Aiza @zay ny tohin'ny dinika ry mofo baolina isany a !
Angalany fanahy eo fotsiny ange ireo fa tsy ho zarainy mihitsy akory e! :lol: :lol:
Fa aleo hanohy ity resaka ary e! Raha toa ka nanao ireo toetra lazainao: vono, fanambaniana, tsy fanajana sns...kosa ilay olona ka efa nifamela arytsy mamerina intsony dia tokony tsy hisy na hitoetra ny fankahalana. Fa kosa raha miverina dia izay angaha. Hevitro zà manokana aloha iny fa samy manana ny toetrany ny tsirairay.
Marina loatra ny anao ry ni81, ny olana @ ireny lehilahy ireny manko d saro-tiavina satria rhf mamela fona ny vehivavy dia manao fanahiniana ry zareo minia mitsapa hoe hatraiza ny fahatezeran-dravehivavy ary ataoko fona raha sahy midéfi. Rhf io toe-jvt io no mitranga d mahatofo ary lasa fankahalana lay izy na indraindray koa lasa fahazaran-drangahy lay tsy mandinika vo miteny ary tonga dia mamono rhf tsy mifanarka @ heviny. Aza gaga raha tofoko sy leo ny vehivavy