Matetika dia lanin'ny sifotra, lelosy ny voninkazo eo an-jaridaina ka ity misy hevitra kely azo atao.
Alaivo ny lavenona dia afafazo eo amin'ilay zaridaina. Azo afafy @ ireny sifotra sy lelosy ireny koa ny sira ary tonga izy dia maty.
Azonao hatao koa ny mampiasa akorana atody. Potipotehana dia afafy eo ampototry ny voninkazo.
Avy aiza moa ny sifotra? Ny hamandoana be loatra no tena mahatonga ny fipotran'izy ireny (spontanée). Raha tsy te hampiasa fanafody simika (nematicide) dia zavatra natioraly mampihena iny hamandoana iny hampiasaina, dia anisan'izany ny akoran'atody. :^)
:arrow: ié,mamboly i ni dia zà mioty...isan'andro zà manapaka foana :°),laigako zany fa tsydiapatiente amin'io resaka zaridaina io aho fa maha-be asa na ilay manondraka aza. (l)
:arrow: ka ny ahy tena maty tao fa adinoko ny naisy rano azy nefa zany efa mba bambou anaty vera lava an,juste manampy rano de tps en tps fa tsy tadidy e...... (l)