TENA FAHALALAM-POMBA VE?
61. yonikafopl
(
30/07/2008 14:11)
nikah sy ainaheri, ka lelana sobakaka maty nge no alaina eeeeee, zanyw e vonoina le sobakaka de ny lelany no ampiasaina.
misy an le we kou, kosehina am ravina verveine ny tanana alohan\'ny hifandraisantanana am le sipa na le bandy tiana hiaraka aminao., andramo io so de mba mety ry ainaheri :-D :-D :-D
misy an le we kou, kosehina am ravina verveine ny tanana alohan\'ny hifandraisantanana am le sipa na le bandy tiana hiaraka aminao., andramo io so de mba mety ry ainaheri :-D :-D :-D
62. ainaheri
(
30/07/2008 15:10)
yonika>> inn zany very veine?? :-D :-D :-D :-D D aona ny fikosehina azy?,=))=))=))=))
63. ni81
(
30/07/2008 15:54)
yonika :arrow: nisy an'io verveine io tokoa tao anatiny tao e! :lol: :lol: :lol: :lol: Voninkazo izany ry ainaheri a! jereo @ aterineto hoe: verveine dia hitanao. Eny @ mpivaro-boninkazo izy zao feno koa.
65. ainaheri
(
30/07/2008 18:09)
ni81>> kou tsy raha² zany ny an'ny mpivaro-bonikazo raha izany klé :lol:
66. yonikafopl
(
30/07/2008 18:42)
ainaheri, maka ravina kely 2 na 3 enao de iny kosikosehana am tanana, tsy mahazo mandray nininn nefa alohan'ny handraisana ny tanan le sipa an :-D :-D :-D
67. ainaheri
(
01/08/2008 06:14)
yonika>> d aona zany nefa za tsy maintsy hanokatra varavarana :lol:
Sao d mba tsy rariny ee....ny anareo ngah t@ zany recré tondé mody? d aona refaveo nefa mbola iverina ihanatra? T@ zany angamba mbola tsy nisy ny lalitra oo? hihihi
endrika:
Sipa niara-nianatra tamiko t@classe de 4eme,de izy mihintsy no mitatara refa recré na tsy tonga ny prof,de le andro voalohany iny hoy izy
Sao d mba tsy rariny ee....ny anareo ngah t@ zany recré tondé mody? d aona refaveo nefa mbola iverina ihanatra? T@ zany angamba mbola tsy nisy ny lalitra oo? hihihi
68. Ratoa
(
01/08/2008 14:03)
Avoretrana daholo izany rehetra izany.
Ny mony indray araky ny fantatro dia rora mafaitra, ilay voa taitra vao maraina iny no atao aminy, lelafina ny lohantànana iray dia ahosotra ny tendron'ny mony efa masaka. Tsy sasana ny tarehy. Maina tanteraka izy mpaha atoandro ny andro.
Ny sinoa, ary i Mao Tse Toung nanao izany, misotro pipi, ilay pipi voalohany @ ny maraina iny. Manasitrana ny aretina rehetra hono. Ary maha ela velona

69. yonikafopl
(
01/08/2008 17:00)
gaiiiiii, le hisotro pipi kousa kalou tena tsy lasako kleeeee, tena aleoko maty tanora hihihiihih
70. ainaheri
(
03/08/2008 07:01)
Za efa nahita reportagen'io teto france,gasy ilay veh ,nampinan'ny ......oul teo ,mahasalama hono sns sns ,nahazo oul maro² kosa alou izy ee,fa za tsy iditra @ zany kosa nama aa,........Raha oh ataon'ny oul we minan'ny ama.... zany za refa eny @ arabe d tsy ho tezitra ve? Satria efa nosotroiko lay izy hihihi...Nan, aleoko iany za tezitra ka :-D :-D :-D :-D
71. sipagasy
(
03/08/2008 09:23)
fa io anie hono ka ilay pipi voalohany @ maraina iny e!!!! fa tsy hoe pipi à andro atoandro akory no ho sotroina, efa nahita reportage momba io tokoa aho dia dia variana klehhh, fa tsary mbola nananjana kosa aloha e! hihihi mbola ho eritreretina izany....
avadiko kely ny tafa, ary ahoana indray ilay injeniera manodina ny pipi sy ny rano maloto ho rano fisotro madio tsara avy eo??????? ity technologie ity hany ka mampihinankinam-pôna annn hhmmmm :lol:
avadiko kely ny tafa, ary ahoana indray ilay injeniera manodina ny pipi sy ny rano maloto ho rano fisotro madio tsara avy eo??????? ity technologie ity hany ka mampihinankinam-pôna annn hhmmmm :lol:
72. endrika01
(
04/08/2008 13:24)
ainaheri>fa angah enao be ziztoire sy sekiré no mataotra saobakaka=))=))=)) yonika>ka raha mody mba miesona le olona hanotaniana,hi hi hi,mety milay zay lelana sahobakaka zay hoan le lhl mampirafy reny a mmhhh,de le izy zany efa maina sa le lelany vao avy vonoina iny?:-D:-D:-D
73. ainaheri
(
04/08/2008 14:52)
endrika> za ndray tsy mba manafina sy be zistoira zany ka hihi,ô kontrera lol
Fa aona kosa mou ny leh fona no lazaina mampirafy?? Ny an'ny leh mba azo arakarahana eny ihany fa misy ny sipa manao malemy mantsina ireny giravy an (manafin-tay antsalaka mou zany?)
Fa aona kosa mou ny leh fona no lazaina mampirafy?? Ny an'ny leh mba azo arakarahana eny ihany fa misy ny sipa manao malemy mantsina ireny giravy an (manafin-tay antsalaka mou zany?)
74. kelly13
(
04/08/2008 14:58)
sipagasy:
fa io anie hono ka ilay pipi voalohany @ maraina iny e!!!! fa tsy hoe pipi à andro atoandro akory no ho sotroina, efa nahita reportage momba io tokoa aho dia dia variana klehhh, fa tsary mbola nananjana kosa aloha e! hihihi mbola ho eritreretina izany....
avadiko kely ny tafa, ary ahoana indray ilay injeniera manodina ny pipi sy ny rano maloto ho rano fisotro madio tsara avy eo??????? ity technologie ity hany ka mampihinankinam-pôna annn hhmmmm :lol:
hahahaha, nde havadika coca fôna indray zany fa iza tsony no nde hisotro rano??
:-D :-D :-D
75. ni81
(
04/08/2008 16:49)
Fa aona kosa mou ny leh fona no lazaina mampirafy?? Ny an'ny leh mba azo arakarahana eny ihany fa misy ny sipa manao malemy mantsina ireny giravy an (manafin-tay antsalaka mou zany?)tena marina fa misy vehivavy mampirafy gaigivavy an! ary rehefa tratrany ilay lehilahy tena mandraingiraingy mihitsy. 8O