Ho Tafika ny Gasy raha KIDOROPAMBA no PREZIDA.
1. tsimati
(
30/07/2008 14:08)
Efa manao resaka hamotehana ny filoha eo antoerana kidoropamba mba ahafahany maka ny seza atsy ho atsy. Misy milaza hoe ambanibe ny resaka. Asa aloha fa ambonibe Kidoropamba ary ho tafita ny Gasy atsy ho atsy fa efa ho filoha izao Kidoropamba ary badboy no Praiministra. Tsy hisy fisalasalana mihintsy ny fanampian'i Renimalala hono. Frantsa no teo ary mbola ho eo mandrakizay hono e.
Dia tongava malaky rakidoropamba :-D :-D :-D
Dia tongava malaky rakidoropamba :-D :-D :-D
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 19:37
2. tsoraka
(
30/07/2008 14:11)
Tandremo fa marobe no mitady ho Pray ministr'i kidoropemba. Hanomboka ady vaovao ve sa ahoana indray ? :roll: :roll: :roll:
3. tsimati
(
30/07/2008 14:13)
hehehe Aleo hilamina de misesi fa badboi no voalohani sao tsi mahai manompo zongo frantsai
4. kidoropamba
(
30/07/2008 15:35)
Io ary fa mazava be ny tena hitiavan'i filoha hajaina ny Maligasizasion eto Madagasikara:
"Marié depuis 1974 à Lalao, il a une fille et trois fils : l'aînée Sarah, ensuite Josoa qui est étudiant à l'Université d'Heidelberg (Allemagne), le cadet, Tojo étudiant à l'Université de Brighton (Royaume Uni) et le benjamin, Mike, élève à l'American School de Tananarive. " nalaina tao @ takelak'ireo GABONE andry doyen Omar sy Bongo.
Siora raprezy ô!
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^

5. saho
(
30/07/2008 17:11)
kodoropamba!!!
Mpandainga!!!!
Terroriste!!!!!
Al Kaida!!!!
mombamomba azy lainga daholo!!!!!
mpitsikilo!!!!!
Mpaka vava sy mpandentika ny mpiray tanindrazana aminy!!!!
Helo anaty afo be no sahaza azy!!!!
Esory ra Hery fa intony no tena Mpisoloky eto an!!!!! :evil:

6. tsimati
(
31/07/2008 05:48)
Draidraidrai, tandremo mandrora mitsilany ra-Saho fa ny ho filohampirenena atsy ho atsy ve no heverinao hesorina. Mitandrema sao ianao no manjavona voalohany. Misy dikany ny fihavian'io kidoropamba io ary vao haingana mba jereo ny fahatongavan'ilay solon'anarana. Efa ela netezana teto io fa tonga kosa amin'ny fiady vaovao saingy mbola tsy lasa aloha hatramin'izao. Koa dia ahita ny hevitra mahomby ka ho lasa Prezida haingana anie Kidoropamba.
8. kidoropamba
(
31/07/2008 13:16)
tsimati:

hin!hin! hin!hin!
Ny ahy mba angatahiko (ary tokony hafAinganina fa mandeha ny taona) dia ny mba ho ambasadaoro ao MaoRisy.
Efa manana ny filohany ary hajainy i kidoropamba ka ny filoha hajaina Ravalomanana izany.
Enga anie ka ireny DIDY FOLO netin'ny filoha hajaina avy any gabONE ireny dia hanatontosa ny vavaka nataoko.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^
9. kidoropamba
(
31/07/2008 13:37)
saho:
kodoropamba!!!
Mpandainga!!!!
Terroriste!!!!!
Al Kaida!!!!
mombamomba azy lainga daholo!!!!!
mpitsikilo!!!!!
Mpaka vava sy mpandentika ny mpiray tanindrazana aminy!!!!
Helo anaty afo be no sahaza azy!!!!
Esory ra Hery fa intony no tena Mpisoloky eto an!!!!! :evil:
Malahelo aho mahita izao fankahalAna be izao, marina e. Noho ny alaheloko mafy loatra dia tsy misy ranomaso raraka mihitsy avy amin'ny masoko satria maina daholo.
Fa izao kosa: hoan'ireo izay mikasa hamingotra an'i kidoropamba: Tsara ho fantatrareo izao mba handinihanareo tsara alohany hanaovanareo ny asa ratsinareo: T@ zaho mbola tanora dia mahay mamono voalavo @ paingotra. Ary dadany @ fihAzAna lambodia @ hohon'ongotra.
Ka mitandrema ihany. Fitiavako anareo no hilazako mialoha @ nareo io heriko io.
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
10. xxx
(
31/07/2008 21:44)
saho:
kodoropamba!!!
Mpandainga!!!!
Terroriste!!!!!
Al Kaida!!!!
mombamomba azy lainga daholo!!!!!
mpitsikilo!!!!!
Mpaka vava sy mpandentika ny mpiray tanindrazana aminy!!!!
Helo anaty afo be no sahaza azy!!!!
Esory ra Hery fa intony no tena Mpisoloky eto an!!!!!
Mangataka ny mpandraharaha eto amin'ny tranok'ala serasera ny tenako mba hanafaingana ny fampitsaharana avy hatrany ity solon'anarana hoe SAHO ity. Satria arak'izao fahitanay izao zavatra soratany izao dia tsy azo ekena mihitsy. Lazainy fa mpamono olona i kidoropamba rehefa tsy resiny lahatra amin'ny heviny nefa ataonay fa ny aina no avo indrindra amin'ny maha-olombelona.
SAHO mantsy miafara any amiin'ny tsy fahalehany izy ity. :evil:
11. tsimati
(
01/08/2008 14:21)
hahaha kidoro ihany ve ty xxx ty sa zana-kidoro ? :-D :-D :-D . Tsy mbola misy mpamono olona eto matoa mbola samy velona sy manoratra eto avokoa. Ny matin'aretina na matin'ny asesikin'ny tanany sy ny hareny no misy. :-D :-D :-D
12. nikah
(
02/08/2008 08:51)
hevitra ange no ampiadina eto ry saho e!Raha tsy zakanao ny hevitra asehony dia aza vakina na sokafana ny lohahevitra.Malalaka tsara eto @ famoahana hevitra fa tsy hoe ESORINA akory refa tsy @ ilanao azy.
13. tsimati
(
02/08/2008 19:37)
Raha tia hiadana sy salanitra hoy aho dia ampio ra-kidoro fa izay no zahaviny. Efa tia ho filoha hajaina io.