FITIAVANA
1. rhh
(
29/07/2008 09:47)
Lalina ihany ity fitiavana ity ry zareo ah ! tia eo tia nefa ny tena olana hainareo moa lay hoe : " L'amour devient haine " haitraiza ary ny halalin'io fitiavana io fa amiko aloha dia rhf fitia tsy mifamaly dia miova tanteraka lay hoe tia e ! " Niova ho lasa leo ny ho mandrakizay toa tapitra hatreo " hiran'i Poopy io.
novalian'i rhh ny 31/07/2008 06:55
2. orchidah
(
29/07/2008 10:48)
"l'Amour devient haine" marina io teninao io, satria ny olona tsy mivavaka intsony ny ankamaroany nefa mba jereo ange ty tenin'i Fréderick A.Agar ty hoe" L'amour ne demande jamais combien dois-je faire, mais plutôt combien puis-je faire". Ny mpifankatia zany tokony hifamela fona fa saingy tsy tokony ho araraotin'ny anakiray zay fa fanasitranana ho an'ny mpamela koa zay.
3. xxx
(
29/07/2008 10:54)
Amiko manakona, ny fitiavana dia fitiavan-tena fotsiny . Ka tsy tokony hahagaga raha toa ka miova ny fitiavanao satria isika olombelona mihitsy no tsy mahay mifaly amin'izay hananàna fa mitady zavatra hafa foana. Ary ny tena loza, rehefa miaraka elaela izay dia ny fahazàrana sisa no mibahan-toerana.
4. orchidah
(
29/07/2008 11:07)
Tsy te hamaly be an'i XXX fahatany ah fa moa v tsy azo atao ny mba miala amin'lay fahazarana fotsiny e, mba miezaka fona mitady izay hampiova tsaratsara kokoa ilay fiainam-pitiavana. Raha zany v hisy toka-trano vanona mintsy amin'ity tany ity.
5. xxx
(
29/07/2008 11:23)
orchidah:
Tsy te hamaly be an'i XXX fahatany ah fa moa v tsy azo atao ny mba miala amin'lay fahazarana fotsiny e, mba miezaka fona mitady izay hampiova tsaratsara kokoa ilay fiainam-pitiavana. Raha zany v hisy toka-trano vanona mintsy amin'ity tany ity.
Azo atao tokoa ny mikolokolo ny fitiavana, ary marina ny anao hoe izay no ataon'ny sarambambe-bahoaka. Ny zavatra tiako ho tenenina dia hoe na hikolokolo eo ary enao ka rehefa tsy mifanaraka amin'ny sainy anakaray iny dia simba foana ilay fitiavana. Satria ny fitiavana dia fitiavan-tena fotsiny.
6. ainaheri
(
29/07/2008 11:56)
Inona zao hanaovana xxxx raha hamaly an'ity dinika ity??? Fitiavana inn zany?? :roll: :lol:
7. xxx
(
29/07/2008 12:05)
aza mampihomehy enao ry ainaheri. :lol: Tsy lazaina ange no nangatahako fa tsy xxx e!
8. rhh
(
29/07/2008 12:39)
Ekeko daolo zany hoe mila mamela sns fa misy toe-jav tsy azo amelana tsony toy ny vono. Raha toa mamono ny vavy ve ny lahy ? raha toa manambany ve izy ? raha toa tsy manaja ve ? dia mbola tsy hivadika ho haine mba manana hambo koa anie ny vehivavy e !
9. ainaheri
(
29/07/2008 12:44)
xxx:
aza mampihomehy enao ry ainaheri. :lol: Tsy lazaina ange no nangatahako fa tsy xxx e!
Eka ouzy :-D :-D:-D ao omeko mofo bol fa mahay mamaly lotra =))=))=))=))
10. diamondra27
(
29/07/2008 12:56)
ainaheri:
Inona zao hanaovana xxxx raha hamaly an'ity dinika ity??? Fitiavana inn zany?? :roll: :lol:
-------------------------
:-D :-D :-D
mba zarao le mofo baolina raha tena manampitiavana anah lah :-D :-D :-D
saika hanao xxx za fa aoka ihany
11. ni81
(
29/07/2008 13:21)
Zà koa saika hiteny mihitsy teo hoe: tena te hihinana mofo bôl mahita ireo @ ainaheri ireo :)
12. ainaheri
(
29/07/2008 14:39)
Diam's>> Ao fa zaraiko zany ee,d inn refaveo:Fitiavana mofo bol ve? :-D :-D :-D :-D
niraikambivalopolo>> Vao nataoko t@ alahady io,betraka lotra d ni-congeleko ny sasany hihihi
niraikambivalopolo>> Vao nataoko t@ alahady io,betraka lotra d ni-congeleko ny sasany hihihi
13. zoozoo
(
29/07/2008 20:09)
fa aona ko nareo zany e!
lasa hors sujet daoly, :D :o :lol: :lol:
lasa resaka mofo baolina ndray ve le izy
lasa hors sujet daoly, :D :o :lol: :lol:
lasa resaka mofo baolina ndray ve le izy
14. ni81
(
29/07/2008 20:22)
fa aona ko nareo zany e!ka tsy nahita ambara t@ ilay resaka fitiavana dia noana tampoka nahita ilay mofo bôl fa miala tsiny e :lol: :lol:
lasa hors sujet daoly,
lasa resaka mofo baolina ndray ve le izy
15. ainaheri
(
29/07/2008 20:23)
ok zoozoobe ah lol,.....dsl rhh a ^:^ ^:^
Tsy zaraiko ndray ny mofo baoliko fa bedy za :-D :-D
Tsy zaraiko ndray ny mofo baoliko fa bedy za :-D :-D
16. ni81
(
29/07/2008 20:27)
Lalina ihany ity fitiavana ity ry zareo ah ! tia eo tia nefa ny tena olana hainareo moa lay hoe : " L'amour devient haine " haitraiza ary ny halalin'io fitiavana io fa amiko aloha dia rhf fitia tsy mifamaly dia miova tanteraka lay hoe tia e ! " Niova ho lasa leo ny ho mandrakizay toa tapitra hatreo " hiran'i Poopy io.Fitia mifamaly mahatsara fihavanana hoy ny ohabolana, ka noho izany dia tsy tokony hiandry fotsiny fa mba manolotra koa; tsy maintsy atao izay hampifameno azy fa tsy mety ny manao mizàna tsindrian'ila.
17. ni81
(
29/07/2008 20:29)
ok zoozoobe ah lol,.....dsl rhh aAza mizara fa sao misy ilay fihazana koa ireny mofo ireny :-D :-D :-D
Tsy zaraiko ndray ny mofo baoliko fa bedy za
18. ainaheri
(
30/07/2008 04:56)
ni81>> euhhh bedy eto ané tsika manimba dinik'oul eto ee :-D :-D :-D ,Za nga misy fihazana??=))=))=))=)) nareo misy fa zay leh tsisy an'zany :-D :-D :-D :-D
