Ady amin'ny fakam-panahy

1. LazaDaddy ( 24/07/2008 02:17)
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?

Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato. :?
novalian'i fijo ny 01/08/2008 21:38
2. ikaretsaka ( 24/07/2008 02:48)
misy olomasina 1 izay rehefa manao "Rainay" dia ny azy manao hoe
"do not lead us into temptation..but show us where it is"
(A de Padoue no niteny an'io)

toa rehefa hitanao le fankam-panahy ...hainao ihany ny misafidy koa!
3. LazaDaddy ( 24/07/2008 03:04)
Ka eo amin'ilay hoe "tsy haniry vehivavy ao am-po" mihitsy no ilako torohevitra. :)
4. ikaretsaka ( 24/07/2008 03:07)
well.... any @ zavatra hafa haniriana azy e :-D :-D :-D :-D
5. LazaDaddy ( 24/07/2008 03:41)
=))=))=))
6. Noue ( 24/07/2008 07:52)
LazaDaddy:

Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?

Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato. :?
dia inona no fanafodiny ?

aza mitondra anay @ fakam-panahy ! aza araham-bakiteny fotsiny ny fivavahana e !


7. rakaroka ( 24/07/2008 09:40)
:-D :-D :-D
'zaho koa aza mbô misy bandy "beaugoss Bbbe" te hiaraka amiko fa dia
:oops: :oops: :oops: aleo ny "TARIGETRA" no banjinina tsara!
'Taoko ilay olona manana "FENITRA" ireny, Toa mora manadino no afa-miala
amin'izany ihany!
8. Fleurie ( 24/07/2008 11:43)
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato.

même phrase nao io ihany averina amin' Atra matetika fa efa ady @ fakam panahy io! Dé izy manampy anao moramora eo fa mety tsy fantatrao akory oé ampiany enao fa zay lé maha Atra an'Atra é!
éviter-o tanteraka ny mitoky @ tenanao é, tsy vitanao rery io ady io :wink:
9. Mandefitra ( 24/07/2008 11:45)
Manambadia @ zay :D
10. booboo ( 24/07/2008 12:35)
eka, dia alefaso atsy @ vavolombelona na atsy @ sary rehetra ny sary avy teo :D
11. prime ( 24/07/2008 12:42)
Mandefitra:
Manambadia @ zay
... izany an... rehefa manambady ve dia tsy maniry vehivavy ao am-po intsony? :-D :)
12. Koditra ( 24/07/2008 13:30)
LD> alefaso any @ kôfa hafa ny sasany fa sao d mba mety maniry any @ndry zalah any. Sa tsy foin-draLD. :lol:
13. cutie ( 24/07/2008 13:58)
LazaDaddy [ Valio ] 24-07-2008 04:17:04
Lohateny : Ady amin'ny fakam-panahy
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?

Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato.

ialao le fitiavan-tena koa :-D
14. cutie ( 24/07/2008 14:05)
rakaroka [ Valio ] 24-07-2008 11:40:34
Lohateny : Re : Ady amin'ny fakam-panahy

'zaho koa aza mbô misy bandy "beaugoss Bbbe" te hiaraka amiko fa dia
aleo ny "TARIGETRA" no banjinina tsara!
'Taoko ilay olona manana "FENITRA" ireny, Toa mora manadino no afa-miala
amin'izany ihany!

zany an :-D :-D :-D :-D
15. rakaroka ( 24/07/2008 14:24)
cutie:

rakaroka [ Valio ] 24-07-2008 11:40:34
Lohateny : Re : Ady amin'ny fakam-panahy

'zaho koa aza mbô misy bandy "beaugoss Bbbe" te hiaraka amiko fa dia
aleo ny "TARIGETRA" no banjinina tsara!
'Taoko ilay olona manana "FENITRA" ireny, Toa mora manadino no afa-miala
amin'izany ihany!

zany an :-D :-D :-D :-D



'Nnntsss :oops: :oops: :oops:
Cutie wà dà tsa azo ilazana zava-miafina ao an-doha ao mihitsy. 'nefa lé izy
marina ny hoe mettre à sa place dia miala olana. Ilay vahaolana no tsipihina eto.
:wink: :-D :-D :-D
16. cutie ( 24/07/2008 15:33)
rakaroka
lazao daholo fa za vonona ny hihaino :-D
17. LazaDaddy ( 24/07/2008 15:53)
Mandefitra> Marina io an'i Prime io fa na efa manambady aza mbola azon'ny fakam-panahy "maniry vehivavy ao am-po"
18. cutie ( 24/07/2008 15:54)
laza
fitiavan-tena fotsiny no betsaka :-D
19. LazaDaddy ( 24/07/2008 15:56)
Fleurie> misaotra betsaka fa toa mety tokoa izay :)

koditra:
LD> alefaso any @ kôfa hafa ny sasany fa sao d mba mety maniry any @ndry zalah any. Sa tsy foin-draLD.
ny sasany amin'ny inona io ry Koditra?

cutie:
ialao le fitiavan-tena koa
zany ve? Ahoana no ahafahako mitia ny namako tahaka ny tenako raha tsy tiako aloha ny tenako? :)
20. cutie ( 24/07/2008 15:57)
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?

zany ve? Ahoana no ahafahako mitia ny namako tahaka ny tenako raha tsy tiako aloha ny tenako?

nga nivadika ho namana ndray le izy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1069