tsy fantatro

1. rnanc ( 01/08/2008 06:51)
omeo ahy azfdy ny tonon'ity hira ity zay mahay "...na maloka aza ny andro ka tsy mety mibaliaka, mijery anao hatrany anie lay Andriamanintsika, mahay ny zvtra rehetra izay tsy takatrao...." sy ny mpihira azy d ny loha-teny koa misaotra mialoha!
novalian'i dinaraj ny 12/07/2015 17:40
2. Lejoba ( 02/08/2008 13:26)
Antso ho anao io. Ilay tadiavind-Ratovoary io aloha io ihany. Sokafy ny hafatra napetrany fa efa ao ny valiny. Miaraka @ solfa mihitsy. Antoko Mpihira Hosana FJKM Ambohijatovo Fitiavana no mihira azy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/antso%2Bho/video/x5a0h1_antso-ho-anao-hosana-ambohijatovo-f_music koa
3. dinaraj ( 12/07/2015 17:40)
Ho an'izay mbola mitady ny solfa sy tonon'io hira io :
Tsindrio : Antso ho anao - solfa.mg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4588