Afaka 48 taona dia tsy hisy intsony ny teny gasy
1. badboy
(
01/08/2008 17:41)
Afaka 48 taona dia tsy hisy intsony ny teny gasy!! Izay no voalzan'ny akademisianina!! Kaz dia hiteny inona @ izay zany!! teny anglisin'i tsimati ve? Nefa ny amrerikanina aza miodina tsy te hahalala ny MAP akory, indrindra moa rehefa hitany fa Mkara no handray ny francophonie!!! Ka dia tsy maintsy miafara @ teny frantsay indray zany k'inona moa!!!
Aza mandrevy ny hiaradalana @ amerikanina intsony fa efa nitodidamosina ny tenany!! Tsisy pétrole bobaka otran'Irak fa raha ts'izany efa naseny notsidihan'ny GI Joe ny tanana!! ;-) ;-) ;-)

novalian'i tsimati ny 02/08/2008 19:36
2. Herimiafina
(
01/08/2008 18:04)
Ny teny gasy misy foana fa ny teny ofisialin'i Madagasikara no mbola frantsay hatrizay ary izay foana no nahalalan'ny any ivelany azy.
Vitsy no mahafantatra fa misy ny teny malagasy, vitsy koa ny mahafantatra fa misy taranja Malagasy any amin'ny oniversité frantsay.
Hoy ilay amerikana iray izay maheno malagasy miteny malagasy hoe "broken french" hono izany, angamba noho ilay mot-à-mot betsaka henony. :-D

3. fijo
(
01/08/2008 20:44)
marin amihintsy io voalaza eto ambony io.tsy le gasy hiteny gasy no foana,fa le malagasy ofisialy.ary isika ihany no mamono azy io indrisy.
4. zakilinina
(
01/08/2008 22:31)
Tsy miombon-kevitra amin'i Di aho. 60 taona no nanjanahana an'i Madagasikara ka nanaovana tsinontsinona ny teny malagasy kanefa dia io mbola velona soa aman-tsara io izy.
5. bazylou
(
02/08/2008 00:52)
impossible io ary tsy mitoùbona io satria;;; tohanako ny an' zakilinina :roll: :roll:
6. kidoropamba
(
02/08/2008 09:38)
hin!hin!hin!hin!hin!hin!
Mapme nareo izany rey olona. Tena tsy mahatakatra ilay politika avo lenta hitondran'ingahy filoha hajaina Ravalomanana ny firenena malagasy marina ianareo ity.
Izao Ary izy e (aleo lazaiko anareo ny marina): Nahoana no lasa tampoka any GabonE, Libia sy ny sisa ny filoha hajaina? Nahoana no niseho tampoka fa ho fongana ny teny gasy any @ 2050? Matory ny gasy.
Tsotra ny valiny: Mitady vola isika. Tsy misy vola ny fanjakAna ka tsy ho tanteraka ny politikan'ny fampandrosoana voasoritra ao anatin'ny MAP.
Ny famatsiambola mahazatra dia efa tsy hanome ambonin'izay efa nampanantenainy intsony: Ny UE, USAID, BAD, MCA, PNUD sy ny sisa dia efa TSY HANOME vola hafa intsony.
Io no ilAna ny famatsiam-bola vaovao: GabonE (ireo sommet: FirankoFonia, sommet UniON afirikAin), Ireo sinoa sy zaponEY (ny tambiny dia ny vaorboba ny harempirenena, ilmenita, sy ny sisa hanaovana ecran PilASimA).
Ary ao koa ireo "Foundation": AL GORE (mikasika ny tontolo iainanana) ARY...ARY....ARY...(io no vaovao) ny FONDATION CHIRAC (vaovao io) IZAY MIARO NY TENY ANDALAMPAHAFATESANA: http://www.fondationchirac.eu/
Vola koa io ary vaovao be. hin!hin!hin!hin!
Any ilay bala tafondro nalefan'ireo mikirakira ny teny malagasy, izay manomana ny sain'ny vahoaka.
Fehiny: Tsy misy teny gasy ho fongana izany eo (na izy aza tsy mbola nisy fandinihana lalina ary mbola tsy nanomboka notrandrahina akory ka dia ho fongana?) fa misy Vola azo raisina any ho any.
Ary raha misy Chirac dia Tsy lavitra ao ny namana mavitrika, doyen BAonGO Omar avy any GabonE.
Nareo very @ resaka ASECNA kanefa ny "sommet" sy ny Fondation Chirac ary ny vola avy @ firantsay no ambetindresaka. hin!hin!hin!
Maranitsaina ange hoa ity filoha hajaina Ravalomanana ity e. Io no hanohanako mafy dia mafy azy.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

7. patrick2002
(
02/08/2008 16:03)
Fa mba inona ao @ fitondrana Ravalomanana aza ity Kidoropamba ity no milaza fa mahafantatra ny marina :roll: :roll:
8. itokisana
(
02/08/2008 17:01)
Marina mintsy ny anareo raPatrick, inona ao amin'ny fitondrana tokoa i kidoropamba no mahafantatra an'izany. Ny teny Malagasy aloha mampalahelo fa efa miha very mihitsy, na ny kolon-tsaina aza, nefa izany no harena lehibe sy maha izy azy ny tany iray, ny antsika malagasy, itodiana lamosina fotsiny. Nisy olona nilaza izay fa "raha kosehina ny hoditra malagasy, ny tseroka fotsiny no afaka fa ny loko malagasy foana(mainty)", manainga antsika rehetra mba hitandro ny maha Malagasy, aza potehina, na ny fiteny, na ny kolon-tsaina, sns...na eo aza izany filana vola avy any ivelany izany, isika ve de mbola voazanaky ny vazaha foana e! TSIA , mba manana hambo-po daholo.
GASY KA MANJA
Misaotra e!!!!!!!!!!!!!
GASY KA MANJA
Misaotra e!!!!!!!!!!!!!
10. kidoropamba
(
02/08/2008 19:04)
Tsy azo lazaina eto ampahibe-maso ny tena asako akaikin'ity fitondrAna ity. Rehefa lasa ambasadAoro aho dia ho fantatrareo ihany ny mombamomba ahy satria efa lasa anaty gaRAzy izany.
Mitady vola isika izao. Hitanareo tsara fa efa misy ny "fondation Ravalomanana":http://www.laverite.mg/actu8.htm
Ka raha mitady vola dia tsy olana raha mandady sy miondrika na milelaka vazA satria ny volany no tadiavintsika. Hoy ny teny vozongo hoe: "Faire l'âne pour avoir du foin". Aleo misary adala, foronina ny kirizy, lazaina ny fijaliAn'ny vahoaka, tairina ry zareo ao @ UNICEF, FAO, Foundation Al Gore (mikasika ny tontolo iainanana izy ity: Tadidio fa nanendry Ministra misAhana manokana ny RANO i filoha hajaina), ary izao Fondation Chirac izao (hiaro ny tenindrAzana andalampahafatesana).
Dondomina trano ny GabonE (Io ange mitovy amin'ilay fanariAna sakafo voatsako e: Rehefa tsy voatAzona ny kibo dia any amindry zareo GabonE ihany no aleha), hangatahina ny SAmAO avy any libia, hanaovana Bizy sy horOfana tsara ary mamy ingahy LE DoYen, BaONgO...
Ka aza manome vato mafAna ny filoha ianareo milaza fa hoe "tena ho rava ny fitenindrAzana". Ianareo milAza an'izany kanefa ianareo io mihitsy no mitady hampiditra 12.000 FiliPianina eto Madagasikara ary handrAOka ny fianakaviana malagasy any ambatovy, faradofay sy ny sisa andalam-be.
Ka aza tairina loatra ny vahoaka fa avelao hanaovan'i filoha hajaina Ravalomanana ny bizna. Vola foana no tanjona amin'io.
Tsy maharaka an'i filoha hajaina marina nareo ty.

11. tsimati
(
02/08/2008 19:17)
Raharahan'iza izay asanao any fa ny ahalasa anao ho filoha atsy ho atsy ataovy haingana hiadanan'ny vahoaka.
12. kidoropamba
(
02/08/2008 19:21)
hin!hin!hin!hin!Maika te hiala @ jaly ve ianao ity tsimati sa ahoana? Vao avy nifoha ianao io ka ndAna aloha misotro kafe (io no mba fialamboliko).
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^