manome anamalaho maimaimpoana,je donne des brèdes mafana

1. zoara ( 28/07/2008 15:00)
somary nisy surproduction kely ny anamalaho ato anjaridaiko,ka dia omeko an'izay mi-interessé GRATUITEMENT,tsisy tambiny.tongava hanka azy!!!
fraiches ou surgelés
marihina fa à environ 45km de nancy no misy ahy,direction luneville
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:33
2. hery ( 28/07/2008 16:18)
Iiiii, mahafinaritra ery izany.
3. zoara ( 28/07/2008 16:46)
teo vao lasa ny saiko @ le liii,fa tsy mety loatra ny annonce nataoko,ka sao dia misy manana eritreritra hafa.tena serieux io lazaiko io,fa tsisy arriere pensée.pas serieux s'absetenir!!!! :oops:
4. Bola ( 28/07/2008 22:15)
zoara:

somary nisy surproduction kely ny anamalaho ato anjaridaiko,ka dia omeko an'izay mi-interessé GRATUITEMENT,tsisy tambiny.tongava hanka azy!!!
fraiches ou surgelés
marihina fa à environ 45km de nancy no misy ahy,direction luneville

fa taiza kosa ary nareo no tsy fantatra t@ zay nipetraka tsy dia lavitra tany...:cry: Raha t@ zany tena nalaiko tany mihitsy sady mijery tanana mitsangatsangana no mahazo anana ...Aleo fa resahiko ny fantatro cote ouest anareo raha mazoto...Misoatra e!
5. zoara ( 29/07/2008 16:07)
teto ihany ka.efa 10 taona mahery!!!!!!fa saingy mbola tsy nanana serre de jardin.ratsy be ny toetrandro t@ taona lasa,tsisy tomate sns ka nanampankevitra nanangana serre de jardin,sady nahazo voananana avy any mada ka nanararaotra namboly anamalaho,ka be ny vokatra.misy sakay koa fa mbola tsy masaka tsara!!!!
6. Bola ( 29/07/2008 19:16)
andray zany an...ary raha mba manana zaridaina koa za zany any aoriana dia hanao fa @ izay azo antoka ny zavatra eo an dovia...Aleo fa raha mankany Allemagne aho @ ete @ herinataona dia lazalazao na amidy aza...Fa mbola tsy fantatro aloha fa izao ny pasipaoro mbola manahirana be ...tsy hay hoe hanakory ka sarotra ny manao programa...
7. bazylou ( 31/07/2008 22:01)
hihihihihihi, tsy ratsy e :-D :-D n y ahy aty avignon , ny anamamy no feno
8. sipagasy ( 01/08/2008 17:49)
sao tsy anamamy fa beladone e!!! tandremo fa mitovy mihintsy izy 2 ireo annn (anamamy sy beladone)
9. zoara ( 01/08/2008 19:49)
tsy fantatro indray zay beladone!!!fa ny anamamy hono tsy mety loatra @ hypertension, nefa tsara be ny hena ritra sy anamamy.hummmm
10. rose4u ( 19/10/2008 10:33)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2602