TENA FAHALALAM-POMBA VE?
41. nikah
(
29/07/2008 09:10)
Tsy fahalalapomba zany fa famosaviana tsotra zao,efa naheno io koa aho taloha ,ary tena ny borosy nifin'ilay llahy mihitsy hono no asian'ilay vvavy azy dia avy eo nasiany le signal roserose ireny.
Inona anefa no ifandraisan'ilay ra sy ny sentimentn'ilay olona ka lasa ho tia na hilefaka be aminy???Sao dia mba misy zavatra hafa koa mbola ampifangaroiny ao!
Inona anefa no ifandraisan'ilay ra sy ny sentimentn'ilay olona ka lasa ho tia na hilefaka be aminy???Sao dia mba misy zavatra hafa koa mbola ampifangaroiny ao!
42. diamondra27
(
29/07/2008 13:14)
ikaretsaka:
diams> soa ihany za fa rehefa miasa any ambanivolo ireny dia izaho ihany no manao ny cafe-ko (za cafeolique be)
fa amiko io ohatran'ilay fitia sy fisainana hoe hoe "efa nataoko homan'ny ..... iny olona iny"
de ny azy izany dia heo efa nataony nihinan'ny....ranon-dregle-ny!
--------------------------
soa ihany marina an
43. fahamarinana
(
29/07/2008 13:25)
:arrow: hanky va re,hafa ndraiky ity tantara iray ity...mahita raha koa ry endrik01 kah..marina moa !!! (l)
44. pseudo38
(
29/07/2008 16:10)
Reko t@ docu fa na any amintsika koa dia toa "fanao" hono izany. Izaho tsy mahalala loatra.
Rehefa tonga fotoana ilay kala dia asiany ra kely ao anatin'ny sakafon'ilay lehilahy tiana iarahana.
Honohono izany. Asa ny fahamarinana ? Heveriko angamba fa ny valin-teny tsy hita eto.
Rehefa tonga fotoana ilay kala dia asiany ra kely ao anatin'ny sakafon'ilay lehilahy tiana iarahana.
Honohono izany. Asa ny fahamarinana ? Heveriko angamba fa ny valin-teny tsy hita eto.
45. ainaheri
(
29/07/2008 18:34)
Tokony ho mailo ihany zany ny minana antranon'oul an,aleo any @ resto iany ka hihihi any tsisy riska :-D :-D :-D :-D
46. xxx
(
29/07/2008 18:49)
ny faritra aiza ao @ Madagasikara no tena mpanao ity fahavoretrana ity !euuhh, tonga dia mora hisafidianako izay ho namako) :{ :^) :evil:
47. ainaheri
(
29/07/2008 20:20)
xxx45>> Tokony ho fantatra marina ilay toerana an,mba afahana maka onon-draha :-D :-D
49. ni81
(
29/07/2008 20:42)
Tsaroako tampoka eto fa nisy boky kely ireny taloha amidin'ny mpivarotra boky. ORAKLA no anaran'izy izay raha tsy diso fitadidy aho; 10ariary no vidiny t@ zany, ny sasany hoe ALIMANAKA. Amidin'ilay olona eny @ toby fiandrasana taxi brousse ilay izy dia omeny ho jeren'ny olona eo ny ao anatiny (satria tiana ho hita hoe inona no voambara ato). Tao anatin'io boky io dia misy filazana ny hoe fanaovana ody fitia, dia io resaka lazain'i endrika01 io no voasoratra tao @ izay boky izay, fa ny azy tsy fihazana fa nasainy natao tanaty ati-na mofo dipaina dia endasindasina hono ary atao @ sakafon'ilay olona tiana ampiharana azy. Ka teo ANTANANARIVO aho no nahita ilay mpivaro-boky io (fa tsy nividy) ary olona avy ao koa no nanoratra azy fa tsy tadidiko. Satria misy manontany hoe aiza ho aiza no misy manao io fahavoretrana io???
50. ainaheri
(
30/07/2008 05:00)
Aleoko ihany ny mofo bol-ko zany ,za tsy ihinana ny mofo dipainan'i ni81 zany ka :-D :-D :-D :-D
51. yonikafopl
(
30/07/2008 05:12)
ni81 , ie za kou nahatadidy anreny boky reny, tao am dadanay nisy bedabe, de nisy anzany kou we raha ohatra ka tianao ny hahafantatra ny sekiren'oll ray, de rehefa izy le matory tsara am all iny, de alaivo ny lelana sobakaka de ataovy mifanitsy ny fony, de anontanio azy izay tianao fa hovaliany aminao.
Tao anatin'ireny boky reno no nahitako anzany kou :)
Tao anatin'ireny boky reno no nahitako anzany kou :)
52. ni81
(
30/07/2008 06:01)
ni81 , ie za kou nahatadidy anreny boky reny, tao am dadanay nisy bedabe, de nisy anzany kou we raha ohatra ka tianao ny hahafantatra ny sekiren'oll ray, de rehefa izy le matory tsara am all iny, de alaivo ny lelana sobakaka de ataovy mifanitsy ny fony, de anontanio azy izay tianao fa hovaliany aminao.Tena izany mihitsy! misy resaka isan-karazany tao anatiny.
Tao anatin'ireny boky reno no nahitako anzany kou
53. ni81
(
30/07/2008 06:21)
Aleoko ihany ny mofo bol-ko zany ,za tsy ihinana ny mofo dipainan'i ni81 zany kaHanamboarako mofo sakay tsara be fa tsy mofo dipaina e! f'angaha raha manasa namana d tsy maintsy mihinana mofo? mety ho ranom-boankazo koa kah !:lol: :lol:
54. endrika01
(
30/07/2008 07:13)
Valiako ny fanotaniany namana ery ambony.Sipa niara-nianatra tamiko t@classe de 4eme,de izy mihintsy no mitatara refa recré na tsy tonga ny prof,de le andro voalohany iny hoy izy!Hatr@io dia tsy manoroka vhv zany zah na Annif io na inona na inona,aty aminay aty zah vao sahy kely in-1 -1fotsiny.Ny azy zany ampiasainy @tenany ihany:wink:non,mahavoa anzay manoroka ihany koa kay kou:-D:-D:-D hoany ainaheri>ny volony ndray horohana e=))=)) ny lhl koa aza hono misy mahavita a,fa ny andry zareo hono tsy menamena ny lokony,hi hi hi tsy haiko aloha e!:wink:
55. endrika01

56. nikah
(
30/07/2008 11:21)
Ka raha maneno tampoka ilay sobakaka de ahoana tsy ho taitra ve ny mpatory ny yonika??? :-D :-D :-D
57. ainaheri
(
30/07/2008 12:06)
yonikafopl:
de nisy anzany kou we raha ohatra ka tianao ny hahafantatra ny sekiren'oll ray, de rehefa izy le matory tsara am all iny, de alaivo ny lelana sobakaka de ataovy mifanitsy ny fony, de anontanio azy izay tianao fa hovaliany aminao.
Tao anatin'ireny boky reno no nahitako anzany kou :)
Ary misy raha latera an; kozy ee,za zany ra vô maita sobakaka ao antrano d mailo klé:-D:-D:-D :-D :-D :-D
58. ainaheri
(
30/07/2008 12:08)
Ary aona ndray ny an'ny kofa fa toa ny menamenan'ny joba fona no resahana klé :wink: :-P
59. RATOVOARY
(
30/07/2008 12:32)
56. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 30-07-2008 14:06:40
Lohateny : Re : TENA FAHALALAM-POMBA VE?
Hoy i yonikafopl:
de nisy anzany kou we raha ohatra ka tianao ny hahafantatra ny sekiren'oll ray, de rehefa izy le matory tsara am all iny, de alaivo ny lelana sobakaka de ataovy mifanitsy ny fony, de anontanio azy izay tianao fa hovaliany aminao.
Tao anatin'ireny boky reno no nahitako anzany kou
Ary misy raha latera an; kozy ee,za zany ra vô maita sobakaka ao antrano d mailo klé
Fa le izy ve lelana sobakaka mbola velona sa lelany no alaina(tapahana) ?
60. ni81
(
30/07/2008 12:45)
Nisy koa ilay hoe alaina ny vongan-tsira dia afatotra @ kofehy fanjairana, dia raha misokatra ny vavan'ilay oul matory dia alefa moramora ao ilay sira dia manonofy izy dia apetraka aminy ny fanontaniana fa tena valiany daholo (izany hoe resaka mikasika azy an).