Ady amin'ny fakam-panahy
21. LazaDaddy
(
24/07/2008 16:01)
cutie> mety ho namana, mety ho sipa, mety ho vady, mety ho fianakaviana, mety ho olona tsy fantatra eny an-dalana, mety ho "iriana ao am-po" rdaholo ehefa resin'ny fakam-panahy
25. cutie
(
24/07/2008 16:09)
laza
tia tena matoa mahatsapa we fakam-panahy ny maniry vhv ao am-po :-D
tia tena matoa mahatsapa we fakam-panahy ny maniry vhv ao am-po :-D
26. LazaDaddy
(
24/07/2008 16:10)
cutie> hehehe! Rehefa tafody any an-trano aho teneniko raha tadidy fa vao ho soratana @ taratasy :)
28. LazaDaddy
(
24/07/2008 16:12)
cutie:Tsy fakampanahy io fa ota hoy i Jesosy, fijangajangana
laza
tia tena matoa mahatsapa we fakam-panahy ny maniry vhv ao am-po :-D
29. badboy
(
24/07/2008 16:26)
LazaDaddy >> Rehefa mahabe fakampanahy ny vehivavy dia andramo indray aloha ny lehilahy!! Ary rehefa tsy mety ilay lehilahy di andramo indray ny biby!! Rehefa tsisy mety ireo dia tapaho izay lavalava any f'izay angamba ny fanafody! :twisted: :twisted: :twisted:
30. haritianah
(
24/07/2008 16:56)
Lé izy koa anie na hiady @ fakam-panahy aza enao fa refa mirongatra koa ny MPAKA FANAHY dia reraka @ lé ady atao ihany é.Sa ahoana.
Nis namako zay refa mihira lé hiran'i Samoela iny dia ny azy ataony oé Maromaro ny mpaka fanahy zé hita any andalana owa,fa ny tovovavy ....
Fangaha mou solution tokoa ny oé manambadia dé tsis fitsiriritana am-po, toa ts hino an zany ao oé zay no hahafaka an'izany.Ny olona manambady mits koa anie zao no tena alain'ny vhv fanahy é.

31. barakobama
(
24/07/2008 17:09)
zô si lôm nataratr ampela de nikaiki zô oe "lôm, bikana jô ti", de lôm nikika oe "misi nifini akelakelapea,'io, lôm nitebak anatini d nivôk tao aveo las tisi lavlav toni fa las foifoi" :oops:
33. cutie
(
24/07/2008 22:43)
LazaDaddy [ Valio ] 24-07-2008 18:12:08
Lohateny : Re : Ady amin'ny fakam-panahy
Hoy i cutie:
laza
tia tena matoa mahatsapa we fakam-panahy ny maniry vhv ao am-po
Tsy fakampanahy io fa ota hoy i Jesosy, fijangajangana
LazaDaddy [ Valio ] 24-07-2008 04:17:04
Lohateny : Ady amin'ny fakam-panahy
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?
Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato.
LazaDaddy [ Valio ] 24-07-2008 18:01:52:-D :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Ady amin'ny fakam-panahy
cutie> mety ho namana, mety ho sipa, mety ho vady, mety ho fianakaviana, mety ho olona tsy fantatra eny an-dalana, mety ho "iriana ao am-po" rdaholo ehefa resin'ny fakam-panahy
34. Mandefitra
(
25/07/2008 04:33)
Efa misy arofanina aloha raha vao manambady, indrindra raha Kristianina ny tena.
Toa de amboarina ny eritreritra hoe efa miandry rafotsy any an-tanana :lol:
Ny tsaratsara moa izany de hoe miandry ilay vady hendry natolotry ny Tompo ho ahy ...
fa raha mbola maditra ihany ny eritreritra dia ny mivavaka avy hatrany no haingana indrindra.

35. LazaDaddy
(
25/07/2008 04:59)
Mandefitra:Efa "maniry ao am-po" matoa vao miteny an'io. Fa ny tiako anontaniana dia hoe ahoana ny hialana amin'io "faniriana ao am-po" io?
Toa de amboarina ny eritreritra hoe efa miandry rafotsy any an-tanana
Ohatra ary hoe manana sipa ianao. Ianao eo am-pikarakarana latabatra fihinanana iny no sendra mitodika any aminy mahandro kaly ka avy hatrany ianao dia :roll: ao am- (l) . Na ohatra hoe rehefa mandeha milomano ianareo, sns...
36. Mandefitra
(
25/07/2008 05:32)
Eo anie no mampitombona an le hoe manambady, satria raha ara-tsoratra Masina, dia ny vady irery ihany no tokony hanaovana firaisana.
Donky, ra mbola sipa, de efa ampiononina ny saina fa tsy afaka ny hotanterahina ny filana, ka ra zavatra tsy azo tanterahina, aleo tsy sainina akory.
Ny tena mahatonga le faniriana ao ampo mantsy de satria mihevitra ny tena fa azo atao le izy ... sa ahoana?

37. ari.malala
(
25/07/2008 07:43)
mandray an-tendrony b loatra kosa ilay fanontaniana farany k! ary ny tena loza aza d le we
badboy, tena tsy miavaka mints ny maha badboy anao amle torohevitra an :-D :-D :-D :-D
mety ho namana, mety ho sipa, mety ho vady, mety ho fianakaviana, mety ho olona tsy fantatra eny an-dalana, mety ho "iriana ao am-po" rdaholo ehefa resin'ny fakam-panahyfa manin raha mba ampiakarina ambonimbony kokoa noho ny eo am ceinture ny eritreritra e! ko raha tsy ty io filahiana io no mibaiko anao ko!!!
badboy, tena tsy miavaka mints ny maha badboy anao amle torohevitra an :-D :-D :-D :-D
38. ravakamalala
(
25/07/2008 10:34)
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?
- ialao ny "circonstance" mety hitondra anao amin ilay fakam panahy ( aza mijanona irery miaraka aminy any amin ny toerana mangingina ohatra, na manaova zavatra hafa manalavitra ny sainao amin ilay eritreritra,... )
- rehefa tratra ny fakam-panahy ianao dia mieritrereta foana hoe : hanao izay mahafalifaly ny devoly ( noho izany hanao izay mampalahelo an 'andriamanitra) sa ny mifanohitra amin izay.
39. cutie
(
25/07/2008 14:41)
LazaDaddy [ Valio ] 25-07-2008 06:59:49
Lohateny : Re : Ady amin'ny fakam-panahy
Hoy i Mandefitra:
Toa de amboarina ny eritreritra hoe efa miandry rafotsy any an-tanana
Efa "maniry ao am-po" matoa vao miteny an'io. Fa ny tiako anontaniana dia hoe ahoana ny hialana amin'io "faniriana ao am-po" io?
Ohatra ary hoe manana sipa ianao. Ianao eo am-pikarakarana latabatra fihinanana iny no sendra mitodika any aminy mahandro kaly ka avy hatrany ianao dia ao am- . Na ohatra hoe rehefa mandeha milomano ianareo, sns...
ka efa we ialao le fitiavan-tena ka in ndray :-D