Adala nitoraka ny fiaran’ny Filoha
1. ronaldo09
(
31/07/2008 19:03)
Tamin’ny sabotsy lasa teo, raha nandalo teny amin’ny « Piste Vatofotsy” handeha hitokana ny tranompokonolona Antsirabe ny Filoha Ravalomanana no nisy olona iray nitoraka ny fiara nitondra azy. Nosamborina avy hatrany ity lehilahy ity. Mbola nahavita nandaka ny fiaran’ny Filoha ihany anefa ity olona ity. Farany, voafehy ihany izy. Afaka nanohy ny diany ny Filoha sy ireo mpanaraka azy.
Ny polisy avy eto amin’ny tanànan’Antsirabe no niandraikitra ny fisamborana ity olona ity. Araka ny fantatra, dia tsy nanandrana nandositra akory izy rehefa avy nitoraka. Tapaka nandritra ny famotorana azy fa hoentina hozahan’ny dokotera izy. Taorian’ny fizahana dia nilaza ilay mpitsabo fa marary saina ity tovolahy ity. Nitondra azy tany Anjanamasina Antananarivo ny polisy taorian’izany.
Ny vaovao no nahalalana fa efa nisaraka ela ny ray aman-dreniny ary dia mirenireny eran’ny tanàna no ataon’ity tovolahy ity. Mety ho avy amin’izany tsy filaminan’ny tokantranon’ireo nahitany masoandro ireo ve no nampikorontana ny sainy? Eo am-pikarohana ny marina amin’ny antony nitorahan’ity lehilahy ity ny fiara ny mpitandro ny filaminana.
Itony no akamn-dry kidoropamba !!!

novalian'i tsimati ny 02/08/2008 18:47
2. tsimati
(
01/08/2008 03:57)
Raha ny adala manantona akaiky fiaran'ny manampahefana, mitoraka, manopa sns dia tsy Madagasikara ihany no ahitana izany. Misy loza maro aza mitranga fa tsy voatatitra daholo momba izany. Mbola manambara ny fahatsoran'ny fitondrana Malagasy izany satria mitifitra avy ahatrany ny polisy amin'ny toerana tsy azo hanaovana fihetsika hafahafa ka na adala na hendry dia mahita. Io dia hoe nosamborina fotsiny. Zarany mba tsy voatifitra vao hoe kay adala ary vao maika nihetsika hatramin'ny adalan'i kidoropamba. :-D :-D :-D
3. kidoropamba
(
01/08/2008 09:40)
Aza mba mety hambakain'ireo mpanao gazety gasy.
Mba ampiasao kely ny saina: Olona nitoraka vato ny fiaran'i filoha hajaina ka tsy nandositra avy eo fa niandry ho samborina. Nanaiky nentina tany @ dokotera, dia nolazaina fa hoe adala. Ireo adala ihany angamba no sahy hino an'izany resaka adala izany.
Izao ny tena zava-misy: Tokony nijanona tao Antsirabe ny mpanaradia an'i filoha hisakafo fa kosa noho ny antony tsy lazaina eto dia tsy nijanona fa nanohy ny diany izy ireo. Ka fotoana fisakafoan'nireo garidadEkAOro io fotoana io ka efa misy amin'izany ireny mofo dipAina feno dobEra miaraka @ ZaMbON ireny ao anaty fiara hoandry zareo. Eny ampandehanana ihany mantsy no mandeha ny fizarAna an'ireny dipAina ireny ka nisy garidadEkAOro tsy nahay nitoraka raha hanome mofo an'i namany izy ka latsaka teo @ firanan'i filoha hajaina.
Izany no tena veriSion marina.
Porofo: Anontanio ireo vahoaka maro be (mety noana angamba ry zareo ireo) niady an'ilay ZaMbon latsaka t@ tany.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

4. tsimati
(
01/08/2008 14:34)
Ho ela velona anie ra-kidoro ary ho lasa Prezida hizara mofo eran'ny rehetra :-D :-D :-D
5. kidoropamba
(
01/08/2008 15:24)
Tsss! hita fa noana ranamana tsimati satria tonga dia ilay dipAina no tonga ao antsainy @ ireto zavatra nolazaiko ireto.
Mampalahelo e. Sakafo foana no ao antsainy. Ny pokona aty miady zAmbOn latsaka @ tany.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Mampalahelo e. Sakafo foana no ao antsainy. Ny pokona aty miady zAmbOn latsaka @ tany.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. tsimati
(
02/08/2008 18:47)
iray tendro ihany nareo fa mody mifandaka. Kidoro no ho ela velona ary ho lasa przida faingana hampiadana izay milaza ho reraka sy noana. Ahirato ny maso fa tsy mankasitraka fitondrana ary tsy TIM mihintsy io kidoropamba io.