dinika fiiavana madio

1. Kapistra ( 29/07/2008 09:52)
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e!
Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!.
Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zany ianareo roa dia tsy horohana eo amin'ny vavany izy fa eo amin'ny saokany e!
tena misy lanjany io a! mihoatra @ ilay orokabe ny vazaha ireny.
Raha tianao indray izy ny ho ngômangôma aminao a!,dia rehefa miaraka ianareo any anaty bus oh:dia tazomy ny tanany,ataovy malefadefaka ny fitazona azy,
tena hanembona anao foana izy.
Raha tianao indray izy ny hanofy anao a!dia ny ankihibe tanany no safosafoina malefadefaka,ny alina ihany tonga dia manofy anao iny .
Fa raha tianao indray ny tsy hisaraka aminy ,ataovy massage kely izy rehefa 'lay valabalaka iny,ary lelafo avy any ambany mankany ambony ny lamosiny.tena tsy misaraka aminao intsony io.
Tandremo anefa sao ilay sipa efa nahita fiainana be ireny no ataonao io,fa na lelafinao madio hatramin'ny tsikokony aza ,firany* fôna ianao.
izay ary fa dia bonne chance e!
ilazao ihany aho rehefa tonga ilay andro.
dikan-teny
ngômangôma=manembona na malahelohelo matsiarotsiaro.
firany=hisarahany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0918