velona soa aman-tsara

1. Bocassa ( 06/08/2008 16:03)
Niresaka ireto mpivady...
-Ramatoa: loza ane ny nanjo anah t@ maraina e
-Rangah: fa ahoana?
-Ramatoa: nisy jiolahy tafiaraka tamiko tao anaty ascenseur de hoy izy mantsy anah woe: "inona no tinao, hovonoina sa aolana?"
-Rangah: De ahôna oz enao?
-Ramatoa: Ka zao itanao velona soa aman-tsara zao za e!!!!javascript:emoticon(':lol:')
Laughing
novalian'i nacl ny 09/08/2008 11:18
2. ainaheri ( 06/08/2008 16:37)
D lay rangah vadiny zany no hamono azy refa tsy matin'ilay jiolahy izy kou :-D :-D :-D
3. Koditra ( 06/08/2008 18:05)
Mapmé otran'io ihany.

Tafiditry ny jiolahy 4 dahy ity tokatrano iray, ilay rangahy nofatoran-drizalahy tongotra amantanana, ilay ramatoa kosa nifandimbiasan'izy 4dahy tao an'efitra ilany.
Nitaraina ilay rangahy tompom-bady : mba avelao izy ry zalahy a, ataovy zé hataonareo amiko fa avelao izy.
Nanezaka namaly ramatoa vadiny ao ambadika ao : Tsy maninona re za rangahy fa avelao @zao o! (kay ilay ramatoa nankafy)
:-D :-D :-D
4. Herimiafina ( 06/08/2008 18:29)
Jiolahy daholo angaha no fiantsoana an'ireny? :-D
5. Zozoro ( 07/08/2008 16:39)

Aza manody re rangahy ô! Ataovy izay mahafapo an-dravady manomboka izao sao dia ho avy eo ny satisfaction avy any ivelany.
6. nacl ( 09/08/2008 11:18)
:lol: :lol: :lol: mlay kosa a hhahahahahaha hafa koa hafa koa!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5029