omeo ahy azfdy ny tonon'ity hira ity zay mahay "...na maloka aza ny andro ka tsy mety mibaliaka, mijery anao hatrany anie lay Andriamanintsika, mahay ny zvtra rehetra izay tsy takatrao...." sy ny mpihira azy d ny loha-teny koa misaotra mialoha!
Antso ho anao io. Ilay tadiavind-Ratovoary io aloha io ihany. Sokafy ny hafatra napetrany fa efa ao ny valiny. Miaraka @ solfa mihitsy. Antoko Mpihira Hosana FJKM Ambohijatovo Fitiavana no mihira azy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/antso%2Bho/video/x5a0h1_antso-ho-anao-hosana-ambohijatovo-f_music koa