fomba fiteny
21. ari.malala
(
25/07/2008 14:13)
za alou raha misy olona haiko hoe hande hanao entretien na hanao test na fanadinana d bonne chance na mahavità soa e! izay no filazako
22. fahamarinana
(
25/07/2008 15:37)
:arrow: aty toa lasa hoe "merde " no lazaina olona hanao exam na hanao entretien....tsy dia azoko loatra fa samy manana ny fanaony moa. (l)
23. diamondra27
(
27/07/2008 01:36)
arimalala: kay zay le mila hay satria samy hafa ilay culture akia a
24. mrtacha
(
24/02/2011 22:19)
Misaotra betsaka @ ireo nahavatra mampianatra mba tsy ho very ireo fomban-tsika Malagasy.
25. mrtacha
(
24/02/2011 22:20)
Misaotra betsaka @ ireo nahavatra mampianatra mba tsy ho very ireo fomban-tsika Malagasy.
26. mrtacha
(
24/02/2011 22:22)
Misaotra betsaka @ ireo nahavatra mampianatra mba tsy ho very ireo fomban-tsika Malagasy.
27. mrtacha
(
24/02/2011 22:23)
Misaotra betsaka @ ireo nahavatra mampianatra mba tsy ho very ireo fomban-tsika Malagasy.
28. jennicia
(
17/03/2015 02:45)
kabary amin'ny famorana no tena mahaiana ny saiko satia izah olona tia mikabary ihany fa mbola alefa miadana eny aloha noho hoe mbola eo andalam-pamoronana kabary vaovao noho tsy mitovy amin'ny izay hitahitako tany anaty boky efa manan'ny ny ahy manokana aho ny manokana famoronak azy satria tiako ny kabary tiavo io fa fomban-drazanao iray ihany toy ny fomban-drazana rehetra arahinao mihainoa amin'ny fahafinarertana rehefa misy mikabary
29. ar16
(
08/02/2016 03:20)
diamondra27:
ok merci anareo dahy
de refa misy atao batisa , kominio sns de aona ny fiteny
refa misy marary de aona