Mba manontany tena foana izà rehefa mahita an'i Rafael Nadal fa toa tsy mba mety reraka ohatry ny namany mihitsy ledala. Na ny musculatureny, na ny technique pratiqueny dia mila fisika daholy..nefa izy mbola zaza ihany. Tsy vitan'izay fa mi-enchainé tournoi maromaro izy amin'izany dia matetika izy no tonga hatrany amin'ny farany ary efa aman-taona ihany no nanaovany anio.
Raha misy fomba hafahafa ampiasainy ao dia efa ela izy no tratra satria ny meilleurs rehetra dia voa-contrôlé foana.
Tsy zaza intsony izy fa ao anatin'ny fahatanoranan hery sy tanjaka tokoa. Ny sport de haut niveau dia rehefa mananika ny 30taona ianao dia efa manao veloma fa misy ihany ny maningana.