gasy marina

1. hao ( 06/08/2008 20:20)
ka izao, hita fa miezaka , ary misy fivoarana tokoa ny analyse-nareo rehetra, fa na izany aza, dia mbola ambany loatra ilay fatra(niveau) e! tsy mbola sokajy-na expert nareo rehetra ato, fa mbola fandalinana- na etudiant 1ère année ny sokajy misy anareo.

Tena hita fa tsy taranjanareo le resaka approfondie, sy mipetrapetraka. tsy politika ihany fa ny lafiny rehetra mihintsy

ambany loatra le salan'isa.

ary satria mba miezaka ianareo rehetra, dia izao

regle n°1: Aza manao resakin'ny tsy mahita ho lazaina; dia aza miteny zavatra tsy resahina

sur fa @ manaraka ny règle n° 2
novalian'i rahiratra ny 07/08/2008 11:36
2. imaitsoanala ( 06/08/2008 22:31)
inn no tianao ambara

oe enao zany le tena favy ka mametraka ny regle ts maints arahina

d hatraiza moa zany ny fatra-nao

ny tena favy hono mants ts mann izao attitude nao zao.

manao jugement de valeur mants enao ka malasa saina.
3. bazylou ( 06/08/2008 23:43)
alefaso dia jerena raha efa classen'ny expert ialahyna koa ilay be zizo fotsiny e!! :oops: :-D
4. tsimati ( 06/08/2008 23:47)
Raha izaho manokana aloha dia manaiky ny resakao hoe tsy ampy "analyses" ny tenako ary tsy miandry anao hilaza izany aho fa efa fantatro tsara ka tsy mahamenatra ahy ny hitenenanao ny tsy fahaizako. Ny zavatramba tiako resahina aminao kosa dia ity. Matoa ianao milaza ary mahita ny fahambanian'ny fatra na "niveau"-nay mpakafy ny serasera hoy ianao dia efa manambara fa manana ny fatra avo ary afaka mitsara ny rehetra eto ianao izany ka dia midera anao izay ao amin'ny sokajy avo ny tenako ary tsisy azoko atao satria tsy ampy ny fahalalako.
Ny farany lazaiko anao ary mba naverimberiko nefa tsy azon'ny namana mpiserasera kosa dia ity. Maro manampahaizana ary avo lenta sahala anao ny Malagasy. Ao ny milaza fa ny vazaha tsy mahay nohon'ny Malagasy amin'ny lafiny rehetra saingy hatramin'izao hoy aho dia fahaizana ho an'ny tsirairay ahafahany mitsara ny vendrana sahala anay no misy nefa ny firenena dia hiaraha-mahita koa ny sokajy misy azy. Tezitra mafy mihintsy na ianao aza angamba hamerenako ilay hoe: NY ELITA GASY TSY MAHATAFAVOAKA FA FALY MANINDRY SY MIHEVITRA HO DADANY INDRINDRA ERAN-TANY.Dia lazao indray koa fa mbola tsimati ihany no manao HAO fotsy sy HAO mainty eto ?
5. xxx ( 07/08/2008 00:05)
Farany dia ho resy lahatr'ity MISTER tsimati ity aho raha izao foana no ataon-dry HAO. Ohatry ny toa manamarina ny teori-any mantsy. Kanefa izay koa no manamarina hoe misy foana ny maningana ka aoka tsy ho lazaina fa ny sarambabe-bahoaka dia misy HAO avokoa.
6. zandikely ( 07/08/2008 01:48)

Hao:

Misaotra fa tena hita tokoa sy voaporofo ny maha expert anao e, manao resaka tsy misy lohany, tsy misy vodiny! Ny fampisehoanao sy ny fitarihanao reseka dia tena resaka expert tokoa.






7. tsimati ( 07/08/2008 04:50)
Tena EXPERT izy saingy hadinontsiaka Malagasy fa anisany tsy nampandroso haingana ny Malagasy ilay tsy fahaizan'ny samy expert mifameno. NY EXPERT MALAGASY DIA FALY MILAZA NY TENANY HO FAVY ARY MITIFITRA NY HAFA HO TSY AMPY FAHALALANA. Jereo kosa fa mifameno tsara ny asan'ny samy enjana ary mifanaja sy mifameno ka mahatafavoaka zavatralehibe. Ny mpanao lalana mahalala ny asan'ny mpikaraka ny angovo, izy rehetra mahalala ny mahasarobidy ny mpitsabo ary ny hafa mahalala ny asan'ny mpitsara sy ny mpiatandro filaminana hatrany hatrany.
Mifameno satria samy manana ny andraikiny. Ny zava-misy amin'ny expert gasy kosa dia izy expert amin'ny rehetra ary miezaka ny hampiseo fa hainy daholo ny sehatra rehetra. na koa mifampitsabaka asa. Mifamely sy mifampitsongoloka ka io hiarahamahita io fa samy expert nefa ny firenena vizana ihany.
Koa dia mahazo mirehareha eran-tany ianareo mahatsapa tena ho expert rehetra fa tena hikoizana ny Malagasy e.
8. ainaheri ( 07/08/2008 06:22)
Ary mahagaga @ ilay expert tsy mba manome ny heviny refa misy zvtr haroso fa faly midedaka any ambadika any fotsiny an,sa matahotra ny voakiana oe;izay ve ny fihevitrao refa mamaly dinika?? :-D :-D :-D
9. ainaheri ( 07/08/2008 06:32)
Ary ilay resaka miverimberina fona http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48904d61c6bc6 ,ny tena marina zany ny tsi11 miezaka mamly izay tandrify azy,ao iany mou ny misy mamaly @ zay saimpantany,sy ny kivanivany isankarazany,nefa d gaga sy talanjona ny tenako fa tsy itako tao anatin'ireo sokajy hao, :roll: :D
10. ainaheri ( 07/08/2008 07:23)
Naka aina kely ny orona d tonga ndray ny hao ,inn ndray refaveo lesy??:-D :-D :-D :-D :-
11. haritianah ( 07/08/2008 10:21)
amiko dia samy manana ny expert aminy io fa ts ny expert ny HAO no atao owé expert avolenta.Samy manana ny avolentany ny tsirairay ka enao milaza ny anao ho avo lenta dé tazomy ho anao fa zahay eto manana ny havolentanay dolo.
Serasera ny atao fa ts fapiderana ny maha avolenta ankory.
Vahavahao ny atao owé SERASERA , de ianao ihany no mamaly azy.Sa vé lé sity miteny rats sy mamoaka teny mamoafady retra ireny no atao ny HAO fa reny no tena avolenta fa ny eto tsis manao ireny?
12. Koditra ( 07/08/2008 11:10)
Hao n'iza ndray ary zany nilatsaka tato anaty serasera zany? Iangaviana zé mahatrara azy io tonga d foizo ireny biby ratsy ireny fa aza avela isitrika any anaty volo rehetra any. :-D :-D
13. rahiratra ( 07/08/2008 11:36)
Sady manaranaka hainganabe reny an ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418