TENA FAHALALAM-POMBA VE?

21. endrika01 ( 27/07/2008 09:06)
yonikafopl:

ary mety ho izay doly no ataon'ireo kelimaso reo mahatonga ny Libanais hilefitra aminy an :-w :-w :-w , otran'ny azo conseiller-na ny namana ihany an =)) =)) =)) =))



tena tsy mba vitako aky ry yonika,tonga de misoritra eny @ endriko we,misy zavatra hafahafa ataon'ity sipa ity
:^) :^) :^)
22. endrika01 ( 27/07/2008 09:10)
Misy koa oahtra ilay hoe "misalaka kitoza", salakainy aloha ny kitoza vao arosony aminao.



tsy mampite-hihinan-kanina any an-tranon'olona ntsony k'ty,ay ,ay,ay :^) :^) :^)
23. endrika01 ( 27/07/2008 09:12)
Mety azo atao namana marina an,lol,nefa indrisy za tsisy fihazana



ainaheri>aza komika wa,fa tsiiii :-D :-D :-D
24. endrika01 ( 27/07/2008 09:16)
ainaheri:

Sao d mba tsy rariny lotra ee,ilay café alou eo ho eo iany f'ity salaka tsy omby vody ty no orera eee,aza voany iany......................Ary refa tratran'zay ny bandy d aona?



k'efa voalazan'ny namana io we ,mifitsaka ka inona njay ary :-D :-D :-D :-D
25. ainaheri ( 27/07/2008 12:19)
endrika> zay ny marina kou, za komika aona klé :-D :-D
26. diamondra27 ( 27/07/2008 14:36)
ainaheri: manomboka zao lah de mailo , anontanio ny sipan lah we firy ny cycle de reguliere ve we sa tsia fa raha vao reguliere de efa kopy lah we efa ho avy ny regle-ny de tsy mandende any aminy fa any am resto mande hiiii
de aza adino koa manontany azy we firy andro ny duree

Mody adala be zany lah we mba manaraka andro lah am zay de tsy bevoka rasipakely

na zao koa mety hety we , tsy aleo ve za no hanao sakafo we :wink:

27. tsiambaratelo ( 27/07/2008 15:02)
diamondra27:

ainaheri: manomboka zao lah de mailo , anontanio ny sipan lah we firy ny cycle de reguliere ve we sa tsia fa raha vao reguliere de efa kopy lah we efa ho avy ny regle-ny de tsy mandende any aminy fa any am resto mande hiiii
de aza adino koa manontany azy we firy andro ny duree

Mody adala be zany lah we mba manaraka andro lah am zay de tsy bevoka rasipakely

na zao koa mety hety we , tsy aleo ve za no hanao sakafo we :wink:






komika doly nareo kah!fa tena makiriko kosa klou e,maninona raha avela libre
de zay,fitiavana asiana haingokaingony zany,sady tsy mety e,mampalahelo
le olona tratran'izay,tokony tenenina aminy we,asiako an ty ny kaly nao,hi hi hi,satria enao tsy mivaklou anah,de kopy izy ,de........
:°) :°) :°) :^) :^)
28. ni81 ( 27/07/2008 15:16)
ainaheri: manomboka zao lah de mailo , anontanio ny sipan lah we firy ny cycle de reguliere ve we sa tsia fa raha vao reguliere de efa kopy lah we efa ho avy ny regle-ny de tsy mandende any aminy fa any am resto mande hiiii
de aza adino koa manontany azy we firy andro ny duree

Mody adala be zany lah we mba manaraka andro lah am zay de tsy bevoka rasipakely

na zao koa mety hety we , tsy aleo ve za no hanao sakafo we
:lol: :lol: Ka raha mpisera eto koa izy dia efa hitany io torohevit'i diamondra io? :-D :-D :-D
29. endrika01 ( 27/07/2008 16:05)
nisy gasy vhv zay namako,de izy be mony be t@ tarehiny!
de refa tonga ny 1er regle-ny dia hosorany @ tarehy dia tena
malandy be ny tarehiny,tsy mahagaga raha tsy manoroka vhv mintsy zah
ndraindray satria mailo! :-P :-P :-P
30. ni81 ( 27/07/2008 17:58)
nisy gasy vhv zay namako,de izy be mony be t@ tarehiny!
de refa tonga ny 1er regle-ny dia hosorany @ tarehy dia tena
malandy be ny tarehiny,tsy mahagaga raha tsy manoroka vhv mintsy zah
ndraindray satria mailo
Gasy ve no manao toy izany t@ tarehy? :roll: Mahita atao mihitsy...
31. ikaretsaka ( 27/07/2008 18:37)
diams> soa ihany za fa rehefa miasa any ambanivolo ireny dia izaho ihany no manao ny cafe-ko (za cafeolique be)
fa amiko io ohatran'ilay fitia sy fisainana hoe hoe "efa nataoko homan'ny ..... iny olona iny"
de ny azy izany dia heo efa nataony nihinan'ny....ranon-dregle-ny!
32. yonikafopl ( 27/07/2008 20:04)
nena kosa kalou raha olona tiako tsy ampihinanako maloto zany eee, fa raha oh kosa ka fanafody mampalefaka reny oll tsy ivalozana reny hummmmmm :-w :-w hataoko ihany ra mahasoa kle :-P
33. endrika01 ( 27/07/2008 20:57)
yonikafopl:

nena kosa kalou raha olona tiako tsy ampihinanako maloto zany eee, fa raha oh kosa ka fanafody mampalefaka reny oll tsy ivalozana reny hummmmmm :-w :-w hataoko ihany ra mahasoa kle :-P



Tsy aleo ve mifapisotro rano volamena,toy izay rà menamena sa akory ry yonika.Bediko ndry mianamianatra an-dry kelimaso a:-D:-D:-D
34. ainaheri ( 27/07/2008 21:41)
diam's>> misotra lesy t@ torohevitra aa, D iza mou zany no anontaniko? :roll: :-w :lol:
35. ni81 ( 28/07/2008 06:20)
nena kosa kalou raha olona tiako tsy ampihinanako maloto zany eee, fa raha oh kosa ka fanafody mampalefaka reny oll tsy ivalozana reny hummmmmm hataoko ihany ra mahasoa kle
Zany ve?
36. kallie ( 28/07/2008 10:30)
dain
fa mety misy karazana olona / tribu tia anzany mintsy fa nahita film japoné za d vavy sy vavy mifampilelaka rà io... :{ :{ mety oe mis en scène fa sur fa tena misy sinon tsy ataony
37. sakaizakely ( 28/07/2008 14:11)
le fanontanian'i Endrika koa de mbola hoe fahalalampomba ve ?
efa hita fa voretra be zany de mbola anontaniana kou :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

mazava oaz fa mamoafady zany

ity fanandevozana ity ihany ...
38. ainaheri ( 28/07/2008 15:39)
endrika01:

nisy gasy vhv zay namako,de izy be mony be t@ tarehiny!
de refa tonga ny 1er regle-ny dia hosorany @ tarehy dia tena
malandy be ny tarehiny,tsy mahagaga raha tsy manoroka vhv mintsy zah
ndraindray satria mailo! :-P :-P :-P


Tena marina ve zany? Sao kosa Endrika mampiresaka ee,misy fofona ané iny ee,hihihi D'efa misy manao zay azo atao mitsy mba ho tsara taré an :cry:


39. ni81 ( 28/07/2008 16:11)
Tena marina ve zany? Sao kosa Endrika mampiresaka ee,misy fofona ané iny ee,hihihi D'efa misy manao zay azo atao mitsy mba ho tsara taré an
:lol: :lol: Tena mamofona mihitsy e! :lol: :lol:
40. ainaheri ( 28/07/2008 16:55)
Hummmm :-w Mivoaka tsikelikely zany sekiré-ny vevavy zany an,aiza ndray ary zany no orohana raha atahorana ny eny @ tarehiny klé :roll: :-D :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082