http://kantoradio.blogspot.com/
1. brunozik
(
01/08/2008 09:01)
radio gasy vaovao io an mazahoa fahafinaretana eo ampihainona azy e
novalian'i ainaheri ny 01/08/2008 10:43
2. fahamarinana
(
01/08/2008 09:11)
:arrow: tsy misy lien angaha azo apetaka eto fa tsy misokatra sa ? (l)
4. fahamarinana
(
01/08/2008 09:16)
:arrow: ao am dinika ao ambadika aky ni81 misokatra ilay izy a, http://kantoradio.blogspot.com/
fa tapatapaka kely ny ahy ,asa na ahoana...oh toa ho tiako ilay izy ry brunozik... :) (l)
fa tapatapaka kely ny ahy ,asa na ahoana...oh toa ho tiako ilay izy ry brunozik... :) (l)
5. brunozik
(
01/08/2008 09:18)
zany ve tena ilana tsiny zany fa hojerena akaiky izany olana zany
h ttp://kantoradio.blogspot.com/
h ttp://kantoradio.blogspot.com/
6. fahamarinana
(
01/08/2008 09:19)
:arrow: mba naika hampiditra coms aho kay mila compte google koa zany dia hoy za hoe mazotoa fa tsara e!!! (l)
7. fahamarinana
(
01/08/2008 09:22)
:arrow: =D> ,tsy ratsy ilay hoe programme par jours nalahatrao sady variés ka afaka misafidy tsara.. (l)
8. brunozik
(
01/08/2008 09:26)
maso tsokina io ka ny kely no ahiratra ee
misaotra sahady hoan'ny mpihaino e
misaotra sahady hoan'ny mpihaino e
10. ni81
(
01/08/2008 09:38)
ao am dinika ao ambadika aky ni81 misokatra ilay izy a, Jereo etoMisaotra ry fahama fa efa hitako a :-*
fa tapatapaka kely ny ahy ,asa na ahoana...oh toa ho tiako ilay izy ry brunozik...
11. brunozik
(
01/08/2008 09:39)
ainaheri>>> salut an olana ara technika kely amy voalohany fotsiny io fa refa afka minitra vitsy io dia afaka ka normalement ( en streaming) le izy dia somary tapatapaka fa refa avy eo tonga dia lasa ka
