efa tena mafy ve sa....

1. fijo ( 25/07/2008 20:25)
indroa izao tato anatin'ny tapabolana taty frantsa no nisy zaza maty tao anaty fiara,satria hadin'ny ray amandreniny tao.ny andro mafana ny fiara mihidy.

ka le fiainanave no efa mafy loatra,sa le zaza no efa tsy mahazatra ny mitaiza azy,sa dia toa ny fanana ny zaza ka mety hoadino koa hoe ao izy izay sa aiza????
2. fafa75 ( 25/07/2008 20:34)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4886e76475712
3. tess ( 26/07/2008 05:58)
na ataoko hoe sarotra ve ny fiainana dia zanaka silaky ny ainao izao no hadino! amin'izany tsy normale mihitsiny hoe adiny telo nisarahana taminy nandaozana ny fiara dia tsy tadidy hoe niaraka tamiko ilay zaza teo...
ny anay aza vao tsy hita maso kely 2segondra fotsiny ilay zaza (nièce ) dia hoe nakaiza i kalakely , sao nisy nibata teo.....indrindra amin'izao andron'ny adala mangala-jaza maro eraky ny planeta ity....na ahoana famaliny aloha dia tsy maintsy hoe ho voasazy ihany ilay rainy io e!
4. fijo ( 26/07/2008 19:52)
za koa aloha gaga mihintsy ry tess,fa mety efa tena tsy fahazarana mikarakara ilay ankizy mihintsy koa le izy.
5. ravakamalala ( 27/07/2008 13:35)
Ny antony aloha dia tsy fantatro fa ny mahalasa ny saiko amin ity resaka ity dia hoe mba ahoana zao no mety alahelon ilay raim pianakaviana mieritreritra hoe izy no namono ny zanany?? mety mahalasa gaigy ihany izany an! mino aho fa tys nanao fanahy iniana izy namela ny zanany tao anaty fiara tao.
6. fijo ( 29/07/2008 21:53)
tena tsy mila gadraina i oravato,fa izay fisainany izay dia efa managadra azy mandrapahafatiny.
7. ari.malala ( 30/07/2008 06:02)
hihihi aiza i fijo no mahita andravato eto alou e!

za kou alou d miombon-kevitra am tess mints e! tsy azo ekena hoa zany adino zany! telefone zavatra kely bitika kely iny aza tsy adino v d mainka olombelona ngeza be iny! na dia atao aza hoe matory ilay zaza tsy tokony hadino zany mintsy! eritrereto hoa hoe ianao olondehibe io aza mitsovaka refa tratry ny ocup de soleil, na miala tao anaty fiara, na mitady halokaloka refa diso mafana loatra ao anaty fiaranao, nefa d zazakely iny d adinoa ao, ts mba mampalaelo v??? tsy resaka tsy fahazarana le izy amko fa tsy firarahiana tsotra ftsn izao!
8. fijo ( 30/07/2008 19:48)
kay le nafangaroko indray ravaka sy ravato le,mitambara ianareo ravato sy ravaka fa efa ny lanitra izany no manambatra anareo an.hi hiii

ka ny telphone anie ampiasaina lava de tsy hadino,fa raha tsy zatra mikarakara zaza rehefa sempotra miasa mety tsy tadidyhoe nisy zaza niaraka tamiko teo.
9. fahamarinana ( 31/07/2008 09:43)
:arrow: tena efa tsy fahazarana mandray andraikitra angamba ka tsy tsaroana intsony hoe tokony hatao zao sy zao..mikarakara ny ankizy no tiako tenenina eto...
Dia mazana tokoa ny mieritreritra hoe namono ny zanako,eny na tsy nahy aza..mety hitapy aho raha za manokana aloha... :( (l)
10. ari.malala ( 01/08/2008 08:59)
non, valin-tenin'y tsy mpandray andraikitra izany an fijo izany! tsisy hoe ampiasaina lava sns fa olombelona anie ry fjo e! mani ts adino ny miakanjo isamaraina na ts adino ny mikaly ko adino ny zaza? ohatra ftsn hoe mpifoka sigara le oul d ny mividy sigara ts adinony fa ny zaza v tokony hoadino? inadmissible izany amko manokana! na in antony teneninareo na in d ts manaiky anzany za :°)
11. ravakamalala ( 01/08/2008 09:19)
ka izany ny lehilahy e! ny atidohany tsy mahavita manao zavatra roa miaraka izany, nisy zavatra nampieritreritra azy zay dia adinony ny zanany!
12. fijo ( 01/08/2008 20:55)
nisy mpahay momba ny toetra nanontaniana,di anilaza fa ny atidoan'olombelona,raha misy manembatsembana azy dia manjary manadino ny zavatra efa nataony.
izany ohe rah anilalao zaza ianao,no nahita mpangalatra ohatra dia adinonao,fa nisy zaza nilalao niarak ataminao miandry anao ao.
13. ari.malala ( 05/08/2008 05:57)
fijo, ts marina izany! nahoana ny vevavy ts manadino na d bedabe taoy ny in aza ny zavatra miandry azy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5775