logitiel anti-moustique

2. oOo ( 04/08/2008 14:34)
:°) misy effet secondaire ,tonga dia marary ny lohako ra vao alefa ilay izy.
3. zoukimi ( 10/08/2008 21:57)
Tsy resa-be fotsiny kosa ve iny LOGICIEL INY? Saode mba any amin'ny humour no tokony handefasana azy fa tena latsaka be za ni-test an le izy, fa misaotra an'i xxx aloha fa mahita koa nareo mahita an'ireny an!!! :-D
4. ZZZZZZZZ ( 09/09/2008 15:44)
Tena misy izany, ary izaho efa nahavita zavatra tahaka izany amin'ny éléctronique. Fréquence ambony be fotsiny, environ 20.000 Hz no ilaina apanenoina, dia mitsoaka daholo ny Moka.

Ny olana fotsiny: misy olona tsy mahataty an'izy io. Fa izaho aloha dia mahataty eh! :lol:

oOo > Raha mety regléna ny volume, dia alatsaka kely, fa tena efficacy io amin'ny Moka! :D
5. ZZZZZZZZ ( 10/09/2008 05:23)
Misy ho ana téléphone koa aza koa! :lol:

Ataovy recherche amin'ny Google fotsiny, fa AntiGnat izay no nanamboatra azy. Efficace ihany ilay izy, fa efa nandramako. :-P

Raha mi-supporté application Java ny phone-nao, dia tonga dia vita ho azy.
6. tsutsu ( 18/12/2008 10:29)
tena efficace à 70% satria mampiasa an'io aho isan'andro. le principe dia mandefa ultra-son. Fa tsy mamparary loha izany akory satria olombelona tsy my ressentir an'io. Aza mba miteniteny foana fa lasa manome hevitra tsy marina olonkafa. Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4036