dinika fiiavana madio

1. Kapistra ( 29/07/2008 10:43)
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e!
Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!.
Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zany ianareo roa dia tsy horohana eo amin'ny vavany izy fa eo amin'ny saokany e!
tena misy lanjany io a! mihoatra @ ilay orokabe ny vazaha ireny.
Raha tianao indray izy ny ho ngômangôma aminao a!,dia rehefa miaraka ianareo any anaty bus oh:dia tazomy ny tanany,ataovy malefadefaka ny fitazona azy,
tena hanembona anao foana izy.
Raha tianao indray izy ny hanofy anao a!dia ny ankihibe tanany no safosafoina malefadefaka,ny alina ihany tonga dia manofy anao iny .
Fa raha tianao indray ny tsy hisaraka aminy ,ataovy massage kely izy rehefa 'lay valabalaka iny,ary lelafo avy any ambany mankany ambony ny lamosiny.tena tsy misaraka aminao intsony io.
Tandremo anefa sao ilay sipa efa nahita fiainana be ireny no ataonao io,fa na lelafinao madio hatramin'ny tsikokony aza ,firany* fôna ianao.
izay ary fa dia bonne chance e!
ilazao ihany aho rehefa tonga ilay andro.
dikan-teny
ngômangôma=manembona na malahelohelo matsiarotsiaro.
firany=hisarahany
répondu par Kapistra le 29/07/2008 19:26
2. namana2008 ( 29/07/2008 11:13)
Mampiesona ndray ny akama annn. lol
3. diamondra27 ( 29/07/2008 12:25)
lety koa leisy tsss
de ho anle efa nahita fiainana zany de atao ahoana? tsy mila massage tsony ve
hitako we tsy miady ihany zany kozy nareo zany
sa efa voafitra tany razoky aloha
4. Kapistra ( 29/07/2008 14:22)
namana2008>
Mampiesona ahooooaaana ary.
Torohevitra fotsiny ny ahy io.Azonao raisina,azonao tsy raisina.
Nahasoa ny namana io dia zaraiko ihany aloha,fa sao dia mahasoa ny hafa koa.
5. serena ( 29/07/2008 18:39)
Merci t@lay hevitra e kay ve zany ny ataoni lehilahy e ho mailomailo aho manko zany :lol:
6. Kapistra ( 29/07/2008 19:26)
serena>
Mailomailo ahoana ary ianareo,hevitra ho fanamafisana ny fifankatiavana ve dia hahamailo. :roll: :roll:
Dia mba inona ary ny torohevitra avy any aminareo vehivavy indray mba hohenoina e!,hanamafisana izay fifankatiavana izay.
Izany hoe ny adino amin'io ambony io fotsiny dia ny teny mamy sy ny tambitamby.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398