Fa nanin enao no tsy Nivarotena?
23. tess
(
07/08/2008 05:47)
ny kil ndray ve no tsy hisy fa arakaraka ny etambarotra ihany io....
samy manana ny tandrifiny angamba lay kil.....
misy ny entana lafo vidy sy mora vidy.....
ao ny mivarotra amin'ny sitrapony fa ao ny voatery mivarotra forcé :?
samy manana ny tandrifiny angamba lay kil.....
misy ny entana lafo vidy sy mora vidy.....
ao ny mivarotra amin'ny sitrapony fa ao ny voatery mivarotra forcé :?
25. jujul
(
02/09/2008 14:56)
tsy amidinao angamba raha zavatra omena anao fotsiny e! sa ahoana ?raha tsy hoe olona hafahafa ianao ! toy zany koa ny tena , nomen'ANDRIAMANITRA fotsiny fanomezana ho anao de amidy otrinona :?: ny ahy aloa tsy amidy e! :-w ^:^
26. jujul
(
02/09/2008 14:57)
tsy amidinao angamba raha zavatra omena anao fotsiny e! sa ahoana ?raha tsy hoe olona hafahafa ianao ! toy zany koa ny tena , nomen'ANDRIAMANITRA fotsiny fanomezana ho anao de amidy otrinona :?: ny ahy aloa tsy amidy e! :-w ^:^
27. xxx
(
02/09/2008 15:59)
iza no nanontany anao e!
Tsy misy mivarotra ny eto! Fa mba tandremo io vava be tsy mamokatra io! rajujulleee be an!
Tsy misy mivarotra ny eto! Fa mba tandremo io vava be tsy mamokatra io! rajujulleee be an!
28. taref
(
03/09/2008 05:33)
za te ivarotra fa tsis mividy ngeh ee! satry za kôf boay !
f'aiz ny toerana azo ivarotana ? serieux io an !
f'aiz ny toerana azo ivarotana ? serieux io an !
29. ni81
(
03/09/2008 20:04)
za te ivarotra fa tsis mividy ngeh ee! satry za kôf boay !mankanesa eny an-tsena dia asio plaky hoe amidy ianao. :roll:
f'aiz ny toerana azo ivarotana ? serieux io an !
30. tsiambaratelo
(
08/09/2008 20:12)
Njainjai:maninona no tsy nivaro-tena satria fijangajangana izany.Ny tenany olombelona dia tempolin Andriamanitra.Tsy manenjika na manomé tsiny ny mpivarotena satry tsy ny ahy no amidiny:-P .Iza no mahalala na mety mande any ny vadiko refa tsy afaka ny hanome fahafaha-po azy aho.Mety mba hapilamin-javatra ihany izay.Amizay izy tsy mampirafy fa mividy de samy vita.Misy koa ny kôfa aleony mividy toy izay hanabotsina sipakely,misy koa ny kofa te ahita experience pour la 1er fois dans sa vie de any no miatomboka,bah tsy de idirako firy.Fa kosa aza adino ny fiaro itsinjovana ny fahasalamana hoany olon-tinao ato afara.:-P
Mafy ny fiainana, miara manaiky zany angamba tsika rehetra, atao dhlo ze fomba mety azona vola @fomba retraretra ny sasany ary misafidy ny hivarotena satria io no vola haingana sady betsaka; miaritra kely fotsiny (aie...; aie...!!!!!)d vola zay eh! Enao vehivavy io anefa to tsy tafiditra t@zany de manontany za oe \"Fa nanin enao no tsy nivarotena?\". aona ny fandraisanao an\'io kandra io d in no mba torohevitrao raha misy ol mitady hiditra @io sehatra io horaranao v sa hampirisianao? Elaisany gasy any an-dafy ireo mitombo v sa mihena ny fozaorana gasy any ampita any? aona ny fandraisan\'ny laisany an\'le oe sipa gasy mivarontena any andafy, vola v sa in? Farany raha samy ho ratsy iany ry zalà in no milay @laisany ny mitifitra mpivarotena tsindraindray sa ny mampirafy?
