recipicéé ve azo andehanana any dago

1. xxx ( 23/07/2008 19:48)
azo andehanana any dago ve kay ny recipicéé ; tsy le recipicéé 1 ; fa efa manana 1an de tapitra ny 1an de ni-renouvelena fa mbola tsy nivaly fa le 3mois reny aloha nefa izaho andeha dago mety ve
2. ni81 ( 23/07/2008 19:51)
Raha izaho ianao aleo manontany any @ préfecture fa sao tavela any dago any. Fa maninona raha andrasana indray ilay carte 1 an faharoa iny vao mandeha e!
3. ainaheri ( 24/07/2008 05:59)
Toa tsy mety ny fahafantarako azy..... asa alou.....,ny dikan'iny amiko ahazoanao mijanona eo @ taniny mandra-pavita ny dossier-nao,efa mila vaniny izy zao k' aza mitady riska, Mankanesa any @ raprefy,na antsoy fotsiny @ phone d vita ee...ftona nampidiranao ty dinika ty efa nahavitanao ny resakareo sy nahazoanao ny valiny :wink:
Maztouu
4. haritianah ( 24/07/2008 07:26)
zà alou efa naita namana nanontany t@ prefy fa raha vao any no anontanianao dia non foana.
Taty aorina nisy fianakams miasa @ seranana gasy any dago nilaza izy fa maro ny olona mivezivezy dia io no ampiasainy fa ny date fotsiny mila respecténa tsara.
Fanazavany t@ zay mou dé wé enao miala ivelany hiditra any DAGO ts rarany na inona no taratasinao satria enao iditra ny taninao, fa refa ivoaka ny dago iditra ny teritoire ny enao dia takiny aiza ny fahfahanao miditra @ teritoire nay dé efa nomena alalana enao fa mazo mivezivezy @ teritoireny dia ekeny.Solona séjour nao iny fa provisoire fotsiny.Date ihany oy izy jerena tsara fa raha vao lany date any @ taninao dia ts tafiditra aty mitsy.
Fa ny tena fahamarinany mivantana alou tsy fantatro é!
5. ni81 ( 24/07/2008 07:41)
haritianah a! raha ilay récépissé mbola eo am-piandrasana ny carte de séjour 1 an tsy mety mihitsy. Afaka ianao mankany dago fa tsy afaka miverina. Fa raha ilay carte 1 an dia misy hoe VT Totale dia afaka @ zay; ka ny azy eto io miandry ilay carte 1 an fanindroany ka eo no tsy haiko loatra.
6. fahamarinana ( 24/07/2008 08:56)
:arrow: sady raha tsy diso aho na hiala any france ve tsy misy autorisation de sortie du territoire alaina any am pref koa sa efa tsy izany tsony zao,efa elabe io resahako io fa mety tsy valable tsony,angambany...Tsara kokoa manontany any am pref na non aza fa rehefa mody aty anie ka hilany vanona eo dia tena ho olana e e,ry zareo efa compliqués be zao.Na miandry kely mihintsy raha tsy hoe dia tena tokony atao :azavao any am pref :) (l)
7. haritianah ( 24/07/2008 13:27)
Recepicé lé miandry carte de sejour mits no lazain'ilay mpiasan'ny escale air mad taminay, zà alou mbola ts nandé t@ lé izy fa lé olona no nihizingizina taminay.
Efa tsy mila zan autorisation de sortie du territoire frantsay zan tson zao.
Ny tsara koa raha misy olona any Dago dia asaina manontany any satria ianao ivoaka ny frantsa ts rarahiny pref fa lé miditra ka raha maita olona any dago dia asaina manontany any ivato mits hi assurena an'io.
Raha manerana ny etat seghen alou tsis olana.Fa lé dago mantania any ivato dé mba omeo ampahafataro zay raha mety mba ho fantatra koa.
8. fahamarinana ( 24/07/2008 13:31)
:arrow: ny fahalalako azy haritianah,mety mbola tsy olana loatra ilay sortie ao ivato fa ilay fidirana ao am roissy na orly no mety hisy olana,izay no tsy hanaovananaovana foana fa aleo manontany direct ny mpiandraikitra ao amprefecture sao dia efa niova depuis ny lalana,sns...sns...tsy hoe tsy mino ilay lazainao aho akory an, :wink: ,fa mba handeha amin'ny saina milamina fa tsy hitaintaina lava eo rehefa hody e...Hevitro moa iny... (l)
9. xxx ( 24/07/2008 13:35)
fahamarinana:

:arrow: ny fahalalako azy haritianah,mety mbola tsy olana loatra ilay sortie ao ivato fa ilay fidirana ao am roissy na orly no mety hisy olana,izay no tsy hanaovananaovana foana fa aleo manontany direct ny mpiandraikitra ao amprefecture sao dia efa niova depuis ny lalana,sns...sns...tsy hoe tsy mino ilay lazainao aho akory an, :wink: ,fa mba handeha amin'ny saina milamina fa tsy hitaintaina lava eo rehefa hody e...Hevitro moa iny... (l)



Mbola vao hivoaka etsy Roissy ianao dia efa lazain'ny polisy hoe tsy tafaverina aty intsony raha tsy maka visa indray , en plus ny eo Ivato raha vao misy doute izy dia tsy enregistrer-ny mihintsy ny etanao
10. ni81 ( 24/07/2008 13:38)
fahama: Tsy mila izany autorisation de sortie izany intsony izao fa ilay passeport iny no jereny miaraka @ ilay carte de séjour-nao eto Frantsa. Tsy olana mihitsy ny any dago satria tanin'ny tena fa ny miditra ato @ seranana eto FRANTSA no manao sava hao ka raha tsy manana séjour ara-dalàna dia miverina any @ taninao.
haritianah: ka sao dia ilay récépissé miandry ilay carte de séjour N°2, na N°3 na N°4 io fa tsy ilay récépissé miandry ilay carte de séjour N°1. Tena samihafa mihitsy mantsy ireo.
11. fahamarinana ( 24/07/2008 13:53)
:arrow: ni81 :tena tsy arako intsony ilay resaka n°1 ,n°2;sns...hay misy be dia be toy izany zao ? Taloha manko hafa tokoa sady mora kokoa,zay no hangalana renseignement tsara sao coincé any ka loza be... (l)
12. ainaheri ( 24/07/2008 14:23)
Manoara alou mandé d tantarao eto ny tohiny ee, ....Miandry ny dinikao zany zay @ manaraka an,tafa sa aona :wink:
Za ndray tsy matoky zay lazain'ny Air mad any ,izy manao zay halafosany ny billet-ny tsy hainy akory ny lalàn'ny lafrantsa hummm,mikainkona any enao d iza no samborinao eo? ny tsara² d ny aty no maka fototra tsara ary tsy any @ air mad fa eny @ raprefy ,ilay izy kou ané tsy voatery we ilay prefinao iany no antsoinao ee,na ny départe hafa aza azonao anontaniana an'zany,any angamba enao mety ahazo valiny mahafapo,ra mbola manalika d ovay ndray ny prefecture antsoinao,sûr aho fa ahazo ny rariny @ zay enao :D
13. ni81 ( 24/07/2008 15:01)
Aleo azavaiko tsara. Raha mampiditra demande volana jolay, dia miandry roa volana aorian'io tsy omeny na inona na inona fa miandry, izany hoe mandinika ny dossiers ry zareo; dia tapitra io 2 volana io (septambra zany) dia zay vao mahazo récépissé N°1 valable 3mois. Dia misy convocation alefan'ny ANAEM miantso ilay olona hanao formation d'intégration dia izay vao mahazo ilay carte de séjour temporaire de 1an. Dia miova isan-taona iny carte iny aloha mandra-pahazoany ny zom-pirenena, dia izay no hilazako hoe n°1,2,3. Taloha manambady 2 ans dia mahazo zom-pirenena fa zao 4 taona vao mahazo.
14. haritianah ( 24/07/2008 18:29)
Azoko tsara ri ni81 ny momba io recepicé lazainao io, recepicé omeny pref voalohany anao io eo ampandinihina ny dossier nao.
Meme cas aminao io no itako zany vao aingana, nanontany prefecture zahay, dé ny prefecture nisy lé olona tonda de niteny fa non tsy mazo ianao.
Dé ts nandé lé olona fa nijanona fahoriana mou no saika nandehanany t@ zay,1mois taorian'izay nisy io mpiasan'ny air mad io(marihiko fa ts mpivarotra billet air mad io olona io)fa mpanao reny enregistrement ny olona mivoaka ety ivelany reny.
Dé izy owa tamin'izay izy no nilaza taminay owé bdb oy izy ny mivezivezy eo amin'io recepicé voalohany io fa niteny izy t@ zay owé tandremo fotsiny oy izy iny billet nidiranao taty iny ts ariana mits fa exgigéna iny(ts nantany ny antony mou ao).
Zà owa ts mbola naita ny fahamarinany fa araka io lazaiko anao io raha misy olona any ivato azonao anamarinana an zany dia mantany any.Ts eo charles degaule mits ny olana fa vao miditra ny embarquement ianao ka raha mety dia mety satria any enao defa savaina owé mazo miditra ny avion makaty sa tsia.
Miditra any enao tsis miraharaha anao ny miala aty avelany mandé ianao satria iditra ivato @ taninao.
Fa raha iainga ivato ianao dia eo ivato no manamarina fa mazo miondrana hiditra frantsa enao na tsia.Donc zany any IVATO no anontaniana.
Mbola manamafy mou ao fa ny prefecture tsy anomé anao valiny zany, na mety na tsy mety dia tsy ivaky loha @ zany izy ary hapatahotra nao aza no ataony.
Tsis afa tsy ny any ivato no azonao anontaniana an zany satria iditra aty ianao aveo.
Sosokevitra io fa ts mitopo teny fatratra ao, manoro anao fotsiny owé zao no itako vao aingana io, nana ahiahy sahalanao koa lé namako fa maty ny dadany dé nijanona izy ts nandé, dé nahagaga ahy fotsiny alou tena nanadondrona bé anay mits io mpiasan'ny air mad @ enregistrement io é.Dondrona bé nareo oy izy fa azonao andehanan makany dago sy iverenanao aty io.
Dé tsy itanay mou no navaly fa na izany alou refa lasa izy dia niresaka zà sy lé namako owé mila confirmé na any ivato mits alou vao mijabaka mivoaka any zany sao ts tafiditra.
15. ni81 ( 24/07/2008 19:10)
Ireo ry haritianah no zavatra fantatro, ka sao mampidi-doza olona eo aho fa aleo izy hanontany any araka ilay tenin'i ainaheri ery aloha ery. :)
16. Bola ( 24/07/2008 19:16)
izaho indray tsy manana valiny mivantana fa ny tiako entina angamba dia ny nahazo ahy vao haingana amin ity resaka manontanitany ity...
resaka pasipaoro indray ny ahy sy ny hoe tafaverina aty ve @ ilay pasipaoro vaovao sa mila visa sa ahoana.
Dia ireto avy no nanontaniana: ny immigration sy polisy aty ivelany ary ny emigration immigration - polisy nasionaly tany Madagasikara. Ka izao samy hafa ny valiny: ny taty manao hoe mila visa ianao vao tafiditra. Ny tany Madagasikara nanao hoe firifiry no nanao an io fa tafavaoka daholo @ iny pasipaoro iny fotsiny. Na dia efa azo aza ilay billet tsy nandeha aho satria raha tsy misy afaka manome valiny entitra sy misoratra mazava dia ny ho any excuse- ko ve dia hoy ka hoy ny polisy tary hoe izao...Tsy hisy handraraha ahy angamba...Ka araka ilay tenin i Hari, marina fa mila atao azo antoka aloha hoe tafavaoka eny Ivato ve, ny afa iny vao dingana voalohany fotsiny. Tsy maintsy atao azo antoka koa fa tafiditra ao Roissy na Orly satria mbola misy fisavana ao ary tsy izay rehetra nahazo niditra avion dia tafavaoka eo @ douanes any. izany ilay tary @ dinika tary hoe tafavaoka tao Ivato dia tany vao tratra. Ny lalana eran tany koa dia hoe ilay agent farany eo @ douane alohan ny hivoahanao iny mihitsy no manana decision farany hampiditra anao na tsiaé Raha mety heveriny fa hampiditra loza ho an ny taniny ianao dia manana droit izy hi refuser ny hidirana ny territoire...Ka matoa ilay prefecture nilaza hoe tsia dia ahy manokana ity aleo henoina satria na tafavaoka avy eo ivato ka tsy tafiditra eo @ douanes dia ahoana kosa r ireto...Ary ilay olona manao vendrana...atao ahoana fa henoina dia samy vita fa iny olona iny raha sanatria an izany tsy tafavaoka ianao..inona no ataony ho anao fa miala fotsiny izy...sa ahoana hoy ianareo...sady mamangy @ fahoriana ilay niaram boina aloha fa ilay ohatra izao no tsy laitra...
ka ilay izy zany rehefa novakiko daholo 50% mety hety, 50% mety tsy hety...choix hafa koa io hoe miandry raha afaka miandry. tsy afaka miandry dia maninona raha lazaina ao @ prefecture mazava hoe zao ilay antony ka inona no azoko atao fa tsy maintsy mande aho. mampatsiaro hoe mandreraka be ny fanaovana taratsy....za koa efa leo... 8-)
17. haritianah ( 24/07/2008 20:18)
io alou raha tsy nisy efa nandé tany ka tafaverina soamantsara avec lé recepicé koa ts aita ny valiny isika nefa samy tsis sahy alou fa efa aty sao ts tafa aty eo.
Nefa koa ny vitany sasany koa mety ts ho vitananao sao tonga @ toronao vao ts tafa.Lé aty mantsy to miovaova arakaraka ny zé tin'lé olona anaovana anao eo dé zay ary tsy azo idirankevitra mintsy.
Msotra bola à.
18. ainaheri ( 25/07/2008 05:07)
Zay ny tena marina,raha nety aza ilay izy t@ rakoto mety tsy ho hety @ anjaranao d ho lazainao fa mandainga i rakoto @ zay......Ny tena izy d angony tsara alou ny ranomaso d avelao vita tsara ny paps,mankany dago refaveo,any vô mnararaotra mitomany :cry: atao akory mou ....tsy hainao izay lalàna miafina any ambadika any ,midi-bingo eo ianao
19. ni81 ( 25/07/2008 05:20)
Nisy namana mivady izay niala tany dago t@ ireny gidragidra 2002 ireny. Nangataka ttasy izy ireo fa tsy mbola nivaly t@ 2005. Maty ny dadan'ilay lehilahy, dia hoy ny sasany hoe mandehana mankany dago mandevina fa afaka ianao @ iny karatrao mavo iny, ny sasany manao hoe mijanona fa aza mandeha fa tsy mety iny... Tsy nandeha izy fa nijanona na dia mafy taminy aza izany tsy nahita ny fandevenana ny rainy izany.
20. ainaheri ( 25/07/2008 13:36)
ndrindra mou refa sendran'ireny martiniquais reny ianao d aleo tsy manontany fa ratsy toetra no be fialonana fatin'alika :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1867