Helo antany : kaontinaonta afrikana
1. badboy
(
29/07/2008 07:35)
Voalaza fa ny helo dia fijaliana tsisy farany : efa taonjato 1 izao farafahakeliny no hianan'ny kaontinaonta afrikanina ao anaty fijaliana tsy farany!!
- Ady lava tsisy farany harahin'abibiana mampihorokoditra : ao Afrika, mangony fotsiny ny fanapahandoha eo anivon'ny toutsi sy ny utu ... ary akaiky izao ny ao Nigeria, indrindra ao Soudan sy Tchad!!!
- Mosarena lalandava : ao Afrika Somalie, Zimbabwe, Tchad, Madagascar ....
- Iharan'ny voina voajanahary : ao Afrika valala manimba voly, tondradrano, cyclone, haintany.... izay tsy misy manampahaizana mahavita manaisotra azy!!
- Maty be indrindra vokatry ny aretimahafaty : ao Afrika SIDA, Tazo, Tuberculose, Peste.....
Raha ireo no jerena dia eto antany ilay antsoina hoe Afobe ary ny kaontinaonta Afrikanina no itoerany!!
:{ :{ :{

novalian'i fijo ny 06/08/2008 21:30
2. lizabeth
(
29/07/2008 11:20)
badboy:

raha izay ny fahitanao azy dia aiza izany ny paradisa eto an-tany ????
3. Ilo
(
29/07/2008 12:22)
Raha ara-tantara, dia taranak'i Hama, zanak'i Noé ny mponina sasany ao Afrika, kanefa i Hama dia nozonin'ny rainy ho andevon'ny ireo rahalahiny satria nahita azy t@ izy nitanjaka fa mamon'ny divay ka tsy niraharaha fa nitantara izany fotsiny t@ ireo rahalahiny. Ka io ozona io no mety anisan'ny mahatonga ireo mponina ireo mijaly toy izao.
Fa aiza eto an-tany koa anefa @ izao no tsy misy fijaliana sy habibiana? na any @ ireo firenena mandroso aza?
Fa na aiza na aiza no misy ny kristianina dia manankarena indrindra izy ireo satria manana an'A/tra ho tokiny ary tsy ho @ izao fiainana izao ihany fa ny any ankoatra koa.

4. Zina
(
29/07/2008 17:35)

marina daholo ireo
:-* :-* :-* misaotra aky a
9. niryna
(
30/07/2008 16:52)
Ilo:misaotra nizara
Raha ara-tantara, dia taranak'i Hama, zanak'i Noé ny mponina sasany ao Afrika, kanefa i Hama dia nozonin'ny rainy ho andevon'ny ireo rahalahiny satria nahita azy t@ izy nitanjaka fa mamon'ny divay ka tsy niraharaha fa nitantara izany fotsiny t@ ireo rahalahiny. Ka io ozona io no mety anisan'ny mahatonga ireo mponina ireo mijaly toy izao.
=D> noho izany izay firenena na vahoaka ao aminy na olona ka mbola tsy manana an'Atra dia mijaly foana, ny ara-batana dia hitovizan'ny rehetra io na mpino na tsia fa ara-panahy no tiako tenenina eto. (mitebiteby lava,tsy manana fifaliantsaina,matahotra ,tsy afaka mitombina ny saina ka manana fanantenana hoe na inona mitranga dia apetrako amin'Atra daholo izany ary Izy irery ihany no afaka amaha ny olana misy amin'ny fiainako) dia mandry ampiandanana ,matory tsara amin'izay iiiii
Fa aiza eto an-tany koa anefa @ izao no tsy misy fijaliana sy habibiana? na any @ ireo firenena mandroso aza?
Fa na aiza na aiza no misy ny kristianina dia manankarena indrindra izy ireo satria manana an'A/tra ho tokiny ary tsy ho @ izao fiainana izao ihany fa ny any ankoatra koa.
:D
11. Ilo
(
31/07/2008 07:28)
Ie! misy ny ozona... ho an'izay mbola tsy manana an'i Kristy ho Tompony ka mbola mitoetra ao @ ota!
Raha mamaky ny Deot 28 ianao dia misy fitahiana be dia be ao ary misy fanozonana be dia be koa!
Deot 28:1 "Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany hianao..."
Deot 28:15 "Fa raha tsy mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao kosa hianao ka tsy mitandrina hanaraka ny didiny rehetra sy ny lalàny, izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao sy hahatratra anao izao fanozonana rehetra izao..."

13. Ilo
(
01/08/2008 06:47)
Samy manana izay maha-resy lahatra azy io aloha e! fa raha tsy mino an'i Kristy ianao, inona zany no inoanao sa tsy mino raha tsy mahita?
Raha ny finoako mikasika ny ozona aloha dia araka ny voalaza ao @ Galatiana 3
10 "Fa izay rehetra amin'ny asan'ny lalàna dia eo ambanin'ny fanozonana; fa voasoratra hoe: "Voaozona izay rehetra tsy maharitra mankato ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàna." (Deo. 27. 26)".
13 "Kristy nanavotra anay tamin'ny ozon'ny lalàna, satria tonga voaozona hamonjy anay Izy; fa voasoratra hoe: "Voaozona izay rehetra mihantona amin'ny hazo" (Deo. 21. 23)"

14. fijo
(
01/08/2008 21:23)
ie zatsy mino izay tsy itako rehetra,na devoly,na dadabe noely,na andriamanitra na ozona.
15. badboy
(
01/08/2008 22:24)
Ilo >> Mahafinaritra be ilay mamaky ny hevitrao!! Tena marina fa misy ny fanantenana rehefa mino fa hisy zavatra hiova!!! Ireo tany mandroso dia nandroso tokoa tao anaty fivavahana fa tsy niezaka ny hiala @ fahantrana sy hiady @ aretina @ alalan'ny fikarohana sy fanaketriketrehina ny atidoha!! Ary tena marina ny lazainao hoe mijaly izireo satria mafy loatra ao antsainy ilay mampirisika ny tenany hihinakanina!! Ary ireo afrikanina kely tena miadana satria mino an'Atra ka voky fanantenana poakaty ny vatany fa tsy mila izany kaly zany satria ny fanahy no miaina eto antany fa tsy ny vatany!!!
Misimisy ny olona tahaka anao hampirisika azireo hivavaka dia ampy hanoherany ny aretina, ny hanoanana, ny haitany, ny loaza araboajanahary!! :twisted: :twisted: :twisted: