra birao ianao ka mikarakara ttsy dia tsy maitsy mandeha ny risoriso fa raha tsy izany dia antitra eo.Tena mankaleo be,fa izay idirana dia tsy maitsy asiana vola kely ao ambanin'ilay dossier ,dia vita haingana ilay ttasy karakaraina .
Ary ny tena mampalahelo koa dia ny fisolelahan'ireo mpiasa gasy @ reto vazaha.In-1 andro aho tao @ ministera nanao passeport,nilahatra efa ho adin'iray,avy any nisy vazaha niaraka t@ gasy zay tonga dia nitsotsotsotso tery aloha tery,avy koa ilay mpiasa dia nandray azy,tonga dia noteneniko hoe angaha tsy hitanao reto mpilahatra reto ry demoiselle,ento milahatra ty vazahanao.Teo vao menamenatra teo ilay mpiasa saika handray.
Fitiavambola daholo zany satria ny vazaha manome tips bebe noho ny gasy
28. Herimiafina ( 14/08/2008 15:55)
Tsy resaka tsolotra ihany fa mbola betsaka ny zavatra tsy manjary hitako fony izaho tany. Vao mila ny tanandehibe fotsiny ianao dia tany tsy misy fanjakana daholo na ny fanjakana mihintsy no misolo toerana ny jiolahy. Be ny tsy maty manota, noho ny anarana entiny na noho ny plasy misy azy na koa noho ny harenany, mijerijery fotsiny ny gendarme.
Avy aiza daholo moa anefa ireny pratika maizina ireny raha tsy nolovaina avy tany europa? :-D :^)
29. endrika01 ( 14/08/2008 19:25)
Tsy aleo ve hamidy @mpiray tanindrazana ny tany toy izay @vozaha é,ho voazanaka fanindroany eo mou kou:-w:-w:-w
30. nikah ( 15/08/2008 07:20)
raha vao manitsaka ny dago ny tongotra raha mody ka hikarakara zavatra,dia efa miomana @ sisibola,surtout raha fohy ny fotoana hijanonana dago,fa raha tsy zay dia eo no raisina.Vao manomboka mihitsy ny ttasy dia efa risoriso ny maka ilay certificat de residence any @ fokontany.Raha tsy omena vola kely ilay secretaire dia efa mba mamilafila ny hoe miverena rapitso. 8O :lol: :lol:
31. ratonga ( 15/08/2008 10:24)
zah alou tsy hafaka ny hiteny hoe tsy misy intsony sy tsolotra fa ny hitako na tany @ fokotany nanao certificat de residence, na tany @fivondronana nanao karapanonro vaovao na tany @ ministera nanao passeport dia tena tsy nisy olana mihintsy, ny karapanondro aza tsy fantatro ny n°-any dé notadiavin-dry zareo tany ary ny ampintso izy mihintsy no niantso ahy nilaza fa hitany, avy teo aho dia niverina ny ampitso efa vita lé karatra. telo andro ny totalin'ny nanaovana ireo ttsy rehetra ireo nefa ny passeport fotsiny aty 2 mois vao vita
32. Herimiafina ( 15/08/2008 15:02)
Indray mandeha tamin'ny fiainako angamab izaho tany no tratran'ny lambolambon-tsolotra. Teny amin'ny ENAM. :-D
33. malalany ( 16/08/2008 14:21)
endrika01:

Tsy aleo ve hamidy @mpiray tanindrazana ny tany toy izay @vozaha é,ho voazanaka fanindroany eo mou kou:-w:-w:-w



ka ny olana anie ny gasy tsy manambola e,eritrereto oe70000€ ozy lé tompotany no omeny lé francais d lé italien ni-proposer 300000€ sa firy izy teo tsy tadidiko tsony,ka ra misy sa an'zany v mou ny gasy,d avy eo enao mbola hanao trano sns c pa si facile k ca
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536