fa ahona, no, fafana ny mba dinika soratako

1. xxx ( 29/07/2008 20:50)
manin kay no fafana ny dinika soratako
novalian'i ainaheri ny 04/08/2008 16:14
2. ratonga ( 29/07/2008 21:45)
nisy Eritreritra mandalo dé lasany any :-D :-P :-D :°) :-D
3. Noue ( 30/07/2008 09:40)
xxx:

manin kay no fafana ny dinika soratako
nisy zavatra nolazainao tsy nety zany tao !


4. sipagasy ( 01/08/2008 17:50)
ary maninona kay no miafina ilay manokatra dinika hihihihi
5. diamondra27 ( 02/08/2008 09:23)
sao dia nisy tain'orona tao dia nesorina
6. yonikafopl ( 02/08/2008 10:24)
diams =)) =)) =)) =))
7. hery ( 02/08/2008 10:35)
xxx:

manin kay no fafana ny dinika soratako


Jereo sao

1. Diso lohahevitra (Jereo any @ lohahevitra hafa)
2. Tsy nanaraka fitsipika
3. Nampidirina t@ fotoana nijanonan'ny serveur



8. diamondra27 ( 03/08/2008 16:30)
yanikafopla: hihihi ka iza no mahita koa
9. bazylou ( 03/08/2008 17:11)
satria honotsy mamely dia nofafaina. :-P :-P :-P
10. Lejoba ( 04/08/2008 13:35)
ny an'i xxx kosa ne mahita zvt hafahafa soratana foana koa aiza moa no tsy esorin'ny olona
Na ianao io aza mety te hanaisotra ny vitanao taloha.
Sa atao hoe ny andry kosa tsy mamely ny resaka taonjjy satria ireto namana ireto mifanao ndry foana nefa tsy hainy fa misy lehilahy anie ny anoratany eh
sa kosa ilay lehilahy manao indry irony, dia manao zipo sy lokomena @ alina
=)) =))
11. ainaheri ( 04/08/2008 16:14)
fa inn alou le dinika ee?

Diam's>> Ssssssssssss elà ty an :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2557