Fiarovana ny voninkazo tsy ho hanin'ny sifotra
1. ni81
(
29/07/2008 12:35)
Matetika dia lanin'ny sifotra, lelosy ny voninkazo eo an-jaridaina ka ity misy hevitra kely azo atao.
Alaivo ny lavenona dia afafazo eo amin'ilay zaridaina. Azo afafy @ ireny sifotra sy lelosy ireny koa ny sira ary tonga izy dia maty.
Alaivo ny lavenona dia afafazo eo amin'ilay zaridaina. Azo afafy @ ireny sifotra sy lelosy ireny koa ny sira ary tonga izy dia maty.
novalian'i mirana5 ny 18/09/2008 10:02
3. ni81
(
01/08/2008 14:13)
fa ny sira koa mamono voninkazoTsy araraka eny @ raviny fa araraka @ ireo sifotra sy atao eny @ tany dia tsy atao betsaka loatra.
4. Herimiafina
(
01/08/2008 17:31)
Azonao hatao koa ny mampiasa akorana atody. Potipotehana dia afafy eo ampototry ny voninkazo.
Avy aiza moa ny sifotra? Ny hamandoana be loatra no tena mahatonga ny fipotran'izy ireny (spontanée). Raha tsy te hampiasa fanafody simika (nematicide) dia zavatra natioraly mampihena iny hamandoana iny hampiasaina, dia anisan'izany ny akoran'atody. :^)

5. ssendra
(
26/08/2008 20:16)
oay ô! izaho saika hilaza hoe sira hay izany manimba vonikazo koa ny sira fa hafa kely indray ity an'i herimiafina ity.
misaotra tamin'ny torohevitra
misaotra tamin'ny torohevitra
6. ni81
(
26/08/2008 20:31)
oay ô! izaho saika hilaza hoe sira hay izany manimba vonikazo koa ny sira fa hafa kely indray ity an'i herimiafina ity.raha atao amin'ny raviny dia toy ireny salady atao saosy vinegrety ireny, fa eny @ tany manodidina ny fotony (fa tsy akasika azy).
misaotra tamin'ny torohevitra
7. fahamarinana
(
28/08/2008 12:52)
:arrow: inona kay ilay lelosy fa tena tsy haiko,ny sifotra haiko ihany... (l)
8. ni81
(
28/08/2008 18:46)
limace no atao hoe lelosy e! Izay toerana handalovany dia misy tsiranoka fotsifotsy daholo.
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/a/a1/Limace.jpg
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/a/a1/Limace.jpg
9. ni81
(
28/08/2008 18:55)
raha atao amin'ny raviny dia toy ireny salady atao saosy vinegrety ireny, fa eny @ tany manodidina ny fotony (fa tsy akasika azy).tsy nazava tsara ny teniko fa hoe: tsy azo atao @ ravina ny sira fa manjary masaka toy ny salady nasiana vinegrety
10. fahamarinana
(
28/08/2008 19:21)
:arrow: ni81 : zany tokoa :?: ,mba sambany nahenoko izany teny izany ,zà rahateo tsy dia mpanao zaridaina loatra ----ilay mpanapaka vonikazo aza no tena fataoko.. :) (l)
11. xxx
(
29/08/2008 15:08)
fahamarinana:
:arrow: ni81 : zany tokoa :?: ,mba sambany nahenoko izany teny izany ,zà rahateo tsy dia mpanao zaridaina loatra ----ilay mpanapaka vonikazo aza no tena fataoko.. :) (l)
nga???? :-o :-o :°)
12. fahamarinana
(
30/08/2008 12:31)
:arrow: ié,mamboly i ni dia zà mioty...isan'andro zà manapaka foana :°),laigako zany fa tsydiapatiente amin'io resaka zaridaina io aho fa maha-be asa na ilay manondraka aza. (l)
13. ni81
(
30/08/2008 13:00)
ié,mamboly i ni dia zà mioty...isan'andro zà manapaka foana ,laigako zany fa tsydiapatiente amin'io resaka zaridaina io aho fa maha-be asa na ilay manondraka aza.:-D :-D :-D :-D misy cousine-ko zay dia hoy izy hoe: zà tsy mba mila voninkazo maniriniry izany fa manjary tsy ahafahako mandeha @ zay tiako aleha fa mbola hieritreritra hoe sao maty ao fa tsy voatondraka.
14. fahamarinana
(
31/08/2008 08:18)
:arrow: ka ny ahy tena maty tao fa adinoko ny naisy rano azy nefa zany efa mba bambou anaty vera lava an,juste manampy rano de tps en tps fa tsy tadidy e...... (l)
15. mirana5
(
18/09/2008 10:02)
Raha asiana coupelle misy labiere koa dia misotro an'io ry zalà dia mamo mitsipatsipaka, zalahy tia labiera nefa tsy mahatanty!
Andramo ange é! :idea:
Andramo ange é! :idea: