Fa nanin enao no tsy Nivarotena?

1. Njainjai ( 02/08/2008 05:57)
Mafy ny fiainana, miara manaiky zany angamba tsika rehetra, atao dhlo ze fomba mety azona vola @fomba retraretra ny sasany ary misafidy ny hivarotena satria io no vola haingana sady betsaka; miaritra kely fotsiny (aie...; aie...!!!!!)d vola zay eh! Enao vehivavy io anefa to tsy tafiditra t@zany de manontany za oe "Fa nanin enao no tsy nivarotena?". aona ny fandraisanao an'io kandra io d in no mba torohevitrao raha misy ol mitady hiditra @io sehatra io horaranao v sa hampirisianao?
Elaisany gasy any an-dafy ireo mitombo v sa mihena ny fozaorana gasy any ampita any? aona ny fandraisan'ny laisany an'le oe sipa gasy mivarontena any andafy, vola v sa in?
Farany raha samy ho ratsy iany ry zalà in no milay @laisany ny mitifitra mpivarotena tsindraindray sa ny mampirafy?
Raha mety ry zareo d valio ampahatoniana tanteraka faza maimaika
2. ni81 ( 02/08/2008 06:59)
Mafy ny fiainana, miara manaiky zany angamba tsika rehetra, atao dhlo ze fomba mety azona vola @fomba retraretra ny sasany ary misafidy ny hivarotena satria io no vola haingana sady betsaka; miaritra kely fotsiny (aie...; aie...!!!!!)d vola zay eh! Enao vehivavy io anefa to tsy tafiditra t@zany de manontany za oe "Fa nanin enao no tsy nivarotena?". aona ny fandraisanao an'io kandra io d in no mba torohevitrao raha misy ol mitady hiditra @io sehatra io horaranao v sa hampirisianao?
Hatreto ihany no mahakasika ahy vehivavy.
Voalohany indrindra dia tsy ny vehivavy tsy mahita fidiram-bola rehetra no mandeha mivaro-tena fa misy ny mivaro-tena satria te hihaingo be, nefa tsy misy afitsoka. Misy ny sasany mahafinaritra azy ny misolosolo olona matetika, misy dia ilay lazainao hoe vola haingana sady betsaka sns...
Dia manontany ianao hoe maninona no tsy mivaro-tena?
1° Satria ratsy io asa io.
2° Fijangajangana
3° Ny aretina isan-karazany azo avy aminy

3. Njainjai ( 02/08/2008 07:08)
otran'io famalin'i Ni81 io no mintsy no mba tiako ataonareo zay mbola hamaly, misy ohatra isankarazany d ampiana torohevitra. Ra misy efa nanao anle kandra na mbola manao ary moa d ampirisiana hilaza ny heviny fa tsis bedy io
4. Noue ( 02/08/2008 07:47)
amiko indray aloha dia asa io e ! hono "il n'y a pas de sot metier" :-D :-D :-D

fa mba fidin'ireny mpivaro-tena ireny koa ve ny hanaovany an'io ?

misy dinika hitako tatsy ambadika tatsy.

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m469c79fec1ca1

na izany aza dia tsy ny gasy iany no ahitana an'io fa era-tany .
5. fahamarinana ( 02/08/2008 09:07)
:arrow: hiezaka hamaly am-pitoniana moa ?? Tsy ny vehivavy ihany no misy mivarotena fa na lehilahy aza anie...
Za manokana aloha dia tsy hivarotena,ahy iny fa misy koa angamba circonstance mahatonga ny sasany amin'io asa io.Miombon-kevitra amin'ny ni81 tanteraka aho ihany koa aho amin'ny voalazany teo. (l)
6. ni81 ( 02/08/2008 09:40)
Tsy ny vehivavy ihany no misy mivarotena fa na lehilahy aza anie.
Tena marina tokoa io fa misy ny lehilahy!
7. diamondra27 ( 02/08/2008 09:41)
za manokana dia tsy nivarotena satria mifaly amin'izay kely nananako.
Nankina ny fiainako tamin'Atra ary tena nino Azy tamin'ny foko manontolo satria Izy no efa niteny fa hoe: " tsy hamela anareo ho kamboty Aho, sy we Tsy hanolo-bato-mafana anareo aho satria na ny voromanidina aza manan-ko hanina mainka fa ianareo, zanako > Malala eo imasoko ianao>"

Be dia be ireny toky sy promesse voasoratra ao am Baiboly ao , ka raha tena mino ianao sy matoky an'Atra dia ho tafita tokoa>
Aza kivy izany> Tsy mipetra-drery ihany koa anefa fa mba miaraka amin'ireny mpiara-mivavaka ireny , dia mba miresaka amin'ny mpitandrina dia mba manome fanampiana ho anao izy ireny na toro-hevitra io na ara materiely.
8. diamondra27 ( 02/08/2008 09:50)
Marina fa we misy tsy fidiny ho azy no nahatonga azy ireny saingy raha tena nifehy tena mbola tafavoaka ihany> Mbola azo atao ange ny mangataka fanampiana sy mitsitsy ary mba miaritra e.


IO moa izany dia tsy manome tsiny an'izay tratra aho satria mety efa tara vao tonga saina fa avant que ca arrive io dia afaka mifidy ihany ny hanaovanao io na tsia> Hanazava aho: raha manambady ianao , dia afaka misafidy we zao no zaza ateraka fa tsy manao 6na 7 na 14 enfants nefa ny karama zara raha misy, satry foana ange hananjanaka e fa mba tsinjovina ilay hoe: ahoana ny hahaafavoaka azy ireo>
Dia rehefa tsy nosainina izany na we ilay vady tsy nety fa ny hiteraka ihany , dia tonga ilay olana>
Ka ho anao manontany io dia any amin'ilay fiaingana io mihintsy no mila miainga fa raha tsy zany dia manao faux depart .
Raha mbola hoe seule ianao tsy dia hitako loatra ny antony hivarotantena.
Misy ary hitako am FM ireny we mijaly ny ankizy dia lasa nivarotena le zaza fa tsy te hiaina ilay fiainana ao an-trano intsony , na koa we nanao figue de tsy araka ny heviny de lasa zay no niseho
Ka ireo rehetra ireo izany no toro-hevitra mety hanampiana anao raha toa ka tsy te-hivarotena.



9. diamondra27 ( 02/08/2008 09:57)
Raha aty ivelany no misy anao dia azo atao tsara izany tsy mivarotena izany, misy ireny asso ireny afaka manampy anao.
10. fahamarinana ( 02/08/2008 10:03)
:arrow: diam's : ka lay izy koa ndraindray choix de vie satria misy olona tsy hoe sahirana fa io moa samy manana ny tiany hanaovana ny fiainany dia tsy hita hifampitsarana.... (l)
11. naughtyboy ( 03/08/2008 10:31)
iee sarotra toko ny mitsara ..safidy io ho any sasany nefa ao ko reo tereny fiainana arakaraky ny zvmisy eo @ manodidina azy,ra ampitahaina zao oh. mitranga ao afrika sy eropa de tsy itovy
Ao Afrika na reo tany mahantra hafa de misy ny tafaroboka @ io asa io satria tsisy motika arapaka ra ao eropa de tsy ahitana firy oul matiny hanoanana zany fa hafa
mihitsiny ny antony ,ny tsy te hisasatra mafy fa te ahita vola tsotsotra de ao ko ..
ny tanjona tiany rehetra tratrarina aza tsy mitovy ary ny fomba ahatongavana eo de mifanipaka ka samy mandeha samy mitady ny safidiny e.. :lol:
12. ari.malala ( 04/08/2008 14:47)
mlis tena safidy mints k! nisy mpivarotena 1 zay tao am le niasako d zay mou zany tsy mahazo miavonavona amin'izay olona tonga eo, d nampiresaka le vevavy, d ny nambarany tamko d we "ekeko oziz fa ratsy ity asako ity, saingy za sty afaka hiaritra ny gidragidra lavan'ny patron otranareo, sady ny raisinareo 1volana raisinao 1nuit raha tena mandeha ny tsena" d gaga sy talanjona moa ny tena hoe misy izany d te hiaina am moramora fa avy eo izy nanazava hoe risk iany ny asany satria raha sendra "client" ts mandoa vola na midaroka, fa mlsy hono izany, raha sendra client tsymety manao fimailo, d miaritra satria te hitondra vola hoan'ny any antrano...misy amin'izy ireny no manana zanaka mbola kely tokoa, ilaozana rehefa matory... ny torohevitra omeko d manatona an Père Pedro na ny association mifohaza e! betsaka nge ny association na ny mpanao asasoa eto amintsika e! fa tsy voatery ho vola mora foana ny fiainana, izay le hoe ady ny fiainana! Ho valin'ilay fanontaniana hoe naninona no tsy nivarotena d satria ny tenako tsy natao hamidy! tsy hamidy no niterahan' i dadanay sy mamanay ana :-P fa ra zany d vo teraka ah d'efa namidiny :-P am maha kristianina ahy no amaliako, endrik'Andriamanitra ny olombelona noh izany raha mivarotena ah d manimbazimba anizay endrika masina izay.
13. lanto ( 04/08/2008 17:15)
Izaho aloha tsy nivaro-tena satria fantatro fa asa mafy io tsy ho vitako raha hameloman-tena :-p

Misy indray kosa aloha tsy manana "karatry ny mpivaro-tena" fa de izy latsaka fefany e! Ireny miaraka am bandy rehetra mandalo sy manataka etsy sy eroa ireny ve tsy hitovy ihany ? Koa hoy aho hoe aza dia maika loatra mitsara na mandio tena ;-) fa aleo le fanontaniana valina e
:-)
14. simplex ( 04/08/2008 22:45)

ny lelah ve mahazo mivaro-tena? :P
15. ainaheri ( 05/08/2008 17:39)
simplex>> hihihi,tena mahazo ka,ary misy

Fa nanin enao no tsy Nivarotena?:io indray ny ahy no alaiko zany ee...Ny antony angamba mety ratsy taré lotra izy,reraka ny hiari-tory nefa tsy ahazo kil akoriny ;-)
16. ni81 ( 05/08/2008 17:48)
Fa nanin enao no tsy Nivarotena?:io indray ny ahy no alaiko zany ee...Ny antony angamba mety ratsy taré lotra izy,reraka ny hiari-tory nefa tsy ahazo kil akoriny
:lol: :lol: :lol:
17. fijo ( 05/08/2008 20:57)
za koa tsy hitsara ny mpivarotena,satria tsy haiko izay tena antony nanaovany azy.aleo ngaba izy sy ny sainy ihany no hijery izany.fa isika,na hampiasa azy na tsia.de izay.
18. peta83 ( 06/08/2008 09:13)
mis ko sipa milay be reny de mivaro-tena sady izy ko mana-bola fa ts de oe mitady vola lotra no anaovany le izy fa tena feeling hafa mitsy e!ren sipa manao pub reny ko ve mivarotra e????
19. ni81 ( 06/08/2008 10:12)
ren sipa manao pub reny ko ve mivarotra e????
Manao pub inn zany?
20. tess ( 06/08/2008 18:38)
Njainjai:

Mafy ny fiainana, miara manaiky zany angamba tsika rehetra, atao dhlo ze fomba mety azona vola @fomba retraretra ny sasany ary misafidy ny hivarotena satria io no vola haingana sady betsaka; miaritra kely fotsiny (aie...; aie...!!!!!)d vola zay eh! Enao vehivavy io anefa to tsy tafiditra t@zany de manontany za oe "Fa nanin enao no tsy nivarotena?". aona ny fandraisanao an'io kandra io d in no mba torohevitrao raha misy ol mitady hiditra @io sehatra io horaranao v sa hampirisianao?
Elaisany gasy any an-dafy ireo mitombo v sa mihena ny fozaorana gasy any ampita any? aona ny fandraisan'ny laisany an'le oe sipa gasy mivarontena any andafy, vola v sa in?
Farany raha samy ho ratsy iany ry zalà in no milay @laisany ny mitifitra mpivarotena tsindraindray sa ny mampirafy?
Raha mety ry zareo d valio ampahatoniana tanteraka faza maimaika


asa makanndoha na ny mieritreritra azy aza knou! asakasaky izay voasitona amin'io fa misy tokotrany aloha lay pute de luxe hitako am tv ireny mankasitraka ilay asa e!
par contre izaho tsy mi juger ny olona mampirafy


:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.079