Ilay anarana ps tohiny.

1. Kapistra ( 23/07/2008 15:20)
Eritreritra nandalo :
Tena mba nanambina ny filohantsika hono ilay marika 77(fito sy fito).Nasiany an’io marika io daholo io ny numeraon’ny fiarany sns,Dia izay hono no nahatonga ny anarany hoe :
Ravalo manana Marika.
Ny nahatonga an’i Diamondra27 nanao an’io ps io hono ; dia satria efa 27 hono izay ny isan’ny bandy namitaka azy.dia mba ho fahatsiarovana ireo bandy ireo hono no nanaovana io anarana ps io.Somary nampiany tononkalo be santimaka be izay ilay izy, jereo kely anie ‘lay izy e !
Je me sens triste ce soir.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/sy_sad_fille.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/sy_sad_fille.gif[/IMG]
Je m'installe devant mon ordi
Pour oublier toutes mes souffrances .Diams27
Ntsôôô mampihetsipo be.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/xpleure2.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/xpleure2.gif[/IMG]
Nisy ol iray ‘zay ndray hono an !,isaky ny mivoaka ny trano hono izy dia mahita zaoridira miparitaka etsy sy eroa,tonga eny antsena hono dia mbola mahita zaoridira miparitaka tsy mbola voaroaka foana,hatrany ampandriana hono izy dia mbola manofy zaoridira ihany,dia izay hono no nahatapaka ny heviny fa hataony razaoridira ny ps ny.
Ny an’ilay sipabe izay indray a!,dia mba tiany ny mba hiantsona azy hoe sipakely ,dia somary novana amin’ny fiteny tamin’ny androny hono ny fiantso azy ; dia nataony hoe sakaizakely ny ps ny. sakaizakely=sipakely,Taloha mantsy bokàkà ny fiantso ny sipa dia avy eo sakaiza ,dia lasa hoe sipa ,jôba sns.
Ny an’ilay ol iray ‘zay ndray an !,mampmé be ,nivarotan’ny ol kiraro marika « Nike » hono izy.« naika » ny famaky azy @ teny anglisy.
. kay hono ilay izy tsy tena izy fa fôpla,dia efa niteny hono izy hoe io « nike » io tsy tena izy fa fôpla,dia tsy misy mino hono ny ol na dia ny ol mpivavaka be aza,Dia tezitra hono izy,dia avy amin’izay inspiraka izay hono no nahatonga ilay anarana ps : io naika fôpla
…….mbola hitohy.
Aleo aloha averina ilay slogan’ny tess sao misy tezitezitra eo indray.
Ny eritreritra mandalo dia miteniteny tsy manompa,fa ny manompa ny hafa dia tsy mendrika
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 17:43
2. ratonga ( 23/07/2008 15:45)
=)) =)) =))
3. ainaheri ( 23/07/2008 15:48)
sssssss niala any ndray rakapistra klé =))=))=))=))
4. endrika01 ( 23/07/2008 16:23)
Kapistra:
Eritreritra nandalo : Tena mba nanambina ny filohantsika hono ilay marika 77(fito sy fito).Nasiany an\'io marika io daholo io ny numeraon\'ny fiarany sns,Dia izay hono no nahatonga ny anarany hoe : Ravalo manana Marika. Ny nahatonga an\'i Diamondra27 nanao an\'io ps io hono ; dia satria efa 27 hono izay ny isan\'ny bandy namitaka azy.dia mba ho fahatsiarovana ireo bandy ireo hono no nanaovana io anarana ps io.Somary nampiany tononkalo be santimaka be izay ilay izy, jereo kely anie \'lay izy e ! Je me sens triste ce soir. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/sy_sad_fille.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/sy_sad_fille.gif[/IMG] Je m\'installe devant mon ordi Pour oublier toutes mes souffrances .Diams27 Ntsôôô mampihetsipo be.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/xpleure2.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/xpleure2.gif[/IMG] Nisy ol iray \'zay ndray hono an !,isaky ny mivoaka ny trano hono izy dia mahita zaoridira miparitaka etsy sy eroa,tonga eny antsena hono dia mbola mahita zaoridira miparitaka tsy mbola voaroaka foana,hatrany ampandriana hono izy dia mbola manofy zaoridira ihany,dia izay hono no nahatapaka ny heviny fa hataony razaoridira ny ps ny. Ny an\'ilay sipabe izay indray a!,dia mba tiany ny mba hiantsona azy hoe sipakely ,dia somary novana amin\'ny fiteny tamin\'ny androny hono ny fiantso azy ; dia nataony hoe sakaizakely ny ps ny. sakaizakely=sipakely,Taloha mantsy bokàkà ny fiantso ny sipa dia avy eo sakaiza ,dia lasa hoe sipa ,jôba sns. Ny an\'ilay ol iray \'zay ndray an !,mampmé be ,nivarotan\'ny ol kiraro marika > hono izy.> ny famaky azy @ teny anglisy. . kay hono ilay izy tsy tena izy fa fôpla,dia efa niteny hono izy hoe io > io tsy tena izy fa fôpla,dia tsy misy mino hono ny ol na dia ny ol mpivavaka be aza,Dia tezitra hono izy,dia avy amin\'izay inspiraka izay hono no nahatonga ilay anarana ps : io naika fôpla .......mbola hitohy. Aleo aloha averina ilay slogan\'ny tess sao misy tezitezitra eo indray. Ny eritreritra mandalo dia miteniteny tsy manompa,fa ny manompa ny hafa dia tsy mendrika
:-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 24/07/2008 05:56)
:-D :-D :-D

mahita atao ty kapistra ty an!
sao de mba tsy mahita tory aza ndriko fa lasa saina be loatra variana mi -analyser ny psn'olona retra zao

:-D :-D :-D

Ny nahatonga an’i Diamondra27 nanao an’io ps io hono ; dia satria efa 27 hono izay ny isan’ny bandy namitaka azy.dia mba ho fahatsiarovana ireo bandy ireo hono no nanaovana io anarana ps io.Somary nampiany tononkalo be santimaka be izay ilay izy, jereo kely anie ‘lay izy e !
Je me sens triste ce soir.
http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/sy_sad_fille.gifhttp://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/sy_sad_fille.gif
Je m'installe devant mon ordi
Pour oublier toutes mes souffrances .Diams27

ay ve we hono ilay izy e, everiko fa we tena zany no dikan'io 27 io.
Tsy misy mahalala ny dikan'io 27 io mihintsy e.

kapistra: jalouse kely za fa i aina77 tsy voatenindry fa variana tam ra8 fa aona
6. Bazily ( 24/07/2008 07:57)
Nisy ndray hono oul zay isaky ny mandeh eny an-dalana izy de mahita kapsily efa perotra be fôna. Angoniny ao antranony ao dôly reny hataony solon'ny rideaum-baravarany fa tiany be.( Atohy @ rofia) Izay no nahatonga ny ps hoe: kapi-perotra = kapisotra
7. diamondra27 ( 24/07/2008 08:08)
Bazily: :-D :-D :-D
8. RATOVOARY ( 24/07/2008 08:29)
Nisy ndray hono oul zay isaky ny mandeh eny an-dalana izy de mahita kapsily efa perotra be fôna. Angoniny ao antranony ao dôly reny hataony solon'ny rideaum-baravarany fa tiany be.( Atohy @ rofia) Izay no nahatonga ny ps hoe: kapi-perotra = kapisotra
Mba eritreritra koa iny marina :-D :-D :-D :-D
9. ari.malala ( 24/07/2008 09:26)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 24/07/2008 13:25)
Perotra a!,perotra a!.Tsy aritry rabazy intsony ilay izy tonga dia nalefany.(rabazy :bandy bôka mandritsara) .Ahoana 'zao mikapa @ pataloha 'zao rabazy.Ka-perotra aho ka!
Ka-perotra ahoana ?Ino zegny raha vilagninao zegny rabazy, kape,moa sa ka piiiroootra.Tena tsa tadidiko fô lay izi.
Ah 'zay vao azoko,poritra hono 'lairy e!fa tsy nisy nahazo ny raha nokoranigny.

11. ainaheri ( 24/07/2008 14:25)
Misy raha latera ,kozy eeee :-D :-D :-D Asio tsiky fotsiny :D
12. Bazily ( 25/07/2008 05:47)
Mantsinintsiny marô! Izy koa anô tegna lelah, miboaha fa aza mifify ambadiky xxx ao fô. :-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx ( 25/07/2008 08:16)
xxx9:
Perotra a!,perotra a!.Tsy aritry rabazy intsony ilay izy tonga dia nalefany.(rabazy :bandy bôka mandritsara) .Ahoana 'zao mikapa @ pataloha 'zao rabazy.Ka-perotra aho ka!
Ka-perotra ahoana ?Ino zegny raha vilagninao zegny rabazy, kape,moa sa ka piiiroootra.Tena tsa tadidiko fô lay izi.
Ah 'zay vao azoko,poritra hono 'lairy e!fa tsy nisy nahazo ny raha nokoranigny.
Samy mandefa zay eritreriny daholo ihany fa ny sasany zany toa mitady tsy ahatanty rehefa atao.
14. ainaheri ( 25/07/2008 08:31)
bazily>> :-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 25/07/2008 10:46)
rabazy bandy bôka mandritsara,piiiiirooootra tao ambovombe,tsy nahita taratasy dia nasaindrizalahy nifitra tamin'ny voana tsilondraiketa.
rabazy ,ino marô ambaranao ?iaho bandy nianatra tankatso donc bandy efa afaka bac 'zany,iaho lehilahy mahasaky anao a!Ianao koa miboaha tao;aboahy sarinao raha lehilahy ianao!
16. ari.malala ( 25/07/2008 13:55)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. diamondra27 ( 25/07/2008 14:00)
miboaha takao agnao manangy :-D :-D :-D
mampime mitsy nareo wa
18. xxx ( 25/07/2008 14:30)
rabazy bandy bôka mandritsara,piiiiirooootra tao ambovombe,tsy nahita taratasy dia nasaindrizalahy nifitra tamin'ny voana tsilondraiketa.
rabazy ,ino marô ambaranao ?

Samy miafina nareo roa tonta fa ze potsitra na poritra mivôka tao malaky :-D :-D :-D :-D :-D
iaho bandy nianatra tankatso donc bandy efa afaka bac 'zany,iaho lehilahy mahasaky anao a!Ianao koa miboaha tao;aboahy sarinao raha lehilahy ianao!

Izy kosa tsy nanontany ze valeur-nao fa nangatahiny hiseho fa tsy hanao xxx ôtranay
Mantsinintsiny marô! Izy koa anô tegna lelah, miboaha fa aza mifify ambadiky xxx ao fô
19. xxx ( 25/07/2008 14:32)

Izy kosa tsy nanontany ze valeur-nao fa nangatahiny hiseho fa tsy hanao xxx ôtranay e! Aza mora sempotra, moramora ihany fa sao de torana ho azy eo ambody ordi eo =)) =)) =))
Mantsinintsiny marô! Izy koa anô tegna lelah, miboaha fa aza mifify ambadiky xxx ao fô
=))
20. xxx ( 25/07/2008 15:32)
Izy kosa tsy nanontany ze valeur-nao fa nangatahiny hiseho fa tsy hanao xxx ôtranay

intrôduksiôn io sady prézantassion !fa iaho tsy mifify aminy .
lery mantsy miseho mipoerapoera dia tsy maintsy homena kely azy ny valera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3602