TENA FAHALALAM-POMBA VE?

1. endrika01 ( 26/07/2008 09:14)
Fa mampaninona kay,ny fanasiana rà hatrany ambany @sakafo?Tsy famosaviana ve izany?Malagasy namako be eto aminy toerana hipetrahako,no mitantara fa ilay philipinina miara-miasa aminy,tratrany foana mamihy ireny salaka fampiasa refa tonga fadi-bolana ireny,ao anaty sakafo hoany mpampiasa sy zay mihinana eo. misy antony hafa ve?????
2. kelly13 ( 26/07/2008 09:35)
endrika01:

Fa mampaninona kay,ny fanasiana rà hatrany ambany @sakafo?Tsy famosaviana ve izany?Malagasy namako be eto aminy toerana hipetrahako,no mitantara fa ilay philipinina miara-miasa aminy,tratrany foana mamihy ireny salaka fampiasa refa tonga fadi-bolana ireny,ao anaty sakafo hoany mpampiasa sy zay mihinana eo. misy antony hafa ve?????


ndrekaky ô, inn ry kala zany oul manisy rà, et en plus rà @ fadimbolana (ra azoko tsara ny tiandry lazaina), @ sakafon'oul zany? brrrrr

8-) 8-)
3. endrika01 ( 26/07/2008 10:29)
Kelly13>tsy mba honohono fa tena fihaziny ao @kaly wé,zah avy no maloilo
4. ainaheri ( 26/07/2008 10:30)
Anontanio izy ny tena marina ,mety misy dikany io aminy.....Raha zany d tandrifiko tsara ny fandim-bolan'zay pahandro ao ,refa tonga d mankany @ resto fona za :-D :-D :-D :-D Iza no ihinana ny tsy fihinany eo =))=))=))=))
5. ainaheri ( 26/07/2008 13:22)
Mba mety mamaly faty @ fahoriana mahazo azy izy angamba,d any no itondrany azy lol
6. ni81 ( 26/07/2008 13:26)
Nisy vehivavy izay tany dago, manambady aman-janaka izy ary lazainy fa masiaka be ny vadiny. Dia nalainy hono ny divay fisotron-drangahy dia nasiany rà (règles) dia lasa nifitsaka toy ny saka io olona io. Fa amiko dia famosaviana olona izany mampihinana maloto izany.
7. naughtyboy ( 26/07/2008 13:55)
tena marina v zany otrany marikoriko ny maheno anzany sady fomba tsy mendrika aiza ko oe fihazina mintsiny le zv ,aza tsatsany ihany no fanafodiny zany.. :roll:
8. endrika01 ( 26/07/2008 13:57)
ainaheri:
Anontanio izy ny tena marina ,mety misy dikany io aminy.....Raha zany d tandrifiko tsara ny fandim-bolan\'zay pahandro ao ,refa tonga d mankany @ resto fona za :-D :-D :-D :-D Iza no ihinana ny tsy fihinany eo =))=))=))=))
Lay sipa gasy,zany hatr@nahatratrarany tampoka an le kelimaso dia tsy mihinana zay sakafo tsy hohaniny ,tsy haiko aky hoy izy raha efa nihinana ny malotony zah,nefa na izany aza de reseko @vavaka tsy hanao izany tsony io fa hiova @toetrany.
9. endrika01 ( 26/07/2008 14:03)
ainaheri:

Mba mety mamaly faty @ fahoriana mahazo azy izy angamba,d any no itondrany azy lol



Non,tena tiany mpampiasany be mintsy izy io,na mety na tsia ny asany de tena hatsarainy mpampiasany @namany rehetra.
10. endrika01 ( 26/07/2008 14:12)
ni81:

Nisy vehivavy izay tany dago, manambady aman-janaka izy ary lazainy fa masiaka be ny vadiny. Dia nalainy hono ny divay fisotron-drangahy dia nasiany rà (règles) dia lasa nifitsaka toy ny saka io olona io. Fa amiko dia famosaviana olona izany mampihinana maloto izany.



Mety marina zany!Fa refa manao zvt tsy mety hono io sipa io de tsy sahy mikozy ny mpampiasa,fa any @lay Malagasy no mimonomonona,de rehefa tonga avy any anefa le kelimaso de fihinin-dry zareo sy horokorohany ery!Nefa aiza lay fibibibibina be teo;hoatrany wé horaikitra ny ady,nefa tsisy ninn ndray:-D
11. endrika01 ( 26/07/2008 14:20)
naughtyboy:
tena marina v zany otrany marikoriko ny maheno anzany sady fomba tsy mendrika aiza ko oe fihazina mintsiny le zv ,aza tsatsany ihany no fanafodiny zany.. :roll:
hita wa,zah kou zao tsy mba hikaly any @Resto anreny tsony!:-D:-D:-D fa lainga lainga aloha fa nisy sipa tany Dago saiky nitovy lay izy ,fa ny azy hono itazonany an le bandy sipany,anjaso fa tantaraiko refa avy eo.
12. sipagasy ( 26/07/2008 15:31)
beurrkkk, kiriko beh aho mamaky ny 'post' nareo ggrrr :/
13. Ratoa ( 26/07/2008 15:50)
efa reko koa ny toa izany. Ny cap verdienne, hono, masy pipi ny sakafonny vadiny dia tsy afaka aminy mihitsy ilay rangahy.
fa ny amerikana mainty esclave fehizay no mandrora ny rano sotroin'ny tompony raha ratsy fitondra azy. Ny afrikana koa manao izany amin'ny olona ratsy fanahy aminy.
14. sipagasy ( 26/07/2008 16:59)
voir film couleur pourpre, hitako iny beurrkkk, tsy fitiavana sy famosaviana izany amiko aloha e!!!

:/
15. yonikafopl ( 26/07/2008 17:07)
ary mety ho izay doly no ataon'ireo kelimaso reo mahatonga ny Libanais hilefitra aminy an :-w :-w :-w , otran'ny azo conseiller-na ny namana ihany an =)) =)) =)) =))
16. Herimiafina ( 26/07/2008 18:02)
Resaka odi-fitia izany amiko. Tany Madagasikara no efa nahenoako zavatra toa izany rehefa hanao mission fahiny ka mahazo ny instruction farany avy amin'ny tompon'andraikitra izay manome ny info rehetra ilaina amin'ny fomban-tany, arakaraky ny toerana izay aleha.

Misy koa oahtra ilay hoe "misalaka kitoza", salakainy aloha ny kitoza vao arosony aminao.

Raha ny fanazavana ara-tsiantifika akaiky indrindra fantatro angamba dia ny resaka PHEROMONE avelan'ireny zavatra ireny any ambavan'ny olona mihinana azy no mahatonga ilay hoe tavela, sns.
17. ainaheri ( 26/07/2008 18:10)
yonikafopl:

ary mety ho izay doly no ataon'ireo kelimaso reo mahatonga ny Libanais hilefitra aminy an :-w :-w :-w , otran'ny azo conseiller-na ny namana ihany an =)) =)) =)) =))


:-D:-D:-D:-D Mety azo atao namana marina an,lol,nefa indrisy za tsisy fihazana =))=))=))=))=))


18. diamondra27 ( 27/07/2008 01:27)
Tena misy manao io , za efa nahita le vevav nanao azy ho an'ny sipany fa tsssss mahakiriko be fa tena mifitsaka tokoa ilay bandy aminy an.

tsy resaka fahalalampomba izany fa resaka egoisme, tiana ho azy irery ilay olona de tazomina


ny an'ny sasany tsy ra fa cafe indray, dia tandremo sao mandeha any amin'ny faritra sasany any nareo lelahy ka omen'olona cafe de anontaniany we: matsiro ve le cafe fa raha vao manaiky ianao dia efa voa izay

zahay tam mbola kely nampianarina tsy hinakinan-javatra any aman'olona fa ao an-trano ihany
19. ainaheri ( 27/07/2008 05:17)
Sao d mba tsy rariny lotra ee,ilay café alou eo ho eo iany f'ity salaka tsy omby vody ty no orera eee,aza voany iany......................Ary refa tratran'zay ny bandy d aona?
20. ni81 ( 27/07/2008 07:15)
Sao d mba tsy rariny lotra ee,ilay café alou eo ho eo iany f'ity salaka tsy omby vody ty no orera eee,aza voany iany......................Ary refa tratran'zay ny bandy d aona?
:-D :-D :-D Io aloha dia ny aza voa ihany fa tsy hay tsy hay izay karakarain'ilay olona ao ambadika ao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4835