TENA FAHALALAM-POMBA VE?
83. rinakely1
(
05/08/2008 22:48)
Maloto dôly zany zavatra resahinareoa ato zany marina moa!! ay ay ay ny sasany zany milaza fa ni fisotroana pipi mahala velona (en plus naka an'i MAO com expemple). Nefany @zao aizy i MAO???? Nisy fiantraikany v ny fisotroana pips?? :? :? :?
84. ainaheri
(
06/08/2008 04:55)
rinakely1>> Ngah kosa nisy niteny teo oe;zay misotro pipi "tsy ho faty mandrakizay"?,Raha izany no izy tsy ho faty antoka doli ve ireny panao bizna kabôné ireny? D tsy ho hisy tsony ilay soratra "Ny alika no mamany eto" :-D :lol:
85. endrika01
(
06/08/2008 20:58)
Nareo miresaka ranomaloto io,mampahatsiahy ahy anizay sipakely zay,teo @5taona teo zah izy angamba 4,de arabe no nampisaraka ny tranony sy ny anay.Isaky ny maraina zah mitomany ao andavarangana ao fa lasa mamoha tsena i Mamanay,de sady mijery ny eo am-pita no mitomany,:P de mitanaka de mijanona kely le tomany,satria lay sipa mamany @le tavy kely reny,de refa vita de sotroiny,de voakapoka be t@rotsapaiso zah fa nitatara tami Mama wé,misotro ranomaloto ny zanaky le mpivarotra eo am-pita,de tsy nahazo nakao andavarangana tsony zah:-D:-D:-D
86. tsiambaratelo
(
10/08/2008 09:02)
Misy ramatoa comoriane zay,niara-nanofa trano taminay.
de ozizy ry zareo vehivavy,refa miresaka eto an-tokontany eo,
(ry zareo mou avo feo be de zay no nahenoko an le izy)
Rehefa tsy tianao halainolona hafa hono ny vadinao
dia asina tainosy hono eo amin'ny tokonam-baravarana,fa na inona
na inona ody gasy ataom-behivavy any ivelany any @vadinao dia
ravarava sy manjavona daholo.
Hoanareo vhv zany de aza manao maloto na zavatra tsy mamely zany @
vadinareo fa le tainosy reny zany ataovy eo @ tokonam-baravarana,iny mba dikainy fa tsy miditra am-bavany!(resaka henoko io) :-P :-D :-D :-D