Ilay anarana ps tohiny.
22. xxx
(
26/07/2008 05:22)
lery mantsy miseho mipoerapoera dia tsy maintsy homena kely azy ny valera.
Aiza ho aiza amin'ito no fihetsika mipoera lazainao zany?
Nisy ndray hono oul zay isaky ny mandeh eny an-dalana izy de mahita kapsily efa perotra be fôna. Angoniny ao antranony ao dôly reny hataony solon'ny rideaum-baravarany fa tiany be.( Atohy @ rofia) Izay no nahatonga ny ps hoe: kapi-perotra = kapisotra
Sa iza amin'itY, tsy mangataka anao hiseho @ ps nao fotsiny izy?
Mantsinintsiny marô! Izy koa anô tegna lelah, miboaha fa aza mifify ambadiky xxx ao fô
raha azoko izany dia i bazylou no kapisotra aminy
Raha ny fandehan'ny resaka indray de toa tsy izany angamba.
23. xxx
(
26/07/2008 09:08)
Izy koa anô tena lelah,miboaha....
Tsy mipoerapoera 'zany aminao,ny dikan'zany dia hoe;
miboaha ianao raha mafy be sns....
Tsy mipoerapoera 'zany aminao,ny dikan'zany dia hoe;
miboaha ianao raha mafy be sns....
26. diamondra27
(
29/07/2008 06:01)
:-D :-D :-D
miboaha takao anao manafo
xxx koa tena mampime , sao de tsy hainy aza io fiteninao io akia
miboaha takao anao manafo
xxx koa tena mampime , sao de tsy hainy aza io fiteninao io akia
28. Kapistra
(
29/07/2008 09:15)
slt dôly,
diamns27:jalouse kely za fa i aina77 tsy voatenindry.
Ny tanjona 'zany dia ny mba hiteraka 7 lahy sy 7 vavy e!.Satria hono menaky ny aina ilay izy sady aina be koa hono no ilaina vao ho velona ireo dia avy @ izay ilay aingampanahy, no nivoaka.
aina77.Fa ilay aina manana menaka no tiako hazavain'i diamns kely.Dia hoe inona no anaran'ilay menaka.
Ka io 'zany ny antony dia maro loatra ny ps ato e!,ka izay voasivana sy mahaliana ihany aloha no voaresaka.

29. Kapistra
(
29/07/2008 09:25)
Ary toa tsy nisy resaka tess sy teroa mihintsy tato a!,bon! tsara be ,rehefa nahatsara ilay torohevitra mahasoa.
mbola azo hampiana ilay torohevitra raha misy mitady.
mbola azo hampiana ilay torohevitra raha misy mitady.